Fa inona ny tsy azo atao,dia inona no azo?
21. ari.malala
(
05/06/2008 08:03)
zay hoa! tokony halana ilay izy! na dia hoe dinika manokana aza! sady tsy tsara koa anie izany mifampifosa izany e! tsy aleo ve refa misy mahasosotra anao d manatona ilay olona enao na mandefa hafatra hoe enao manao ana anizao ka ts tiko ny ataonao, d mifanazava au lieu de mifosafosa... pfffffffffff fahambaniantsaina izany mifosa izany amiko! ary ny teha ho loza aza raha mahazo kil eo io dinika io d le namorona azy iany no hande hitatatata ary am felaka sy tehaka ary hoe namoronako dinika hifampifosana d io fa roboka dool ry tsisy saina snsns... asa alou e
22. tslem
(
05/06/2008 08:45)
io tenin'i ainaheri io mintsy no marina raha ny fahitàko azy,izy ihany zao io xxx ao io satria tsisy kil,koa raha tsy olona tsisy saina ka handeha hiantso fahavalo ho an'ny tenany any
23. kiadi
(
05/06/2008 11:49)
atsipy ny tady eny @ tandrok'omby!!.... de tohizo fa ho an'ny mpiandraikitra io!
25. ainaheri
(
05/06/2008 13:58)
kiadi>< le mpiandraikitran'elà sady miavona no manao be marenina,matoa lesy ry zareo tsy miteny ,manaiky zay aa,...Fa maninn no manao docteur apres la mort lava? Miandry ny tatitra tonga any aminareo ve we voaompa i ann sy notsikerain'i annn ny fiainan'i annn zay vô ikoropaka? Amiko tara lotra zay fa ra azo sorohana mba tsy hisian'ny bordelika d tokony efa natao ny fandraisana andraikitra,Io zany le teny we"ZAY REVIKO IANY IO" Tsy tsiky d ampy tsony fa "MIFANOMPA D AMPY"
27. tess
(
05/06/2008 15:50)
sakaizakely: tsy nahazo invitakaizany njy fa jreo ny dinika manokana dia nisy noforon'ini orona de jereo ny mpikambana ao fa izy ihany no nampidtra ireo ao....:-p
zà lou tafiditra nekeko lay izy de momba an'i kiadi hono alou ny dinika vlou :? :-D
de misy xxx mamaly ao dia hoe aleo alou handrana xxx i lazounet zvtr otrzay lay nosoratany, raha tsy lazounet io dia efa mandika lalàna izy zany satria raha manao xxx ka mi signé am ps n'oul hafa dia efa tsy izy e! :-P

29. kiadi
(
05/06/2008 21:13)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D !!
efa marary saina ilay kôfa io klé !!san eh!! zah hono no atao lasipatra sy opaina voalohany ao!!
olety ry be orona an!! elha lety mipika an! kôzy eh!! angah de mapihetsika ny singamboloko na hanopa razana anah ao aza elah!
sô de ba nisy jô an'ilery voatsaingoko aza tany de manao alahelombdy lery? :-D :-D :-D
zah kosa aloha mety ho sosopé ihany raha ohatra ka afaka ajoro ny dinika hotran'izao eh!!tsy izay zah oe lasipatra ataon'ny be orona no olana fa ba asina limite ihany no azo atao sy tsy azo atao !! tsy ze adala sy dondrona retra zao de omena fahefana hamorona dinika!!
lasa n'importe nawaka be le seraseraklé! kozy eh!!ba aiza ihany ty tomponandraikitra ba ijery zao zavatra zao fa tsy varina mandaka olona ao @ tsaty ao eh!!

30. kiadi
(
06/06/2008 13:38)
misotra betsaka nanome halalana ry mpiandraikitra isany an!! tsy aiko oe iza no naome halalana anah fa de hisôrako anareo!! halako izay noteniko tetsy ambony! =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
31. tess
(
06/06/2008 15:13)
:roll: :roll: :roll: fa raha ny fahazahoako azy zany de i kiadi lay namoaka dininka xxx atsy io :°) :?:
33. ainaheri
(
06/06/2008 18:20)
milay zany refa tafiditra ao elà mba afaka manaramaso ny resaka mandé ao,d hendré tsara f'aza miadaladala ao an,za refa manao xxx aza tenen'elà @ tess aa=))=))=))=))
35. kiadi
(
06/06/2008 18:34)
aina>tsy tafiditra naizanaiza zany zah fa nasaina namafa de namafa de miverina hotrany taloha ihany!
39. kiadi
(
06/06/2008 19:26)
même pa !! nanala hafatra de zay wa!! sady aleo ihany animatéra mapiresaka toy izay miambona eh :wink:
40. kelly13
(
06/06/2008 20:19)
ôtran'ireny oe olona hendry b reny nge le kiadi atsy @ le xxx io e, hihihihi! neveriko fa i tess le izy, :-P