Mitia olona sy tiavin'olona
41. kiadi
(
04/06/2008 20:03)
mila>ka helana @ lempanataka ange de aleo tonga de direct eh,amizay refa tsy mazo valiny eo no eo de mifindra!
nenazy no voatataka aloha eo! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
nenazy no voatataka aloha eo! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
42. Veloo
(
04/06/2008 20:17)
za lety ry aina mbola tsy namaly a...
oy i naughty
io no itako fa marina. Reciproque lesy amiko ny fitiavana.. Rehefa tena tia dia mahay mifamaly ny zavatra tsara atao. :-D :-D :-D
oy i naughty
fa kosa ra le tiana de mila mahay mandray sy mamaly le fitiavana nomena anao no tokony ho izy ,fa tsisy ny lafatra ary ny manatsara tsy tokony ho olana mintsiny de mbo jerijerena ihany matetika ra mifanaraka ny fatra tonga de masaka de tsara vitana daoly sika rehetra
io no itako fa marina. Reciproque lesy amiko ny fitiavana.. Rehefa tena tia dia mahay mifamaly ny zavatra tsara atao. :-D :-D :-D
43. ari.malala
(
05/06/2008 06:08)
ratonga, aza mitsingoloka eo fa ainaheri no tik nosoratana d diso re e :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D izy aza ts mamaly ana akory ko! nangasiasy le foko kely :-P
44. kiadi
(
05/06/2008 10:46)
eo de tsy menatra eo le aribotadonzatra ty tady ampirafy anah eo! :-D :-D :-D :-D
45. endrika01
(
17/06/2008 15:55)
Zah ndray ry reto tsy mba iteny @olon-tiko zany we tiko ianao;raha tia ahy izy dia mila mafantatra ny faiblesse-ko,ao dôly na fahasikana,hatsaram-panahy,fiavonavonana,tahotra,fisalasalana,ny tiko sy tsy tiko,ny toetrako,mahazaka tsara ny vazivazin-dresako,.....Zah aloha tsy mahay miteny zany mintsy we tiako ianao,de tsy te aheno zany mintsy,satria kobaka am-bava be fotsiny,voavaly ny fihetsika sy fiteny sns eny le izy!Hi hi hi
46. ainaheri
(
03/07/2008 10:01)
aricherie>> lol dsl fa hadinoko ity dinika napidiriko ty lol,ok zany ,f'angah asina resaka tsony f'efa @ ouiiiiiiiiiii lol
Veloo>> marina zany,fa ndrai² elà manomé na ilay oul nefa tsisy valiny klé lol
Endrika>>tokony haseho ihany na izany aza fa ndrai² ny leh manana eritreritra tsisy dikany zany ,ary kou tsy ampoizinao ny zvtr hivoaka lol

47. tsiafoi1
(
03/07/2008 13:35)
Za tianô, Enô tia za
Za adalanô, Enô gaigy za
Za mikendry anô, Enô mitsinjo za
Za misôma anô, Enô mansangy za
Etc....
De sahala @'izay sy izay le izy en 4 lignes ihany de vita
:lol: :D :o de ampy
Za adalanô, Enô gaigy za
Za mikendry anô, Enô mitsinjo za
Za misôma anô, Enô mansangy za
Etc....
De sahala @'izay sy izay le izy en 4 lignes ihany de vita
:lol: :D :o de ampy