Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala
(
04/06/2008 08:44)
marina ndray sa tsy marina?
Miala tsiny fa am teny frantsay fa mail vao azoko vao teo ity!
Dis à tous tes contacts qui sont dans ta liste de ne pas accepter le contact 'gwen@hotmail.fr' c'estquelqu'unqui va pirater ton ordin...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 05/06/2008 07:16
xxx
(
04/06/2008 08:05)
mariage religieuxmusulman sy protestant:possibl ve eto tana?
manakôry daôlôôô,
za rreto dé manana olana goavana a!zazan protestanta.misy olontiko any,nisipa izahay,tsisy problème mits atreo.na resaka sakafo sy toaka,tsis problèm mits.zao nefa izahay ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2008 20:14
ari.malala
(
04/06/2008 07:53)
he he he andramo anie e
klikeo http://www.tatuagemdaboa.com.br, avy eo andraso hitranga hatram farany le sarina sipakely ao io, d apetrao ao am case 1 ny anaranao, d ny surnom ao am faharoa, aza mametraka adresse e mail fa ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/06/2008 09:57
nygasysoafifameno
(
03/06/2008 23:09)
tafa dinika fanabeazana ho olom-pirenena tia tanindrazana
48 taona (1960 2008) izao no mzava be fa ny fitondrana Tsiranana-pisodia Ratsiraka-arema Ravalomanana-TIM dia samy lonaka anaty fitaka sy sandoka ara-pifidianana ary mandany be manimba ara-drafitra sy...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2008 12:34
Belami
(
03/06/2008 21:32)
Sarandalana makany Dago
Fotoana toy ny inona tsara no tena maha mora ny sarandalana makany Dago ao anatiny taona?...
tohiny
novalian'i Belami ny 11/06/2008 17:34
fijo
(
03/06/2008 20:26)
fanafoanana fanambadiana satria tsy virjiny.
herinandro mahery izao eto frantsa ,no lasa resabe hatrany ambony "namoaka hevitra mihintsy ny minisitry ny fitsarana".
ny nahatonga io resabe io,dia nisy mpivady silamo,izay nofoanana ny fanambadian...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/07/2008 21:54
ainaheri
(
03/06/2008 18:01)
Fa inona ny tsy azo atao,dia inona no azo?
Misy dinika vao niforona zay ao @ dinika manokana,momban'ny teny ratsy ilay izy,dia mba ahoana ny eritreritrareo @ io?...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/06/2008 10:51
xxx
(
03/06/2008 16:17)
Hebergement ao Londres (hotel, auberge sns...)
Sao mba misy afaka manome information momba ny toerana abordable (hotel, auberge, sns...) azo atoriana 1 alina ao Londres?
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 16/06/2008 11:54
zandrikely
(
03/06/2008 15:26)
WALEX
mba saika anontany za hoe nisy olona nandefa mini bus ve tao am walex ho any mada ny juin teo de lasa ve le vam sa aona , nolazin i stephane manko hoe tsy nisy mini bus lasa mihint...
tohiny
lpeter
(
03/06/2008 13:31)
l'amour rend fou
chaque fois tout le monde est aveuglé par l'amour mais aujourd'hui l'amour demande une telle fortune et une telle richesse quand tu n'a pas d'argent, une voiture luxe ou un moto luxe quel qu'une ne ...
tohiny
novalian'i Belami ny 05/06/2008 19:48
RNLS
(
03/06/2008 11:40)
Mitady hira
Mba mila ny tononkira ny Manou Pazzapa 5 ilay hoe "laisse-moi chanter"
Misaotra ...
tohiny
lemenakely
(
03/06/2008 11:27)
Tsy sarotra izany ny fiainana fa....
Tsy sarotra ny fiainana fa isika olombelona no manasarotra azy satria fahiny :"tain omby nivadika aza tsy nisy sahy naka "ary hoy ny NTAOLO hoe:" aza ny lohasaha mangina no jerena fa ANDRIAMANITRA an...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 09/06/2008 09:03
ari.malala
(
03/06/2008 07:45)
Manao ahoana raha...
Mba manao ahoana aza raha asiana séance de question - réponse ao am-piangonana mandritra ny toriteny? mba hevitra nitsiry tao antsaiko io tam alahady teo... ohatra hoe misy andininy tsy mazava d ame...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/06/2008 03:59
ari.malala
(
03/06/2008 07:11)
ccleaner
Miarahaba ny mpisera rehetra, naika hanontany za, inona kay ny tena asan'ny ccleaner?...
tohiny
novalian'i iryjob ny 03/07/2008 14:54
orona
(
03/06/2008 06:26)
dinika manokana
Mety vokatry ny olana arateknika iany ve sa vokatry ny fanakanana fa toa tsy tafiditra dinika manokana mitsy. Patience a ses limites....
tohiny
novalian'i ainaheri ny 14/06/2008 06:34
ravatorano
(
03/06/2008 05:53)
Ndao hihazakazaka 2008
Misy hetsika iray izany karakarain'ny mpikarakara (Media consulting/orange) ho tanterahana amin'ny 08 Jiona izao manomboka amin'ny 09 ora maraina ka hanasana antsika rehetra hihazakazaka.Hisy fandrais...
tohiny
novalian'i andryrabe ny 12/06/2008 14:31
raritina
(
02/06/2008 19:27)
malalatiana tif a tif
mba te hahazo ny tononkira io...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/06/2008 08:03
xxx
(
02/06/2008 14:36)
diso ve aho???
niaraka fito taona zahay mbola tsy vita n'inonona, dia tsy maintsy nisara-toerana noho ny asa, mbola tsy niara-nipetraka izahay aloha, ny ela moa maharay roa dia lasa nitia olona hafa zaho nefa tsy ti...
tohiny
novalian'i volana1 ny 16/06/2008 11:46
Lemonja
(
02/06/2008 12:49)
Donakafon'ampombo
Mba mitady ny tononin-kiran'i Levelo iny ny havana e, "Donak'afon'ampombo" ny fahafantaraka azy (fa asa izay tena lohatenininy)! Dia misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/06/2008 20:42
lpeter
(
02/06/2008 12:32)
logiciel photoshop de taille moyenne
je cherche un logiciel photoshop de taille 13.0 Mo, et je besoin votre aide ...
tohiny
novalian'i soatokoa ny 10/06/2008 14:58
