Pièces détachées Land Rover

1. RTZA ( 31/05/2008 07:45)
Miarahaba antsika rehetra,
Manana projet aho fa toy ny ankamaroantsika dia ny fonds no sakana, izao ary ny momba ahy Raimpianakaviana niteraka iray, Manana Garage na Land Rover aho efa nandritra ny taona maro mihoatra ny folo taona, ny tiako atao dia hanafatra pièces directe any Angleterre, dia sady mivarotra eto Madagascar no hanohy io activité garage io, mila vola misimisy ihany io.
Ny tombony ananako : Experience - Efa misy fournisseurs leurs condtions commerciaux - Notion sur les procedures d'importations comme BSC .... - Liste de leurs prix ahafahana maminavina ny mety ho importation tokony atao - catalogues electronique Ho an'ireo fiara Rehatra Land Rover .
Raha liana ianao na tokony hiara iasa isika na mila fanazavana dia ity no ahafahanao mifandray amiko : espaceland@yahoo.fr
Tsiory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2321