FAHAMALINANA SY NY FAHAMANTSINANA

1. rdanyl ( 30/05/2008 10:01)
Mahagaga ireo manam-pahefana fa manararao-pahefana loatra !
Asain-dry zareo arehitra le jiro kely mande pile na de andro atoandro aza ry reto a. mba te hanara-dalàna isika nefa tsy mahalala izay tokony hatao sy mijery ny zavatra iainan'ny firenena.
Fantatra mantsy fa niakatra ny solika de mandeha bisikileta daholo ny olona de gafigafiana indray aloha sao mba hanana ny tsy manana.
Zay vao tena manjaka ny FAHAMALINANA SY NY FAHAMANTSINANA hoy ny Filoha
novalian'i melody ny 01/06/2008 16:15
2. melody ( 30/05/2008 11:35)
Asain-dry zareo arehitra le jiro kely mande pile na de andro atoandro aza ry reto a

hazavao hoe io raha tsy mahadiso fa tsy mazava e satria ahona no ahafantarany mpitondra fa manana jiro kely mande pile ny olona?
3. fahamarinana ( 30/05/2008 11:48)
:arrow: tsy mazava tokoa lay izy,
melody :sa angaha toy ny moto aty hoe mila mandrehitra jiro ahitàna azy tsara eny an-dalana,isan'ny [b]fiarovana/b] daholo izany (l)
4. melody ( 30/05/2008 14:06)
mety izay akia fahamarinana a, fa dia miandry any rdanyl isika hanazava :D
5. milaibe ( 31/05/2008 06:58)
tsy veti2 ve d lany pila toa hisy bizna pila ndray zalahy ao zany, le moto mandrehitra jiro aty ange mandeha mafy 120km/h eo ho eo ka mba hisorohana ny loza satria tazana tsara fa ny any amintsika ve d ho loha-laharana izany, mety ho bizna io klé
6. melody ( 01/06/2008 16:15)
marina ny any milaibe, tena bizna be io raha resaka pila raha izany koa... manaova stoky haingana ry milaibe a dieny mbola tsisy manao e :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2812