logiciel photoshop de taille moyenne

1. lpeter ( 02/06/2008 12:32)
je cherche un logiciel photoshop de taille 13.0 Mo, et je besoin votre aide
novalian'i soatokoa ny 10/06/2008 14:58
2. Jeankely ( 03/06/2008 04:14)
Tsy mahay teny Malagasy ve izany "je besoin..." zany ? Aho koa izao tena hianatra Parantsay.
3. soatokoa ( 10/06/2008 14:58)
aza de be kiritika ra jean kely a! raiso amin'ny feo ilay izy f'aza amin'ny soratra ianareo koa mety mbola ho tratran'ny mahazo an'io razoky io indray andro any, ny valiny aloha dia tsy mahita aho ra lpeter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1886