Théories du complot (izahay olon-tsotra manohitra an'ireny mpandainga @ fanjakan'ny firenena mandroso izay manafina ny fahamarinana momba ny OVNIs)
Démagogie
Lutte des classes (Ny mpanana ihany no mahita tombon-tsoa @'ity hetra vaovao ity).
Naneho ny fahendreny ny mponin'ny faritra Ananona t@ nanehoany ny tsy fankasitrahana ny kandidà Rabe @ alalan'ny fahalaniany ny kandidà Rakely mpanohitra azy (Firy isan-100 no nifidy ? Nahafantatra ny antsipiriany momba an'ireo kandidà 2 ireo ve ny mpifidy ? Mba nitovy ihany ve ny financement-n'izy 2 ? Nampiasa fikafika fanaovana prôpagandy be dia be ve ilay nandresy ? Misy ve ny nifidy an'dRakely nohon'ny antony hafa ankoatry ny fanohanany ny fandaharany ? Tena tsy nanafina inona na inona ve ny kandidà ? Tena midika tokoa ve ny vokatry ny fifidianana fa mankasitraka an-dRakely ny mponin'i Ananona ?)