Ndao hihazakazaka 2008

21. ari.malala ( 04/06/2008 08:37)
fahamarinana, hihihi, hijery ana hoe ndriko? :-D:-D:-D:-D:-Daleo za tonga d hivanitika beu fa za aza ts hande any akory ko lollllllllll na hoe haka sary ftsn iany aza ts hoany za aky a! am manaraka ndray maita ny sariko eto am forum, raha ho hita fa za nge le mpaka sary e :^):^)
22. sasa ( 04/06/2008 10:18)
!kiss mcz, za nama tena efa antitra d tsy mahavita mihazakazaka tsony an! avelao amzao
23. ravatorano ( 04/06/2008 10:59)
sasa< antitra angah sa anatitra tena fotsiny zao :-P :-P :-P
24. rakaroka ( 04/06/2008 20:17)
Ahoana koa aza 'ty Ari. sy i Sasà mitsoaka tsy an-daharana ity akory :roll: :?:
'Zaho anefa 'zao mbô manofy an-tsary hoe iny hono misy namana sera mitarika sy mpikotrana hono izany!
25. ari.malala ( 05/06/2008 08:39)
rakaroka, hihihi kiss ky ndry, aleo refa tonga aty ndry miara miazakazaka isika e ;)
26. MCZ ( 05/06/2008 10:42)
ravato< aona io zandry vavy sasa io mila ho antitra sahady sa mihery misotso kafé hahahaha
sasa< aza manao anizany retsy sao dia haranin'ny tenindry eo indry hihihihi d veloma hono injy éé :-D :-D :-D
27. ravatorano ( 06/06/2008 05:15)
gravy tea gravy fa tsy afaka handray anjara amin' ilay hazakazaka isika fa efa lany tamin'ny alarobia hariva ny toerana satria voafetra ihany ny fandraisan anjara izay eo amin'ny 14 000 eo.
Tena tsy nampoizin'ny mpikarakara izy ity ary dia ny tenako izay nandeha tany aza d nalahelo tokoa satria tokony mba hampiseho ilay fahaizana mihazakazaka ny tena nefa dia tsy afaka mandray anjara :x :x :x
aleo asiana :D ihany kah
28. rakaroka ( 06/06/2008 12:54)
'Ntsssss! :roll: :roll: 'za 'zao vao saika hihazakazaka hiala aty Frantsa hamonjy an-dry Ari. sy Sàsà ho 'ndao hihazakazaka d'efa lany hono ny fandraisana anjara. :-w :-w :-w . Ssss tsy maninn fa aleo ilay footing "gratuit" sisa 'zany no azo atao ko! Kiss akia Ari. sy Sàsa
29. fijo ( 06/06/2008 20:45)
sasa an,sahady ngah????fa efa nahavita firy kay?
30. ravatorano ( 09/06/2008 04:47)
dia tena tsy araky ny nampoizana azy izany ilay hetsika "andao hihazakazaka 2008" fa tena tao anatin"ny savorovoro tanteraka tokoa noho'ny tsy fahombiazan'ny teo amin'ny fikarakarana.
Izao koa aza adino fa raha 200 ariary ny vola aloha ho fandraisana anjara dia mbola nasiana koa hoe misy tee shirt ho zaraina maimaim poana eny ary teo no nitondra sy nitarika ilay fisavoritahana teny amin'ny kianjan'Alarobia.


Incident à Alarobia
Six personnes évacuées à l'hôpital Ravoahangy



Une foule massive devant la camionnette pour réclamer un T-shirt.
Six jeunes ont été évacués d'urgence à l'hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona (HJRA), hier vers 11 heures 30. Elles étaient victimes de fractures de clavicule ou de coude, dues à l'incident qui s'est produit au stade d'Alarobia lors de la première édition de la Course de solidarité, organisée par l'agence de communication Média Consulting.
Vers 11 heures, longtemps après l'arrivée, plusieurs coureurs attendaient encore la distribution des T-shirt offerts par Orange Madagascar. Ils n'avaient pas reçu les T-shirt promis au départ de la course à Anosy. L'organisateur, obligé de donner le départ à 9 heures, a reporté la distribution à l'arrivée au stade d'Alarobia.
La foule monstre des coureurs était en effet inattendue. Plusieurs coureurs qui n'ont pas payé le droit de participation de 200 ariary à la course attendaient également à l'arrivée qu'on leur offre un petit cadeau de la part de l'organisateur.
C'est là que l'incident s'est produit. Des agents de sécurité se trouvant dans une camionnette ne se sont pas gênés pour lancer les T-shirts avec des sandales dedans. Cette action a tout chamboulé. Selon Jaobarison Randrianarivony, dirigeant de Média Consulting, ces agents de sécurité avaient agi sans son avis. L'organisateur a essayé de limiter les dégâts en intervenant au micro, mais un groupe de six garçons est entré de force dans la camionnette et continué la distribution. Une action qui a duré une quinzaine de minutes environ. Entre temps, la Croix-rouge malagasy a commencé à évacuer les personnes blessées lors de l'affrontement.

