Fa inona ny tsy azo atao,dia inona no azo?
1. ainaheri
(
03/06/2008 18:01)
Misy dinika vao niforona zay ao @ dinika manokana,momban'ny teny ratsy ilay izy,dia mba ahoana ny eritreritrareo @ io?
novalian'i ainaheri ny 10/06/2008 10:51
2. tslem
(
03/06/2008 18:36)
zah tsy mety tafiditra ao am forum fa eo @ fidirana fotsiny :(
fa entre () i orona milaza fa tsy tafiditra any @ dinika maokana nefa toa nahaforona an'io dinika io :roll:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4844e42e19639
fa entre () i orona milaza fa tsy tafiditra any @ dinika maokana nefa toa nahaforona an'io dinika io :roll:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4844e42e19639
3. tslem
(
03/06/2008 18:36)
zah tsy mety tafiditra ao am lé forum fa eo @ fidirana fotsiny :(
fa entre () i orona milaza fa tsy tafiditra any @ dinika maokana nefa toa nahaforona an'io dinika io :roll:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4844e42e19639
fa entre () i orona milaza fa tsy tafiditra any @ dinika maokana nefa toa nahaforona an'io dinika io :roll:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4844e42e19639
4. kiadi
(
03/06/2008 18:48)
in ko moa no hidirana ao ry tslem an!! olona mitady tny ratsy ve!!
de gaga ihany aloha zah oe de ahonano isin'ny dinika hotran'io eh?na ny hanaran'ilay dinika aza de efa hafahafa!
de gaga ihany aloha zah oe de ahonano isin'ny dinika hotran'io eh?na ny hanaran'ilay dinika aza de efa hafahafa!
5. patrick2002
(
03/06/2008 20:05)
natao ho an'i jeankely sy ny namany io eh! :-D :-D
izay no mahafinaritraazy angamba ,aleo izy hiditra mpikambana amin'izay tony ny hadalany =)) =))
izay no mahafinaritraazy angamba ,aleo izy hiditra mpikambana amin'izay tony ny hadalany =)) =))
6. pissoa
(
03/06/2008 20:06)
:-D :-D :-D :-D :-D
Otran'ny tsy tian'i orona hono ny serasera fa resaka fitiavana maloto foana no matetika e ! Fa rehefa asiana toerana manokana fifosana sy fitenenan-dratsy sy fanompana angamba dia mety tiany kokoa ! Vraiment pffffff :-D

7. yonikafopl
(
03/06/2008 20:15)
kou ra tsy oll tsy manantsaina otran le orona kou taomina we ndao hifosa ee de lasa tokou tssssssss, mbay any ..........
8. kiadi
(
03/06/2008 21:50)
=))=))=))=))=))
mety mahazo kil kosa iz eh!:!@ zay manana pouvoir hanakana fa iz mantsy tô voasakana hono
mety mahazo kil kosa iz eh!:!@ zay manana pouvoir hanakana fa iz mantsy tô voasakana hono
9. ainaheri
(
04/06/2008 04:46)
Za ndray mba manontany oe,aiza ny toeran'ny tompon'andraikitry ny seara² @ zao? D ho lasa baranahana otran'ny site sasany ve sera² raha mitohy izao? Na dia natao we dinika manokana aza?
10. tslem
(
04/06/2008 05:13)
kiadi:
in ko moa no hidirana ao ry tslem an!! olona mitady tny ratsy ve!!
de gaga ihany aloha zah oe de ahonano isin'ny dinika hotran'io eh?na ny hanaran'ilay dinika aza de efa hafahafa!
tokony fafàna e,aiza ve dia tonga dia hoe namana mahasosotra anao moa sa maninona izy teo??? zany ve tsy miantsy ady sy mamorona fiarahamonina tsy manjary eto @ serasera :roll:
zah aloha namaky ny anaran'ny mpikambana tao dia mba niditra koa zah kay nony tafiditra amizay androany maraina dia resaka tsisy dikany mandany jiro tssss :twisted:
11. tess
(
04/06/2008 05:27)
pissoa:
:-D :-D :-D :-D :-D
Otran'ny tsy tian'i orona hono ny serasera fa resaka fitiavana maloto foana no matetika e ! Fa rehefa asiana toerana manokana fifosana sy fitenenan-dratsy sy fanompana angamba dia mety tiany kokoa ! Vraiment pffffff :-D
:-D :-D :-D :-D marina mitsy e! filambaniny fotsiny ny an'ireo, mpitari-bato vilambava, mandevitay antsalaka, lazovy fa tenindelahy ndray lay hoe mandevitay :-D :-D :-D :-D
12. tess
(
04/06/2008 05:29)
tslem: ny anaran'ny mpikambana ao anie izy ihany no nampiditra azy fa miandry ny confirmation nao fotsiny e! izany hoe manaiky ilay vintation enao ...de zà kou otranjy zany tam vlou hoe draisssss ary toa nanitona oul maro lay dinika voavoa, mba liana te hamaky aho izany.....de nanjary nekeko lay dinika fa mbola tsy tafiditra klou :-D
dinika maloto tsy misy ilàna azy ve rangah....
dinika maloto tsy misy ilàna azy ve rangah....
13. kiadi
(
04/06/2008 11:59)
mahagaga anah de sarotiny be refa ny @ tsaty no misy teny ratsy !! tonga de banni mintsy aza! ato nefa hatramin'ny dinika aza de efa oe resaka teny ratsy na de oe manokana aza ilay dinika,tsy asina teny fa avela eo!!
misy namana aza moa ato isaky ny mihetsika de hopa sy teniratsy ary fandrahonana @ antsy sns no ataony de nefa ny dinika no voafafa fa ilay olona afaka manohy ny adalany!!
sa ve plus betsaka mpitsidika ny serasera plus mahasintona annonceur de aleo avela fa vola miditra?
ny aza hitako ka ny mpanakihana indray no voadaka fa ny mpiala sotasota eo fona!

