cysticercose

1. xxx ( 31/05/2008 00:38)
bonjour

marary aho ay efa nahavita traitement,

namerina coltrôle nefa mbola positif dia assina mandeha @ Institut Pasteur.

Moa ve mety afaka tanteraka io aretina cysticercose io
novalian'i endrika01 ny 09/06/2008 12:27
2. lazounet ( 31/05/2008 01:21)
io indray dia miankina @ hoe aiza ho aiza ao @ tenanao no misy ilay kankana. Misy zava-maniry atao hoe :"tsikobokobon-danitra" any madagaskara tanehana dia sotroina fa toa tena efficace. Mahereza.
3. Koditra ( 01/06/2008 13:46)
Tsy oe maparikoditra anao aho fa nisy olona 1 zay nipetraka teo akaikinay taloha voan'io aretina io ary ny azy dia efa tena betsaka mihitsy ny taux tao anatiny (mialatsiny @ teny frantsay), mikainkona daholo ny tànana anakiroa vokatr'ilay aretina. Nanao traitemnt izy ary nandritra eritaona mahery no nanaovany ny traitemnt sy ny fanarahamaso ny fihenany.
Ny tiko lazaina dia azo sitranina izany io aretina io fa mila fotoana maharitra fotsiny.

lazounet: matetika ny plante ôtran'io voalazanao io dia tena efiicace tokoa. Matoa mifampita ny resaka dia efa nisy nanandrana izany ary nahafapo.
4. Belami ( 03/06/2008 21:53)
efa nahita cas nio koa aho fa ny traitement médical atao , ary ilay marary misotro ranona ravitoto manta @ sotro, ny dôziny indray no tsy haiko fa manampy be @ traitement io ranona ravitoto io.
Totoina ny ravitoto dia fihazana ahazoana ny ranony dia sotroina
5. Koditra ( 04/06/2008 18:40)
Belami> Efa henoko koa io traitement ravitoto io.
6. endrika01 ( 09/06/2008 12:27)
Lazounet>ry zareo aty wa manao salade @reny tsikobokobon-danitra ireny,lazainy we cresson,le izy aloha somary lehibebe kely noho ny any amintsika,hay ve ireny fanafodin\'io aretina io e,ny an le nenitoanay hanasany loha,mampaniry volo we sady manala migraine,ny volony aloha lava dia lava,tsisy fotsy na dia 1 aza,izy anefa 72 taona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.349