Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rajoelina
(
31/05/2008 14:41)
Ny SERASERA
Tsara sa Ratsy:?: fa ahoana:?:
;-)...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:25
RTZA
(
31/05/2008 07:45)
Pièces détachées Land Rover
Miarahaba antsika rehetra,
Manana projet aho fa toy ny ankamaroantsika dia ny fonds no sakana, izao ary ny momba ahy Raimpianakaviana niteraka iray, Manana Garage na Land Rover aho efa nandritra ny t...
tohiny
xxx
(
31/05/2008 07:43)
resa-dehilahy,tenin-dehilahy
De mahagaga fa misy hono vhv manao tenin-dehilahy de mi-kaperotra ny sasany fa tsy zakany le izy. De misy koa hono ny sasany vhv miditra @ resa-delh de tsy zakan'ny lohany. Kanefa ange mba misy koa ba...
tohiny
novalian'i kiadi ny 05/06/2008 11:30
rajoelina
(
31/05/2008 06:23)
iza no betsaka kokoa?
Gasy ka manja sa Gasy ka bôgôsy:?:
;-) ...
tohiny
novalian'i vale ny 01/06/2008 23:57
xxx
(
31/05/2008 00:38)
cysticercose
bonjour
marary aho ay efa nahavita traitement,
namerina coltrôle nefa mbola positif dia assina mandeha @ Institut Pasteur.
Moa ve mety afaka tanteraka io aretina cysticercose io...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/06/2008 12:27
niryna
(
30/05/2008 23:20)
Ahoana no mahatonga an'izany?Tsy mamela heloka,voan'ny....
Tsy ho voatery mpino an'Atra ihany no resahiko fa na ny dokotera na ireny olona mpanome hevitra ireny na ny kristiana na iza na iza raha tsy mahay mamela heloka hono dia mety ho voan'ny cancer,arthrit...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/06/2008 01:03
rakaroka
(
30/05/2008 20:17)
Point sur Fihaonana à Rome
Miala tsiny raha voatery nanokatra "size" aho satria rehefa handefa hafatra any amin'ny mpiandraikitra dia tsy mety lasa ilay hafatra te hanontany ny
fomba , sy coordonné handefasana ilay reservatio...
tohiny
novalian'i Angie ny 18/06/2008 10:43
endrika01
(
30/05/2008 16:02)
ANTSO MAIKA BE!
Manao ahoana daholo ny namana!
Ity mba misy hafatra maika be,hoanareo namana rehetra ato
amin\'ny namana serasera,izay mahalala na mahafantatra,na
mahita ireo namana voakasik...
tohiny
novalian'i jenni ny 04/11/2009 08:50
rdanyl
(
30/05/2008 10:01)
FAHAMALINANA SY NY FAHAMANTSINANA
Mahagaga ireo manam-pahefana fa manararao-pahefana loatra !
Asain-dry zareo arehitra le jiro kely mande pile na de andro atoandro aza ry reto a. mba te hanara-dalàna isika nefa tsy mahalala izay tok...
tohiny
novalian'i melody ny 01/06/2008 16:15
kelly13
(
30/05/2008 09:33)
hira talou
asa nareo na mba mijery ilay chaine VH1 classic fa mampatsiaro ny fahatanorana, misy dire straits, modern talking, a-ha (tsy d voako klou e), sandra, kim wilde etc......
tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/06/2008 11:13
andraso
(
30/05/2008 08:50)
mitady tononkira
slt
raha mba misy manana ny tonon'ny hiran'ny Mahaleo" ny tena fitia", fa tiako be le hira
Misaotra...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2008 09:13
ramistiana
(
30/05/2008 08:40)
Sakafo sy torohevitra ho an'ireo be rarin-tsaina(stress)
Ity mba misy toro-hevitra kely ho anareo be rarin-tsaina na hoe Stress hoy ny vazaha.Fahalalana kely ihany ilay izy fa sao dia mahasoa ny hafa dia mba zaraiko eto.Hitako @ firesaka eto @ serasera fa t...
tohiny
novalian'i RANIAINARIMANANA ny 19/07/2008 08:38
RATOVOARY
(
30/05/2008 05:47)
Tonga ny alina an'i MAHALEO
O ry zareo a! Tiako be iny hira iny nefa tsy mety haiko ny tonony. Sao de mba misy manana nareo e! ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2008 09:13
ainaheri
(
30/05/2008 04:40)
Mitia olona sy tiavin'olona
Ahoana ny ahafantaranao fa tiana anao ilay olona miaraka aminao,ahoana kou ny atao mba ahafantarany fa tinao izy??...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 03/07/2008 13:35
xxx
(
30/05/2008 00:29)
Dieny mbola tsy lehibe ny ankizy
Rehefa mbola kely ny ankizy no tena manana fahafahana matanjaka be mihitsy hianatra zavatra. Na zavatra ara-tsaina io na ara-batana, mitovy ihany. Aleo ange asiana ohatra vitsivitsy :
- firy taona ry...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/07/2008 14:27
milaibe
(
29/05/2008 22:19)
NEKEN`NY TRIBONALY NY NANAFOANA NY MARIAZY FA ...
Voafitaka ity tovolahy fa tsy virijiny intsony ilay tovovavy dia nitoriny fa nandaiga dia nomen`ny fitsarana ny marina izy ary nanaiky ny fanafohanana ny mariazy koa ity tovovavy ,marihana fa samy sil...
tohiny
novalian'i cyril ny 16/06/2008 19:35
mariah
(
29/05/2008 19:34)
Stage de sensibilisation sécurité routière
Rehefa maninona kay no mahazo io voalaza @ titre io avy @ tribunal?
Misaotra anao manoro...
tohiny
novalian'i milaibe ny 31/05/2008 07:19
mdidhye
(
29/05/2008 18:53)
Ny Voninavoko - Salegy
Mba mitady ny tonon-kiran'Ny Voninavoko mitondra ny lohateny "SALEGY" aho raha mba misy manana. Misaotra mialoha e!!!!!...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2008 19:46
ramna
(
29/05/2008 17:55)
zavapisotro misy alikola
ny tenako moa zany dia tovovavy mba mankafy ny divay. Fahotana ve izany? Mba misy eto amin'ny namana ve vehivavy mankafy alcool ? Sa dia croix bleue daôly ny eto ? ...
tohiny
novalian'i sonibi ny 28/08/2008 14:23
zizi
(
29/05/2008 17:12)
montage video gratuit
Slt. Hono ho'aho, sao mba misy logiciel na programa(tsy maninona na italiana na frantsay) gratuit ato amin'ny aterino eto e. Izany hoe ilay hahafahana manambatambatra video ireny e(montage video), nef...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2008 19:47
