KITRA MALAGASY
41. RATOVOARY
(
04/06/2008 11:50)
kiadi:
nareo sô de bianco le! :-D
O rangah ty a! Zah aza mavozo an-reny ko! Na de singan'oul 1 avy @reny aza tsy fantatro akory :D
42. kiadi
(
04/06/2008 12:38)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ataovy tsiky de ampy ozy sefo zay eh!=))
ataovy tsiky de ampy ozy sefo zay eh!=))
44. kiadi
(
04/06/2008 17:46)
tsika lesy manana fo sportif an!! zah tsy mandeh dinika politika zany tsony fa tsssss! adala sy kentrina betsaka de aleo aty @ zavatra ba natao fahiny no asina resaka
45. RATOVOARY
(
05/06/2008 07:59)
Zah ndray tsy vôfehiko io politikanareo io, aleoko aty @ resaka mahitsy fôna no mandray anjara. :-D :-D :-D :-D . Sady ny spaoro ange mahafe zvt betsaka e! ( ara-batana, aratsaina sns......ny fahalalana le esprit d'equipe koa no tena tombotsoa azo aminy e!)
47. RATOVOARY
(
05/06/2008 12:35)
Efa azo lazaina ho tsara ny zava-bita, ny indro kely de tsy ampy isika eo @ milieu, raha ny marina de tsisy bandy mahavita poste10 ao. Nefa le botswana tonga de very revô ao afovoany ny attaque no mandeha. Le distributeur mihtsy no mila hamafisina ny antsika de ao tsara. Ny defenseurs ny antsika efa matotra tsara, sahala @zay koa ny attaquants.
Araka ny vaovao vôray koa de tsy ho avy eto Mcar ny professionnels any eropa miisa 6 ny an'ny Cote d'Ivoire @ match ny Alahady izao( ao anatiny ry Drogba sy ry Salomon K .....) Azo vinavinaina zany ny tokony handresentsika ny Ivoariana raha tena marina zay.
Araka ny vaovao vôray koa de tsy ho avy eto Mcar ny professionnels any eropa miisa 6 ny an'ny Cote d'Ivoire @ match ny Alahady izao( ao anatiny ry Drogba sy ry Salomon K .....) Azo vinavinaina zany ny tokony handresentsika ny Ivoariana raha tena marina zay.
48. kiadi
(
05/06/2008 16:31)
f'angah ry zareo pro indray no mandrava?tsy manampy ve ry zareo, sady tô ba manana vatana ihany ry zalah reo raha ny fijeriko azy!
49. RATOVOARY
(
06/06/2008 05:37)
kiadi:
f'angah ry zareo pro indray no mandrava?tsy manampy ve ry zareo, sady tô ba manana vatana ihany ry zalah reo raha ny fijeriko azy!
Tsy hako zay antony fa nilaza ilay Entraîneur ny Barea iray hoe efa naharay ny liste ny C. Ivoire zay ho avy eto Mcar izy. Teo no nilazany fa misy 6n-dahy tsy afaka ry zareo.
50. kiadi
(
06/06/2008 23:59)
hay ve ny pro an'i cteivoire zany eh!miôuzy ko ry zareo fa vô naharesy gasy t@ 3 sy donga!
51. RATOVOARY
(
07/06/2008 06:09)
Zay mihtsy koa no fahitako azy. Ankoatr'izay ny fiheveran-dry zareo an'i Mcar ho tsy ampy fanomanantena de vô mainka tsinotsinoaviny. Nefa tsy fantany fa ny bôl boribory
52. kiadi
(
07/06/2008 06:50)
misy fahamarinany ihany kosa aloha io eh!! tsy tafa mintsy ty oe keleke jours avant vô iomana ! sohy ihany aza fa ba nisy an'i botswana ba nanaovana match preparatoire!
de ho any mahamasina nerao sa hijery @ fahitalavitra?
de ho any mahamasina nerao sa hijery @ fahitalavitra?
53. RATOVOARY
(
07/06/2008 06:57)
Tsy maintsy @ tv fôna. Aiza ty elenelantany. Ny asa tsy azo ariana
55. RATOVOARY
(
07/06/2008 07:04)
Aty @ Mcar fa tsy mipetraka ao Tanà fa aty @ province. Tsy miasa alahady akory ka ny Sabotsy no miasa.
56. kiadi
(
07/06/2008 07:13)
f'anga moa androany le kitra le? de tsy ba hazo jerena @ net hotran'ny t@ jeu des iles akory ve le?
59. RATOVOARY
(
09/06/2008 11:57)
Slt letsy! Tsy afaka mitantara letsy aho sao de milaza lainga eto a! Raha ny marina de sady tsy nanatri-maso aho no tsy nahita t@ tv fa efa tany @ journal tv aho vao nahita sombitsombin-tsary kely. Fa raha ny commentaire tao aloha de azo lazaina fa efa tsara. Ary tsy nampoizin'ny C. Ivoire ho nahavita sahala an'zay hono ny Malagasy.
60. kiadi
(
09/06/2008 14:39)
ka ry tsy mahita ninin(il_vois_rien) koa ange tsy teo ny pro de mety oe nifandanja ihany eh!