Soafara Ralaimidona
Date : 09-06-2008
l'express de madagascar
31. ravatorano ( 09/06/2008 05:37)
Des dizaines de blessés pour des T-Shirts
lundi 9 juin 2008, par Ax’s, Manou



La distribution de T-shirts a tourné au drame pour nombreux participants. « Ensemble courons », le meeting organisé par Média Consulting et sponsorisé par Orange Madagascar a viré en vraie grabuge hier au stade d’Alarobia. Cette échaufourré a fait des blessés dont 6 personnes grièvement atteints, ils ont été évacués d’urgence à l’HJRA suite à des fractures de clavicules et autres traumatismes. En fait, ce revirement de situation a débuté lors de la remise des T-shirt au public qui n’ont pas encore eu les leurs. Normalement c’est en remettant son ticket que le participant reçoit en retour son t-Shirt, seulement les responsables, en voyant le nombre de participant faisant la queue, ont décidé de les lancer dans la foule. Le public ne resistant à de tel scène s’est ruée vers le camion où ont été stockés ces vêtements. Même après maintes avertissements des autres responsables d’arrêter le partage de ces T-shirts, allant même jusqu’à l’arrestation des provocateurs, les responsables au sein du camion ont continué dans leur folie. Des actes irréfléchis qui ont également occasionné des dégats materiels dans le stade. A se demander toutefois si cette foule immense s’est juste inscrite à cette manifestation pour avoir un T-shirt et non pour courir. Le public malgache a encore tellement d’efforts à faire et des caps à franchir pour un changement de mentalité. Malgré ce revirement à l’arrivée, la manifestation s’est bien déroulée en général.

Par ailleurs, au vu de cette situation plus que déplorable, c’est l’image du sport de masse, et partant, celle de la masse tout court qui a été mise à mal. Les distributions de T-shirts sont devenues habituelles, dans n’importe quel domaine, pour des visées de clientélisme, et les organisateurs de manifestations profitent de la misère de la population pour se faire de la publicité à vil prix

Quoi qu’il en soit, force est de constater que le niveau de vie des malgaches est tombé bien bas pour qu’ils se sacrifient ainsi pour un simple T-shirt.

===========================
30 000 participants

La première édition d’ « ensemble courons » a rassemblé plus de 30 000 participants, professionnels et simples sportifs. La liste des inscrits a été arrêtée à 15 000. Seulement le jour du départ, 15 000 de plus ont rejoint le rang des coureurs qui vont parcourir les 10 km. « Je suis plus que satisfait car je n’ai jamais vu un tel engouement de la part du public tananarivien. Certes, j’ai vu 1300 coureurs lors du semi-marathon organisé par le groupe Sipromad à Majunga, mais là c’est quinze fois plus, c’est un record », s’est enthousiasmé le président de la FMA Christian Razafimahefa.

Une parterre de célébrité malgache a également participé à cette manifestation en l’occurrence le maire de Tana Andry Rajoelina accompagné de sa femme, Luky Rakotoarivony, Tachou et bien d’autres... Précisons que même si cet événement était destiné pour le grand public, il était également une vraie compétition pour les confirmés de la discipline.

Comme à l’accoutumée, Clarisse Rasoarizay remporte la première place dans la catégorie dame, et Fabien Randrianarison dans celle des Hommes, si lors du dernier meeting à Majunga il s’est classé en deuxième position.


madagascar tribune
09/06/2008
32. ravatorano ( 09/06/2008 09:19)
NDAO HIHAZAKAZAKA. Maro ny olona tonga nihazakazaka omaly alahady. Toa maro loatra indray aza ka saika tsy voafehy.

