Ndao hihazakazaka 2008

1. ravatorano ( 03/06/2008 05:53)
Misy hetsika iray izany karakarain'ny mpikarakara (Media consulting/orange) ho tanterahana amin'ny 08 Jiona izao manomboka amin'ny 09 ora maraina ka hanasana antsika rehetra hihazakazaka.Hisy fandraisana anjara 200 ariary ary hisy koa fizarana tee shirt sy dossard ho an'izay tonga eny.
Hisy fiara hitatitra ireo izay tsy hahatody hatramin'ny farany.Tsy fifaninanana akoriny izy ity fa natao hitadiavam-bola hanaovana asa fanasoavana.
Eny andalana dia hisy "animation" foana.
Toy izao ny lalana andehanana : miala eo Anosy dia hihazo ny 67 ha,handalo eny Tsaramasay amin'iny lalambaovao iny dia hahazo an'Ankorondrano,Ivandry ary hitody eny ami'ny Kianjan'alarobia.

Tongava maro fa ny adidy ho vita e !

:D
novalian'i andryrabe ny 12/06/2008 14:31
2. mignone ( 03/06/2008 08:17)
i ravatorano izany no mpitarika mihazakazaka ? :lol:
3. kiadi ( 03/06/2008 08:25)
tairo zoky lahy famanaraka zay an!
4. agoago ( 03/06/2008 08:46)
hande izahay fa akaikikaiky ihany no ho vitanay
5. melody ( 03/06/2008 08:52)
firy kilometra izany raha ny tena marina? Ilay hihazakazaka aloha tena tsara fa ilay setrokiny fiara ao tana no tena hahasempotra sy hampikoaka kou!
6. fanirymad ( 03/06/2008 08:57)
lavitra alou le trajet e!!
7. ravatorano ( 03/06/2008 09:33)
aza mlataotra fa misy fiara natokana hitatitra izay tsy afaka ka mijanona eny antenatenany eny
za manokana aloha dia mety hihazakazaka ihany fa hateo ampefiloha ihany e d avieo za mande 183 na 162 na 186 d eny alarobia indray za vao mamely mafy
Io koa ange rakizy ny fandraisana anjara no tena zava dehibe e fa tsy ilay hoe ho tonga aloha any fa raha izay defa tsy maintsy izaho no mprime amin 'io
=)) =)) =)) =)) =))
8. Koditra ( 03/06/2008 10:03)
Efa voalazan'ny zokibe ravatorano fa tsy fifaninanana ilay izy, ny fandraisana anjara no zava-dehibe, tsy maninona na gisitra aza fa mety tsy enao irery no ho gisitra fa za kounkou.
Ny adidy ho vita, ny fanatanjahatena ho vita, ny tee shirt sy dossard ho azo.

Tongava fa TSY MISY HAZAKAZAKA ARAHI-TOSIKA :lol:
9. fahamarinana ( 03/06/2008 11:00)
:arrow: dia mazotoa daholo tsika ao fa zahay sady efa antitra no tsy any an-toerana akory.Apetaho eto ny sary rehefa vita ny asa soa-nareo :za zao hijery tsara any ari.malala hoe tonga hatraiza,dia i koditra koa. :-D :-D (l)
10. MCZ ( 03/06/2008 11:24)
Marina izany zoky ravatorano haovy ny znadry kely éé hotonga isika :D
11. naritsimba ( 03/06/2008 13:28)
izaho dia efa vonona fa dia eny Anosy izany ny fotoana eh!
12. ravatorano ( 03/06/2008 13:36)
raha tsy diso aho dia ao amin'ny neotic ampefiloha defa misy fisoratana anarana ho an'izay ho tonga handray anjara
13. angotiko ( 03/06/2008 16:56)
ravato hahaha hisy fiara ho an'zay tsy tody, hihihi handeha za zany sa babenao hihihi mdrrrrrrr
14. Koditra ( 03/06/2008 18:13)
fahamarinana:tonga dia ento daholo ny fitaovana : fikopahana, alkaola ikosehana ana fa sao d torana, yaourta tsytikô ... :lol:
15. kelly13 ( 03/06/2008 18:19)
bon kourazy nareo klou fa za d tsy tafa an'izany mihazakazaka izany ka! sady tô tena lavitra b le izy :°)
16. fijo ( 03/06/2008 20:06)
lavitra ihany le lalana kle.mahereza izay hanoa ,fa tsa mba vitako izany;
17. melody ( 03/06/2008 22:10)
ka izay ange no nahatonga ahy nanontany hoe firy kms e? satria tena hita fa lavitra be ilay lalana + setroka.... mazotoa aloha na dia izany aza e!
18. simply ( 04/06/2008 06:34)
Tsy maintsy ho ls bokona ihany ny rehetra. kotsana kely alouuuuuu

:P
19. ravatorano ( 04/06/2008 07:51)
simply < kotsana marina an

angotiko < ié babeko ianao e

za aloha izany dia tsy maintsy miala eo anosy fa eo amin'ny barrière ampefiloha za maka ilay fiara mandray sy mitondra ireo izay tsy mahavita sy tsy mahaleo lalana zany hoe eo amin'ny 800m eo ny ataoko :-D :-D :-D :wink:
20. MCZ ( 04/06/2008 08:35)
ravato< hahaha oka zoky aa tsy aleo mijampy tomabila dia milay :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1074