Donakafon'ampombo
1. Lemonja
(
02/06/2008 12:49)
Mba mitady ny tononin-kiran'i Levelo iny ny havana e, "Donak'afon'ampombo" ny fahafantaraka azy (fa asa izay tena lohatenininy)! Dia misaotra mialoha e!
novalian'i endrika01 ny 07/06/2008 20:42
2. ni81
(
03/06/2008 14:06)
Donak'afon'apombo
Tsy mba nisy hafanana
Izy efa nandoro vantana tiana handraisako anao
Bitsibitsika teo
Horokoroka, angoty
Mamy kely ny antsika tiana ny omaly averina indray
Ny lalantsika rahampitso
Ngamba ho sarotra aleha
Fandrika, hisy hanadala,
Fitaka eny tsy miala
Ny angaredon'ankaso domy dia ho rava
Hiaraka isika
Fomba ataoko tsy miato
Mikalokalo mangina
Eo amoron'ny toko iandrasana anao raha sendra mba tsy eo
Feon-jorery tomany
Tsy hita anefa any ho any
Ny ahy ny saiko tsy izany lavitra anao mandefa vinany
Hotantanako ianao
Hitety ny onjan'ny tany
Etsy ankino ny loha
Miondakondana koa
Rodorodon'amboa tsy ahovoka firy
Hiaraka isika
Tsy mba nisy hafanana
Izy efa nandoro vantana tiana handraisako anao
Bitsibitsika teo
Horokoroka, angoty
Mamy kely ny antsika tiana ny omaly averina indray
Ny lalantsika rahampitso
Ngamba ho sarotra aleha
Fandrika, hisy hanadala,
Fitaka eny tsy miala
Ny angaredon'ankaso domy dia ho rava
Hiaraka isika
Fomba ataoko tsy miato
Mikalokalo mangina
Eo amoron'ny toko iandrasana anao raha sendra mba tsy eo
Feon-jorery tomany
Tsy hita anefa any ho any
Ny ahy ny saiko tsy izany lavitra anao mandefa vinany
Hotantanako ianao
Hitety ny onjan'ny tany
Etsy ankino ny loha
Miondakondana koa
Rodorodon'amboa tsy ahovoka firy
Hiaraka isika
3. endrika01
(
07/06/2008 20:42)
Tsy ratsy kosa lay toniny an,fa singany ao apovoany ao no tena milay!Lay misy we Fomba ataoko tsy miato,mikalokalo mangina,eo amoron\'ny toko ,fiandrasana anao raha sendra mba tsy eo!Dia ampiana an le Feon-jorery ... mandefa vinany! Reo no haiko tsianjery sy kalokaloiko @io hira io! Inona no nahatonga an le we rodorodon\'amboa e,sa we na feno totosy bobaka be aza ny lalana d iaraka fônafôna ry zareo!:-P
