Point sur Fihaonana à Rome

1. rakaroka ( 30/05/2008 20:17)
Miala tsiny raha voatery nanokatra "size" aho satria rehefa handefa hafatra any amin'ny mpiandraikitra dia tsy mety lasa ilay hafatra te hanontany ny
fomba , sy coordonné handefasana ilay reservation voalaza fa androany no farany.
novalian'i Angie ny 18/06/2008 10:43
2. hery ( 01/06/2008 06:39)
rakaroka> Andraso fa mbola tsy eo i angie fa miverina izy @ talata dia asaiko hamafisiny.
3. rakaroka ( 01/06/2008 11:36)
O.K
4. Angie ( 02/06/2008 05:26)
Famintinanana

Miarahaba ampifaliana ny namana rehetra,

Ampifaliana ihany koa no hanasana ny namana rehetra (sy ny fianankaviany)eto Europe sy ny manodidina h@ ny any Dago mba hiaraka hikorana sy hano vacances kely indray eto Rome Italie.

Fihaonana Namana Serasera aty Rome 14-18 aout 2008 Minimum 3 nuits (14-17 Aout)
Programme:
date d\'arrivée 14 aout
tokony ho tonga ny 14 daholo farafahatarany zany hoe tonga avant tsy manina koa

Vendredi 15 aout
-Tour de Rome (avec guide: français, anglais, allemand)
- Soirée Namana Gasy + Namana Serasera

Samedi 16 aout
- plage party Namana Serasera (matory maraina aloha)
- discotheque (facultatif)

Dimanche 17 aout
- Maraina libre, fa zay mazoto afaka manao plage party njay
- sosokevitra vaovao avy @ namana kanto sy ny hafa (mdr) asiana election Miss sy Mister Namana Serasera en bikini koa zany an dia zaraina roa ho any jeune et mince sy antitsa et botax ka dia candidat daholo zany ny rehetra no sady jury koa.


Lundi 18 aout
- Départ

Participation: PAF 95 euro (3 nuits) PAF 120euro (4nuits)

Euro 25/jour dia arakaraka na 3 nuits na 4 nuits ou + (3 nuits minimum)
+ Euro 20 (transport sy guide ary participation @ sakafo)

Ny ankizy moins de 12 ans Euro 20/jour + Euro 16

Ny ao anatin\'io:
-diner 14: pizza party na sakafo gasy
-petit dej 15, 16,17,18 à l\'italien
-dejeuner 15 (mbola jerena hoe inona mdr)
-diner 15 (soirée io)
-dejeuner et diner 16 (picnic - barbecue party plage)
-dejeuner et diner 17 (mbola jerena hoe inona no laoka)

Boisson en sus

NB: ny fisoratana anarana dia nahemotra hatramin\'ny fin juin noho ny fangatahan\'ny maro sy ny faneken \'ny YWCA

Momba ny confirmation dia mila mandoha 25 euro en avant dia aleo aloha @ mi juin (aleo alefa hafatra lay coordonné handefasana azy satria ho an\'ny avy any Paris dia olona any ihany).

Marihina fa maximum 40 places ihany no azo atolotra efa 23 tsika zao fa tsy avoaka eto kosa ny ps rehetra e mdr.
Raha misy fanontaniana dia afaka mandefa hafatra @ Angie na Hery fa voaraiko ihany fa aza manokatra lohahevitra hafa foana o :-)

Mianjy anareo ary o
Kiss dia ampy njay aloha zany

5. colar ( 05/06/2008 10:50)
momba ny sabotsy 16,araka ny we libre am io d misoratra anarana aty amiko zay hande hivazo any am mer any ostia,2eu ny frais a.r ny rano mafana sy ny ranomasina dia gratos,mila misoratra anarana hiomanana we firy litatra ny rano sy tsaky ho entina,mila mitondra tononkira korintsana mba hampilay ny revy,hitondra tanty ho anzay te haka aina kely,asaina manokana i mangidy sy tess ary fasaly sy zay mahay mihira rehetra,zay te hande boite mo d efa misy hitondra azy reo any ny namana eto,fa za alo tsy ty boite e,aleo mba asina revy 2 samy hafa d misafidy ny namana ,tsisy hande hiaraka amiko moa d aleo reveko seul,hahahahahahha,dia manantena ahita an zany akama 23 b zao zany zany ko
6. cathy ( 15/06/2008 22:05)
salut doly
tena mba liana aho hoe aiza moa izany no misoratra anarana
:D
mbola misy place libra ve ?
7. rakaroka ( 16/06/2008 18:50)
Tena manana "blem" communication aho @ izy ity fa efa im-betsaka aho no nanandrana ni-contact an'i Angie dia tsy mety lasa mihitsy ny hafatro 'nefa ny "forum" eto mandeha tsara. c'est bizarre!. Ka ny mitondra ankizy mila
"autorisation de sortie" rizareo dia mila ny "adressen'ilay hivantanana mameno taratasy, sy ny hoe handefasana ny réglement. Ary mialatsiny fa toa efa namaly ihany rizareo fa toa lasa tany @ mailm-badiko dia voafafany tsy hitako akory ! Donk lasa tsy haiko intsony ny hanohizana ny resaka!
8. Angie ( 18/06/2008 10:43)
cathy > kiss njy dia efa manantena anjy zany an aty amiko misoratra anarana na any @ hery (mba teneno Ferrari akia stp)


rakaroka> efa voaray ny mail fa aza manahy fa efa mandamina zahay efa ao ny anaranareo dia alefan'i ikalamako ihany ny vavao an.

Mbola miandry ny retardataire koa aloha e

kiss dia ampy njay



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3972