Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Gie ( 26/05/2008 10:10)
Zanak'Iarivo
mahafinaritra be ity hira ity. Henoy kely anié eh ! http://www.dailymotion.com/related/x40vqe_ny-voninavoko-zanakiarivo_music/video/x47oqq_ny-vononaviko-zanak-iarivo_music?from=rss... tohiny
xxx ( 26/05/2008 00:46)
Inona no atao hoe
[img]http://www.bengu.net/funny/photo/808.jpg[/img] 8) ... tohiny
novalian'i tslem ny 27/05/2008 14:20
kiadi ( 25/05/2008 21:11)
kombaka be!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/baston/video/x1js49_baston-pour-un-poisson_events... tohiny
novalian'i kiadi ny 31/05/2008 14:13
niryna ( 25/05/2008 18:50)
Maheno fofona ve sa izay maizina dia anariana avokoa
Raha mitondra alika ny olona dia izay toerana misy fofona no hipipiazany ihany koa,matetika anefa izay toerana maizimaizina dia maimbo pipy avokoa.Maheno fofona ve ny olona hoy hianareo dia mamely eo ... tohiny
novalian'i niryna ny 29/05/2008 04:47
badboy ( 25/05/2008 15:18)
Fangalarambady.
Malaza ho tia mangalabady ny gasy, na andafy na any dago, na lahy na vavy. Tena marina ve?? Inona no antony?... tohiny
novalian'i mangidy ny 02/07/2008 12:14
xxx ( 25/05/2008 13:56)
webcam!
salut doly! misy cam playstation zay tina atao webcam! eye toy playstation2 le iz! misy mahalala pilote afahana mi installé azy ve? misotra betsaka ohh!! ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2008 09:01
xxx ( 25/05/2008 13:09)
e! e! aza mbola miala an,...
[quote]http://www.dailymotion.com/relevance/search/anjara/video/x36liu_lalah-et-anjara_shortfilms[/quote]... tohiny
novalian'i kiadi ny 26/05/2008 20:09
Gie ( 25/05/2008 06:32)
bonne féte ny Reny serasera rehetra.
[b]bonne féte daholo ny Reny serasera rehetra. Ho tahian'Andriamanitra lalandava ary ho ela velona .[/b] :-* :-* :-* :-* :-* :-* ... tohiny
kayrah ( 25/05/2008 06:11)
fatinjiolahy etsy sy eroa
nareo ve mba maita anireny ol pangataka eny @sisindalana reny,tena mampalaelo izy reny tsy mba misy mitsetra akory ,sady ny andro @zao ririnina nefa izy matory ambaniny tetezana,trano boritra,nefa ian... tohiny
novalian'i kayrah ny 22/06/2008 10:05
simplex ( 24/05/2008 22:06)
Fahatapahana tohiny
sao tsy voamarika: * ao @ namana mbola tsy mande ny iza: ps Jereo eto izaho Jereo eto * blaogy: lasa ataony download ilay index.php fa tsy avadiny html. Firefox tena tsy mety mintsy fa ny IE... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/06/2008 13:36
voara ( 24/05/2008 18:21)
fetin'ni Reni
Dia miarahaba ni Reni rhtra tratrin'ni feti rahampitso Bà ni takolaka 2... tohiny
potakely ( 24/05/2008 17:01)
HEKEKO SATRIA
Manaona daholo ianareo é ! Misy olona ve mba mananana ny tonon'ilay hira manao hoe : Ny tianao no tiako satria....ny lalanao no lalako, ny alehanao no alehako Hekeko satria ny anarany. Misaotra é... tohiny
novalian'i ikalamako ny 26/05/2008 12:42
isalo ( 24/05/2008 14:58)
misy karazany e !
Mba mandalo ndray d mba hametraka lohahevitra. Mora adino ve ary raha ianao ilay nametraka hevitra teto hoe iza @ lehilahy no tsy adinony @'ny vehivavy niaraka taminy fa mba avadiko ny ahy hoe : Iz... tohiny
novalian'i ainaheri ny 30/05/2008 11:44
lazaroa ( 24/05/2008 13:27)
ié nandatsaké ty liony
Io hira io lay misy hoe "jesosy be loatré fitiavanao ahyé fa nomenao ny soa sarobidy .....panota avao dre aho é..."... tohiny
tslem ( 24/05/2008 13:05)
tena marina ve izany?
Lasa kely ny eritreritro. Rehefa mangidihidy hono ny tanana dia oe hahazo vola Rehefa mamaivay ny sofina-->misy mifosa Rehefa mangovitra ny maso-->hisy ho faty Rehefa mangidihidy ny faladia -->h... tohiny
novalian'i tslem ny 27/05/2008 14:24
tsim67 ( 24/05/2008 12:26)
elo
manaona daolo ato no ametrahako ity fangatahana ity fa ba saika anotany anareo za ze ba mande any am parc de l'amitié etsy ambatofotsy nareo ka maita ilay elo vita am tafo bozaka d ba azonareo alef... tohiny
lemenakely ( 24/05/2008 10:46)
Crise mondiale aiza ho aiza ra malagasy?
Raha ny zavatra hita ankehitrio dia mandainga izay tsy mahatsapa fa tsy mitsahatra ny midangana ny vidimpiainana :na ny lasantsy,ny gasoil,ny PPN...ka aiza ho aiza ny toeran'ny gasy @ izao olana izao... tohiny
novalian'i ndenn ny 01/05/2009 01:00
lazounet ( 24/05/2008 10:27)
Concert Rachel Ratsizafy
Nahafinaritra ny seho nataon'i Rachel Ratsizafy sy Ricky Olombelo tao Montpellier omaly .Nandihy hatramin'ny vazaha. Tsy ho ela dia ho hitanareo avokoa ny sary rehetra ao amin'ny http://gasytsyvery.s... tohiny
novalian'i lazounet ny 26/05/2008 12:45
minetykel ( 24/05/2008 07:42)
mangatak hira
mba omeo tononkira enrique iglesias:hero&number one apologize tsy fantatr ny mpihira azy melky bougez&aza viraviraina :lol: merci... tohiny
niryna ( 24/05/2008 04:19)
Ny lehilahy no lohan'ny tokantrano,na tsy miasa aza ve?
Kristy no lohan''ny fiangonana ary toy izany ihany koa ny lehilahy no lohan'ny tokantrano. Hoy ilay rangahy izay hoe raha sanatria ve ka voaroaka amin'ny asa ny vadinao ka hianao irery no miasa,moa v... tohiny
novalian'i niryna ny 25/06/2008 19:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7098