Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
belakely
(
29/05/2008 14:24)
marina ve...
Miarahaba e!
Mba valio aho azafady, marina ve fa mahavoan'ny cancer ny misakafo amin'ny fitaovana plastika? sotro, vilia,sns........
tohiny
novalian'i tsidina ny 17/08/2008 13:58
ramistiana
(
29/05/2008 14:18)
Mitady adiresy "
Hafatra alefa ho an'izay mba mahafantatra e!
Manan-kevitra ny hianatra any frantsa ny tenako.
Raha mba misy mahafantatra ny adiresin'ireny "centre d'accueil" na "centre d'hebergement" ireny ianareo ...
tohiny
novalian'i ramistiana ny 02/06/2008 13:55
Lek
(
29/05/2008 11:16)
virius
Tratry ny virius Brontok ny machine ko de efa afaky ny avast fa saingy tsisy intsony ilay feo refa midemara sy mamono inona no ataoko
Misaotra...
tohiny
novalian'i Lek ny 02/06/2008 13:37
zoky
(
29/05/2008 11:01)
Lozam-piaramanidina
http://www.linternaute.com/video/115940/accident-d-avion/...
tohiny
novalian'i pifa ny 05/06/2008 14:26
AINA77
(
29/05/2008 10:23)
ilaina ve aminao ny alikôla ra manao sport?
Amiko aloa de tsy mitombona mitsy ny we mila alikôla ny vatana ra ùmanao sport , eny fa na dia we kely aza satria tsapako aminy vatako izany ,
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 04/06/2008 02:46
tharavelo
(
29/05/2008 10:22)
mitady tonon-kira sy mpihira
manahoana daholo tsika eto,mba mitady ny mpihira sy ny titra n'ilay misy hoe:"efa ela be izay no tsy nahitako an'azy,malahelo lava anie aho ,manimanina e! mafy arô zalahy itony elanelan-tany,na ho el...
tohiny
niryna
(
29/05/2008 05:20)
Aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy,
Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao.[b] 1 Jaona 4:1[/b]
...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/06/2008 18:24
orona
(
28/05/2008 19:53)
otran'ny tsy tiako
Otran'ny tsy tiako zany ilay serasera fa izao resaka fitiavana maloto izao foana no matetika....
tohiny
novalian'i kiadi ny 03/06/2008 19:00
rajoelina
(
28/05/2008 18:34)
Tena tsy azoko...
izy io ve ry vhv rehefa mangidididy zay, na malailay.. de midika ve izany fa mitady izy io... sa koa we zavatra hafa ny antony:?:...
Misokatra ny adihevitra
;-)...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 06/08/2008 13:34
xxx
(
28/05/2008 17:11)
fisavana entana eny Ivato rehefa tonga
Manahoana,
Ho an'ireo tany Mcar vao tsy ela. Manahoana ny fisavana entana eny Ivato ho an'ireo olona avy aty ivelany? ...
tohiny
novalian'i nikah ny 04/07/2008 12:32
xxx
(
28/05/2008 17:08)
fisavana entana eny Ivato rehefa tonga
Manahoana,
Ho an'ireo tany Mcar vao tsy ela. Manahoana ny fisavana entana eny Ivato ho an'ireo olona avy aty ivelany?...
tohiny
novalian'i jhr ny 03/06/2008 16:13
RATOVOARY
(
28/05/2008 13:26)
KITRA MALAGASY
Classement FIFA fantatra farany @ 1poule @ MADAGASCAR fifanitsanana CAN2010 sy MONDIAL 2010:
Cote d'Ivoire : 22°
Mozambique : 71°
Botswana : 112°
Madagascar : 146°
Mety hanao ahoana ny mety h...
tohiny
novalian'i kiadi ny 09/06/2008 14:39
kiadi
(
28/05/2008 13:02)
equipe de france!
2002 tsy lany i anelka fa voasomgon'i cissé!
2006 bola tsy lany fona i anelka fa bola voasongon'i cissé ihany na de tsy
afaka nanao aza cissé fa tapaka!
2008 cissé tsy lany tsony fa voa...
tohiny
novalian'i kiadi ny 28/05/2008 21:54
zoky
(
28/05/2008 12:27)
Hajao ian le panneau STOP!
http://www.koreus.com/video/panneau-stop.html...
tohiny
novalian'i kiadi ny 30/05/2008 10:44
nikah
(
28/05/2008 11:35)
Fampihenana kibo
Sao mba misy afaka manoro hevitra @ fampihenana kibo ankoatry ny manao abdomino ?????...
tohiny
novalian'i arialy ny 01/07/2008 10:25
fetrakens
(
28/05/2008 10:39)
Inona ary izany!?
Raha toa ka pipian-tsoavaly aza ny La bière vokarin'ny Star de inona kosa ny La bière ho vokarin'ny Filoham-pirenena ô!?? ...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:33
fetrakens
(
28/05/2008 10:36)
Falifaly fa mahita tany e!
De tetezina daholo ity firenena rehetra ity, nefa ny an'ny tena aza tsy milamina... Zaran'ny delegasiaona aza mitsangatsangana kou! 8) ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 15:50
menatra
(
28/05/2008 10:34)
FEON4ANJELY,ilay fay
mba tiko be io hira io...
tohiny
novalian'i istraky ny 28/05/2008 13:09
Jeankely
(
28/05/2008 09:08)
xxx:Olomasina, manao resaka politika madio, filamatra, mahay
Rehefa tia hamely ambadika dia manao xxx. Mahazo mahamay amin'ny xxx na mpitondra fanjakana na vahoaka Malagasy. Saingy rehefa mba voadona ry xxx miantso mpanampy. Politika madio hono izany....
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/05/2008 15:47
nefertiti3
(
28/05/2008 07:34)
Vulgaire
"Ai-je dissimulé mes fautes comme les gens vulgaires, renfermé mes méfaits dans le secret de ma conscience ?" Job 31.33
Misy olona mihevitra fa vulgaire ianao raha tsy mahay miankanjo, na tsy ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2008 20:42
