KITRA MALAGASY

1. RATOVOARY ( 28/05/2008 13:26)
Classement FIFA fantatra farany @ 1poule @ MADAGASCAR fifanitsanana CAN2010 sy MONDIAL 2010:
Cote d'Ivoire : 22°
Mozambique : 71°
Botswana : 112°
Madagascar : 146°
Mety hanao ahoana ny mety ho vokatra. Ho afaka ihany ve ny gasy sa de miandry ny 2012 indray?
novalian'i kiadi ny 09/06/2008 14:39
2. kiadi ( 28/05/2008 13:32)
anga bola cote d'ivoire fona le?vita ny gasy zany!
3. RATOVOARY ( 28/05/2008 13:49)
Io no vokatry ny tirage nataon'ny caf t@zany fotôna.
De tsy ho afabela zany raha izay no fahitana azy.
4. kiadi ( 28/05/2008 13:52)
de ray ihany moa no tafa amin'io?
tsika tsy tafa @ cote d'ivoire zany kle!! ba afaka t@ nigeria de zao lasa cote d'ivoire indray
5. RATOVOARY ( 28/05/2008 14:23)
kiadi:

de ray ihany moa no tafa amin'io?
tsika tsy tafa @ cote d'ivoire zany kle!! ba afaka t@ nigeria de zao lasa cote d'ivoire indray

Amin'ny can mbola mety misy vintana kely raha tafiditra meilleur 2°
Fa ny mondial no ze vôlou ihany

6. kiadi ( 28/05/2008 14:40)
ok ok!!
fa ba nofinofy zany mahita gasy manao phase final zany klé!!
nefa raha vô misy resaka politika io de tsy tafa eh! ny zavatra v^^o hidiran'ny mpanao politika de tsy milamina mintsy!
7. RATOVOARY ( 29/05/2008 08:43)
Ny sport gasy rehetra mitsy no ravô idirana resaka politika de mandamoka=>Po(li)tika tanteraka
8. kiadi ( 29/05/2008 08:49)
ka zay le lazaiko ange eh! vô miditra ny pôlitika de vita!!indrindra ka asina resaka fihavina sy foko sy faritany !!
9. RATOVOARY ( 29/05/2008 12:20)
kiadi:

ka zay le lazaiko ange eh! vô miditra ny pôlitika de vita!!indrindra ka asina resaka fihavina sy foko sy faritany !!



:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
Fitiavan-tena sy fitiavambola no fototr'izany. Asa rahoviana no ho foana. De rôvina koa no ho mba handray anjara @ can sy mondial ny gasy :?: :?: :?:
10. kiadi ( 29/05/2008 12:30)
tsika ko aloha kely vatana eh!!
11. Bazily ( 30/05/2008 07:24)
Sady efa kely vatana no mbola tsy ampy teknika koa.
Ataon'ny elefanta telimoka fotsiny @zay ny Barea de vizana
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. kiadi ( 30/05/2008 09:29)
misy teknika ihany fa le vatana mintsy no kely eh
13. RATOVOARY ( 30/05/2008 12:23)
kiadi:

misy teknika ihany fa le vatana mintsy no kely eh

En+ le fahefa-manao koa tsy ampy. Aiza ve ka efa fotoana fohy alohan'ny match vao hanao ny regroupement miampy ny sakatsakana madinika ateraky ny hetraketraka politika vôlaza tery aloha

14. ronaldo09 ( 02/06/2008 08:55)
Efa hoe aotra sy aotra ny vokatra !!! Tsika ndray mety ho tafakatra satria ange ka ny roa voalohany no miakatra amin'ny 2eme tour e! Ary mety tsy ho cote d'Ivoire no hiray poule amintsika amin'ny dingana manaraka!!!
15. kiadi ( 02/06/2008 16:53)
hivavao eh!! fa cote d'ivoire sy mozambique bola tantara goavana
16. xxx ( 03/06/2008 05:59)
kiadi:

hivavao eh!! fa cote d'ivoire sy mozambique bola tantara goavana

Miara-mivavaka tsika rehtra kah! de @ mandresy na de eto @ tanintsika ihany aza
17. kiadi ( 03/06/2008 08:01)
marina zany eh! :wink:
18. RATOVOARY ( 03/06/2008 08:06)
kiadi:

marina zany eh! :wink:

Aleo zah no hanomboka azy ary e!
AMIN'NY ANARAN'NY RAY.........

19. kiadi ( 03/06/2008 08:11)
ratovoary> :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. RATOVOARY ( 03/06/2008 08:16)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2011