Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Lemonja, milahatra araka ny daty
Lemonja ( 11/12/2008 09:28)
Tononkira
Salama e, Mba handefaso ny tononkiran'i Sareraka kely ny akama e: SOFIA. Misaotra mialoha e! ... tohiny
Lemonja ( 02/06/2008 12:49)
Donakafon'ampombo
Mba mitady ny tononin-kiran'i Levelo iny ny havana e, "Donak'afon'ampombo" ny fahafantaraka azy (fa asa izay tena lohatenininy)! Dia misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/06/2008 20:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031