marina ndray sa tsy marina?

1. ari.malala ( 04/06/2008 08:44)
Miala tsiny fa am teny frantsay fa mail vao azoko vao teo ity!

Dis à tous tes contacts qui sont dans ta liste de ne pas accepter le contact 'gwen@hotmail.fr' c'estquelqu'unqui va pirater ton ordinateur.Si un de tes contacts l'attrapetu seras touché .Donc fait un copier coller et envoie ...C'est trèsurgent et çava très vite .Il circule depuis hier

2. xxx ( 04/06/2008 09:33)
Dis à tous tes contacts qui sont dans ta liste de blabla etsetra ...

Matetika tena matetika ny mail misy an'ireny dia hoax. Izany hoe fandrebirebena misy tanjona ratsy fanahy ao ambadika. Ity moa vao jerena dia toa sakabeloha avy hatrany no hita :)
3. fahamarinana ( 04/06/2008 09:59)
:arrow: ny ahy ndray ny vao azoko vao haingana hoe lasa payant ny msn hono,fa direct poubelles moa ny ahy.Manirikiry koa anie ndraindray namana zao dia lany andro mandefa an'ireny aty aminao foana na efa ilazana zao aza fa dia akory atao e!! (l)
4. ari.malala ( 05/06/2008 07:16)
ok merci fa mazava :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1758