virius

1. Lek ( 29/05/2008 11:16)
Tratry ny virius Brontok ny machine ko de efa afaky ny avast fa saingy tsisy intsony ilay feo refa midemara sy mamono inona no ataoko
Misaotra
novalian'i Lek ny 02/06/2008 13:37
2. sariaka ( 29/05/2008 11:54)
Raha ny fiheverako azy, any amin'ny resaka son ilay ordi-nao no mila jerena fa mety désactivé.
3. Lek ( 29/05/2008 13:53)
Misaotra, ilay any @ resaka son nojereko de tsy haiko ze kitihana mbola tsy mahay e :(
4. sariaka ( 29/05/2008 15:40)
Mankany amin'ny panneau de control ianao dia avy eo amin'ny son na suoni arakaraka ilay ordi na frantsay na italiana, dia clikeo ny son et periferique, dia rehefa misokatra io dia clikeo indray ilay hoe son eryambony, dia ery ambany misy son momba ny windows sns e, ouverture windows sy fermeture windows. Ataovy io démarche io dia hitanao eo..
5. Lek ( 02/06/2008 13:37)
Misaotra betsaka an'i Sariaka fa nety ilay izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6282