14. tess
(
04/06/2008 13:45)
mila manao fitarainana ny handroahana ilay olona tsy mendrika angamba lay nompaina...jereo fotsiny ilay harinah mpanompa olona be taloha ireny mbola ao foana....
15. ari.malala
(
04/06/2008 14:33)
ra za manokana no anotaniana momba i odinika resaka teny ratsy io d fafana no mendrika an'io ary roahina tsy ho mpikambana ato am serasera intsony ilay namorona azy. Momba ilay manompa ndray, toa mila manao fitarainana d ampiarahina am profo le izy kou! ohatra hoe nahazo hafatra manompa i tess d transferena any am hery le iz we jereonao ty fa ian no nanao ity ana d anjarany no mandray fepetra sy fanapahankevitra (tsy haiko alou fa eritreritro manokana io e!)
16. kelly13
(
04/06/2008 20:13)
za klou nanaiky ilay invitation ms tô tsy mbola misy n'inon'inona ao
17. ainaheri
(
04/06/2008 20:18)
Ato ané ny tena marina adradradra fotsiny le lalàna fa tsssss,ampiarina @ zay tiana ampiarina azy ny fahazoako azy,mba tiako averin'i hery eto doli ny lalàna mipetraka mifehy ny sera² d aza fafafafana refa misy teny tsy milamina eny antsefetsefany eny satria nareo iany zao no manome alalana an'io ato @ sera²!!
Ari>> miombokevitra aminao zato isan-jato @ le soratra volou
Ari>> miombokevitra aminao zato isan-jato @ le soratra volou
18. kiadi
(
04/06/2008 22:47)
ari>porofo ahona moa ? ka ilay hopa sy fandrahonana aza ange de ato @ dinika misy azy eh!!ary mahita sy manaramaso ny dinika ny mpiandraikitra satria halana ilay dinika misy hopa !!
ahona tokoa re raha izany fa afaka manao hopa be ange zany eto eh!! tsy misy ilaina dinika manokana tsony fa ny dinika aleh retra azo hanopana sy hanaovana teny ratsy!!
sa tsy marina aza ve zany?
ahona tokoa re raha izany fa afaka manao hopa be ange zany eto eh!! tsy misy ilaina dinika manokana tsony fa ny dinika aleh retra azo hanopana sy hanaovana teny ratsy!!
sa tsy marina aza ve zany?
19. ainaheri
(
05/06/2008 04:58)
keliterezy> lery iany no miteny rery ao ka,mazava houazy le xxxx fanitelony hahahaha,raha tsy adala kou d iza no ndé handany andro hifampifosa sy ifanompa ao.............ra io no mitohy iafara @ ireny site gasy bordel ireny ty site ty!!
kiadi>> zay mitsy le kozy ,otrany fiatsarambelatsiny fotsiny reny famafana ompa sy ny karazany reny fa amiko otrany mahafaly ny tomponandraikitra ihany ny fisiany raha mametraka io dinika manokana io eo ry zareo

20. yonikafopl
(
05/06/2008 05:51)
tokony alana any mintsy le namorona ny dinika fa misy aretimifindra ka so hamindra amin'ny namana marefo tsy manana fiarovana ny vatany hihihihihihi