Mitia olona sy tiavin'olona

21. naughtyboy ( 30/05/2008 16:09)
asa kalo fa otrany vary sy rano ihany izy io e,mila mifandanja ny fatrany izy roa de manome vary gasy manitra be :wink:
ra oh. zao misy le tia no toeranao de otrany itiavanao ny tenanao zany no itiavanao ny olotinao ,norma be zany
fa kosa ra le tiana de mila mahay mandray sy mamaly le fitiavana nomena anao no tokony ho izy ,fa tsisy ny lafatra ary ny manatsara tsy tokony ho olana mintsiny de mbo jerijerena ihany matetika ra mifanaraka ny fatra tonga de masaka :wink: de tsara vitana daoly sika rehetra:lol:
22. smnr ( 30/05/2008 16:20)
na kou lesy teneno le sipa oe misy oul hafa miaraka @ là any dia jereo ny reaction-ny rh tsy mahataitra azy dia efa veloma elà zay!hahahaha
23. fahamarinana ( 30/05/2008 18:17)
:arrow: ainaheri a,tonga dia hirao ity hira avy any amin'ny tananantsika ity fa tonga dia manaraka izy,mety adinony mbanin'ny lambany aza fa faly loatra izy maheno anao .
http://fr.youtube.com/watch?v=PhM3YwQ-w0E (l)
24. milaibe ( 31/05/2008 04:31)
io lazain`i tess io ihany lesy no amiko no mitombina araka ny fotoana iny ihany tsapanao ny toetrany sy firesany ary nampin`RATOVOARY fifampitokisana sy lay akama iray hoe raha fahasarota-piaro ny tsy1.1 fa tsisy formule fa raha tsy izany tonga manao an`ilay formule doly na ny mpanadrohadro hoe tia nefa hanataka sy mety hisopatra ihany koa lesy @ izay heveriny fa tia anela ,
25. naughtyboy ( 31/05/2008 14:23)
tsisy analana iny volazany tess iny fa ampina kely fotsiny tsy reo ihany no angalana fitaratra fa ny fotoana no ilaza ny marina aminy ts1/1 ny momba azy ndrindra zany fifampitokisana zany..tsy oe formule akory no ilaina fa zvrehetra de mila lalanany daoly mba ahafahany mirindra
26. mangidy ( 01/06/2008 22:50)
Tiavo izy ka hajao, ametrao fitokiana, aza adino ilay teny mamy " Tiko ianao," (l) (l) dia ho itanao, fa tsy ho latsakizany koa ny Fitiavany anao.
27. ratonga ( 01/06/2008 23:03)
:lol: :lol: :lol:
28. belakely ( 01/06/2008 23:43)
ainaheri a: ny ahafantaranao hoe tianao ny olona iray aloha dia tsisy fanazavana e! tianao fotsiny izao! dia zay.....
ny tena fitiavana koa ange ka tsy mila resaka betsaka e! (un grand amour n'a pas besoin de plusieurs mots)!
raha tena tia an'ilay ol ianao dia tsy maintsy jerenao koa ny intérêt-ny, tsy maintsy manaiky ny fahalemeny (faiblesse) ianao de ôtran'izay koa izy raha tia ianao.

29. ainaheri ( 02/06/2008 11:59)
Mazava ry zareo aa,thx doli ,d mankasitraka ee,mba nahazo lesona entina hiady lol
30. melody ( 03/06/2008 08:43)
ainaheri:

mba nahazo lesona entina hiady lol

marina hoe, f'anga gravy be ny adinareo mitsam ao ry vieforce? :-D :-D :-D
31. ainaheri ( 03/06/2008 18:38)
zay mitsamy iza ndray :roll:,za mba maka sopapa fotsiny kou :-D :-D :-D :-D
32. ari.malala ( 04/06/2008 07:18)
hihihi, ainajeri a, za tia anao d aona? :^):^)
33. ratonga ( 04/06/2008 08:08)
:-D :-D :-D lasa vievoir élah zany ry vieforce :lol:
34. fahamarinana ( 04/06/2008 09:36)
ainaheri:

zay mitsamy iza ndray :roll:,za mba maka sopapa fotsiny kou :-D :-D :-D :-D



:arrow: za efa saika hanao hoe félicitation fa hoe nahita i ainaheri tao amin'ilay dinika mitady namana iny... :) (l)
35. kiadi ( 04/06/2008 11:42)
nenah de zao!! tonga de didin'ny besandry!!
teneniko oe :
"tiko enao" de refa mandah de tsy rarahako fa zao lazaiko" tsy rarahan'ny (nem avec salade_ko) enao raha tsy tia anah fa zah aloha milaza ny hevitro de zay!!
tsy akanterena ilay fitiavana famanome de refa tsy mivaly aty aminao de teneno @ teny vôzah oe "tantpis pour ça gueule"=))=))=))
tiko dôly nareoooooooooooo
:-D :-D :-D
36. xxx ( 04/06/2008 12:16)
kiadi=> :-D :-D :-D :-D :-D
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
37. naughtyboy ( 04/06/2008 13:00)
kiady>
:-D :-D :-D ela ty lesy mahita lazaina ka :-D :-D :-D
fa ela zany tsy tia anle misarakorako kely @ le sipa kalo..otrany mampiahiahy manko le sipa manaiky avy hatrany reny oe fanimpiriny ze
tonga de nekeny ela zany :lol:
38. kiadi ( 04/06/2008 13:08)
tsy misarizoro zany ry papa fa tonga de lasa zao an! tiko enaoôôôô
de raha tsy manaiky le sipa de mifindra eo @ namana eo akaiky de refa tsy manaiky de mifindra indray fa misy manaiky fona eo! :-D :-D :-D :-D :-D
tsy tadidin'elah ve le tao @ tatri sa moa tratrri sa in iz in fa tsy tadidiko tsony! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
aiza ko mbola resto eh! sônema eh!!! lany anjo @ zany fa oe tiko enao de manaiky enao tsara tsy manaiky enao de tantpis! :-D
39. naughtyboy ( 04/06/2008 13:21)
ie tadidiko less iny a,tsy ratsy kalo le misy ambo e fa arakaraky le sipa ihany io no tena marina :-D :-D
40. mila ( 04/06/2008 13:25)
kiadi: aiza ko no tonga tiako enao zany! ka ra tia tokoa nefa le sipa panataka be de aona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083