Fa inona ny tsy azo atao,dia inona no azo?
44. orona
(
08/06/2008 08:04)
ainaheri:
Misy dinika vao niforona zay ao @ dinika manokana,momban'ny teny ratsy ilay izy,dia mba ahoana ny eritreritrareo @ io?
momba ny teny ratsy???? zefa tsssss
47. ainaheri
(
10/06/2008 10:51)
kiadi,efa fantatra we za zefa ,fa mbola averin'ny lery fona kou :-D :-D :-D :-D