he he he andramo anie e

1. ari.malala ( 04/06/2008 07:53)
klikeo http://www.tatuagemdaboa.com.br, avy eo andraso hitranga hatram farany le sarina sipakely ao io, d apetrao ao am case 1 ny anaranao, d ny surnom ao am faharoa, aza mametraka adresse e mail fa ts ilaina akory, d klikeo le " *vizualizar "* d andraso izay hipotra eo hihihi mazotoa daolo
novalian'i kelly13 ny 27/06/2008 09:57
2. ratonga ( 04/06/2008 08:28)
tsy misokatra lé jereo eto :-P
eto tsindrina dé mivoka lé kilalaon'i ari.malala, mampimé kosa lé izy an:-D
misotra nizara é!!!:lol:
3. Koditra ( 04/06/2008 10:43)
=)) =)) =)) =))
ari.malala nga misy tatouage?
4. endrika01 ( 04/06/2008 11:45)
ari.malala>tsy tadidiko ny anarako,hi hi hi
azo apetraka ve we endrika01 :-P =)) =)) =)) =))
5. ainaheri ( 04/06/2008 11:54)
:-D :-D :-D :-D Za kou nana beu klé =))=))=)) anrana hafa nataoko d nivoka teo d ouzy za we fa aoana,za ve no maminany ny tatou sa aona klé,hay le izy zay soratanao misokatra eo =))=))=))
6. sytl ( 04/06/2008 13:56)
tsy ratsy!! :D
7. endrika01 ( 04/06/2008 16:58)
Neveriko we nue le sipakely tam volou hi hi hi:-P,hay mbô nisy trala la iany tao=))
8. ari.malala ( 05/06/2008 07:49)
koditra, ieuu, ny pseudo anao mitns zao no tatoo ako aty:-P :-D :-D
9. Nickovy ( 07/06/2008 19:51)
=)) =)) =)) =)) =)) TENA TSY RATSY INDRAY INY KLE =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. kelly13 ( 07/06/2008 20:16)
tsy haiko na za no fazé, fa ty no nipoitra tao
http://www.tatuagemdaboa.com.br/
11. kelly13 ( 07/06/2008 20:17)
===>tsisy n'inon'inona nipoitra no tiko lazaina :-w
12. kiadi ( 08/06/2008 08:09)
kiiii!! ny anarako ve nama teo @ fitombenan'ilay bandy le tsssss :-D :-D :-D
mandeh io kélly an
13. mmmhh ( 09/06/2008 08:10)
:-D :-D :-D
14. ari.malala ( 12/06/2008 07:01)
hahahahaha! tratra ndray trimobe marina! hahahaha! sady nareo samy ngezangeza iany reo ka nanin ts nitabatabana izy e :-D :-D :-D :-D :-D
15. oliviah ( 12/06/2008 15:04)
Asio hafa ndray.
16. Simpona ( 14/06/2008 08:44)
Nen'le le kof kosa tsss ... de nen'le le sipa zao tokony tany ambany zipo tany le tatouage no nataony :lol: :lol: :lol:
17. kelly13 ( 27/06/2008 09:57)
:oops: zao vao nety le izy! hihihihi! imaginer-ko oe mitovy @ i kiadi le bandy! hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2507