Olona 200 naratra nifandrombaka T.Shirt
Saika nahitan-doza ny fiafaran’ilay hazakazaka rodobe omaly. Olona hatrany amin’ny 200 any mantsy no fantatra fa naratra tamin’ny fifandrombahana T.Shirt teny Alarobia. 130 no voasoratry ny tompon’andrikitry ny “Croix-Rouge” ka ny enina tamin’ireo tsy maintsy nampandalovina hopitaly hotsaboina. Ny sisa toa vita teny an-toerana ihany. Raha ny tokony ho izy dia teny Anosy, teny amin’ny toeram-piangana, no tokony hozaraina ireo akanjo ireo ho an’ireo mpandray anajara. Noho ny fahamaroan’ny olona anefa dia nilaza ny mpikarakara fa eny amin’ny kianjan’Alarobia vao hotanterahana izany. Teo dia efa nisy tezitra ka namotika ny latabatra sy ny trano lamba napetraky ny mpikarakara.

Nitomany sy torana

Rehefa tonga teny, vitsy ireo mpizara ary tsy naharaka. Nitangoronan’ny olona marobe ireo fiara nisy ny akanjo. Tamin’izany dia nisy nihanika teny ambonin’ireo fiara ireo ary namoaka ireo gony nisy ny lamba sy nanipy izany teny amin’ireo vahoaka marobe. Re teny an-toerana ihany koa ny hoe aleo hatsipy any ireo fa soa mahafaty antsika. Raikitra tamin’izay ny fifanosehana. Samy mba te hahazo ilay zavatra hatao fahatsiarovana. Ny ankizy madinika izay tafiditra tany afovoan’ny olona tany no tena nampalahelo. Maro ny nitomany na ny lehibe aza ary nisy torana mihitsy. Io omaly io koa anefa dia tsy nisy ny rano nozaraina. Asa moa na tokony hisy izany na tsia.

30 000 ny mpandray anjara

Tamin’ny ankapobeny, nizotra soa aman-tsara ny hazakazaka ary samy afa-po ny tsirairay. Maherin’ny 30 000 any ho any ny olona niaraka nanatontosa ity hetsika ity. Teo ireo nisoratra anarana, izay nitondra olon-kafa hanaraka azy ireo. Feno olona ireo arabe nolalovan’ny mpifaninana. Nitohana tsy nisy ohatra an’izany ny fifamoivoizana. Tsy mbola nisy ohatra an’iny hatramin’izay nisiana hazakazaka nokarakaraina teto an-drenivohitra. Asa! Tsy ampy fialamboly angamba ny mponina ka izany no nandrisika ireo marobe ireo hanaraka ity hazakazaka ity.

r.s.
midi madagasikara
09/06/2008
33. MCZ ( 10/06/2008 08:41)
ravatorano< milay ééé tsy tazako tany razoky a za sy mimifali no tany héhéhé milay iny ka @ novambra indray ny manaraka zoky, fa ilay savorivory alony tsy milay é
34. sasa ( 10/06/2008 10:22)
rakaroka bizz akia njy hi hi hi hi za akia kamo hihazakazaka fa mangatsiaka be izao ny andro aty an!
ravatorano efa mihaantitra za razoky an
MCZ bizz hono hoe d veloma koa hi hi hihihi za lesy efa hain'lah ihany fa tsy mazoto mihazakazaka koa
fijo tsy mbola nahavita akory aza :-D :-D
35. naritsimba ( 12/06/2008 13:18)
ravatorano>> taiza razoky no tsy hita? ny ahy dia tena tanterako hatramin'ny farany ny hazakazaka, tsy ampy ary fa dia nijanona fotsiny satria efa tonga teny alarobia.
Tsy aleo ve asiana hazakazaka serasera e?????
izahay @ volana Aogositra mikarakara hazakazaka ihany koa fa miala eo Anosibe hatreo @ esplanade analakely.
Ho lazaiko eto ihany ny andinindininy.
36. andryrabe ( 12/06/2008 14:31)
za mikarakara hazakazaka arahintosika raha misy handray anjara.
na reraka na matanjaka de tsy maintsy atosika dooly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4647