Mitia olona sy tiavin'olona

1. ainaheri ( 30/05/2008 04:40)
Ahoana ny ahafantaranao fa tiana anao ilay olona miaraka aminao,ahoana kou ny atao mba ahafantarany fa tinao izy??
novalian'i tsiafoi1 ny 03/07/2008 13:35
2. tess ( 30/05/2008 05:03)
ny fomba fiehtsiny andava'andro, ny teny avoaka ny vavany isan'andro aminao, dia hahafantarana hoe samy tia ilay oul e! toi kou ve ry ainaheri ampenarina anzany ah tssssss :-D :-D :-D
hita eny ihany anie ilay mirediredy kely na de ataoko aza hoe bonaika , reservé be lay oul e!
3. RATOVOARY ( 30/05/2008 05:40)
Ny fifampitokisana no fototry ny fifankatiavana dc raha tiako izy de ataoko tsapany fa mahatoky azy aho @ lafiny rehetra de toy izay koa no hahatsapako raha mahatoky ahy izy de tia ahy izany :-* :* :-* :* :-* :*
4. kiadi ( 30/05/2008 09:16)
sarotra be le fanontaniana!! aza atao sizé bac mintsy io!! donc mila fakafakaina sy velabelarina ka raha izay no atao nefa de ho pejy maro2 vô vita!
:-D :-D :-D :-D :-D
ba manao fika jk zah eh!! ùmanao hors sizé fôna :-D :-D
5. ainaheri ( 30/05/2008 10:39)
Tess > za aza mba manontany kou,tena tsy mahay aho ,ary sarotra amiko ny maminavina azy,tsy haiko ee,misy filirony fona eny antsefatsefany eny lol
6. mirianah ( 30/05/2008 11:25)
zah kou mba mila valiny mintsy fa mety ilay olona mody fanina ireny ngamba no izy .... :lol: . raha tsy oe : miteny XXX ny iray d mamaly oe moi non plus lé ray hahahaha :-D :-D :-D :-P
7. jampelasoa ( 30/05/2008 11:34)
Resaho mivantana aminy fotsiny ny ao am-ponao . Ho ahy tsy misy tokony ifampisalasalana raha mbola hoe "mpifankatia" ihany. Ho hitanao eo ihany izay havaliny dia izay no isainanao ny tohiny. Manahirana ny fanaovana "questions/réponses" samy irery, aleo ilay olona concerné no ametrahana ny fanontaniana fa izy ihany no mahalala ny valiny. :?:
8. ainaheri ( 30/05/2008 11:36)
hihihi,le mody fanina alou giravy ee:roll:,hihihi, Ny manao xxx kou tantara be aaa tsy kobo ry lerony nefa mamaly eo :-D :-D :-D :-D :-D
9. mirianah ( 30/05/2008 11:58)
:lol: ireny mody fanina ireny tena tsss... tsy hita mintsy oe ahona :twisted:

Ilay xxx no tena mampmé be less ah , codé ilay izy tsinn dia faly mamly doly nefa hahahaha :-D :-D aza mba tratrany iany oaaa ;-)
10. mirianah ( 30/05/2008 12:01)
jampelasoa:

Resaho mivantana aminy fotsiny ny ao am-ponao . Ho ahy tsy misy tokony ifampisalasalana raha mbola hoe "mpifankatia" ihany. Ho hitanao eo ihany izay havaliny dia izay no isainanao ny tohiny. Manahirana ny fanaovana "questions/réponses" samy irery, aleo ilay olona concerné no ametrahana ny fanontaniana fa izy ihany no mahalala ny valiny. :?:



ka manahirana e, na miteny mivatana izao aza dia mbola misy ny mahita zay mody adala any , dia inona no tokony handraisana izany zao , TSIA ve sa inn , héhéhé aleo mangina iany fa maha fanina eny fotsiny !!! hahahaha tsy te hidona am poto mintsy alou !!!!
:-P
11. melody ( 30/05/2008 12:08)
ainaheri:

Tess > za aza mba manontany kou,tena tsy mahay aho ,ary sarotra amiko ny maminavina azy,tsy haiko ee,misy filirony fona eny antsefatsefany eny lol

misy candidates milahatra be anga any ry ainaheri, mba omeo kiadi f'aza tazomina irery any e, dia homeny sopapa tsara mihintsy enao @ izay :-D :-D :-D
12. kalovao ( 30/05/2008 12:21)
@zao ry reto tsy misy oul azo itokisana intsony a! aza tombé fontsiny fa sao mandrengirengy :-D :-D :-D :-D
13. ainaheri ( 30/05/2008 12:27)
Jampelasoa>> Misy ny mahay miresaka an,fa ny tsy azo atao manontany an'zany @ phone fa tsss very eo,aleo mifanatrika d oeil ds l'oeil @ zay !! Fa sarotra iany alou ee,sarotra be le izy ny tena marina!!

melody> lol enao an hihi ,avo ny lanitra ka tsy takako ra io kozy io ny tena marina lol,za mety itoto koba angamba ooo lol
14. mirianah ( 30/05/2008 12:49)
hihihi be lotra oa ny nosamborina 'elah dia fanina elah zao , hihihihi , ny mpanao iany nge no voa , tsy hita tsouny zay mety ho izy fa mody fanina kinanjooo :lol:
15. ainaheri ( 30/05/2008 12:52)
Za wa aza apenarina ratsy zany :-D :-D :-D :-D
16. mirianah ( 30/05/2008 12:59)
inn zao ny zavatra ratsy eooo ndray , aza mody adala oaaa :twisted: :-D :-D =))
17. ainaheri ( 30/05/2008 13:06)
ka za teneninareo tady hikopaka maro² zany ka=))=))=))
18. ainaheri ( 30/05/2008 13:26)
kalovao:

@zao ry reto tsy misy oul azo itokisana intsony a! aza tombé fontsiny fa sao mandrengirengy :-D :-D :-D :-D


Ka eo ndrindra tsika zao ka,tena fitiavana ve le izy sa filana fotsiny,ahoana ny ahalalanao ra izay no zava-misy


19. mirianah ( 30/05/2008 13:35)
Fhita fa zany less io a, be loatra d tsy hita intsouny , fanina elah , ny fanontaniana tokony napetraka d tokony oe : iza amireo aza no tena IZY , hahaha :-D :-D :-D :-P :-P
20. smnr ( 30/05/2008 16:00)
io lty aza asina kestion be zany a!tsotra be io!
tian'là izy rh saropiaro aminy elà et vice versa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1167