Fangalarambady.

1. badboy ( 25/05/2008 15:18)
Malaza ho tia mangalabady ny gasy, na andafy na any dago, na lahy na vavy. Tena marina ve?? Inona no antony?
novalian'i mangidy ny 02/07/2008 12:14
2. tess ( 25/05/2008 16:41)
badboy:

Malaza ho tia mangalabady ny gasy, na andafy na any dago, na lahy na vavy. Tena marina ve?? Inona no antony?



hehehehe! itako marina alouha io e! kanefa tsy ny gasy ihany fa ny vazà kou
3. tess ( 25/05/2008 16:41)
ny antony angamba hoe mifankatia dia tiana ho azo fotsiny lay vadin'oul :�)
4. cutie ( 25/05/2008 16:58)
Mpandefa : badboy [ Valio ] 25-05-2008 17:18:58
Lohateny : Fangalarambady.
Malaza ho tia mangalabady ny gasy, na andafy na any dago, na lahy na vavy. Tena marina ve?? Inona no antony?

ny hitako ndray nefa reny efa manambady reny ndray no mitady ny mbola celibataire :-D
de avy eo avadika ho we mangalabady lol
5. tess ( 25/05/2008 17:58)
ka adalan'ilay celibataire no hisarakorako hiaraka am lay efa nanambady! hita fa efa manambady izy hidirana ihany dia namana hoe mangalatra ihany!
izaho manokana raha celibat tsy hiaraka am efa manambady :�) am maha vavy ahy an indrindra indrindra!
6. aloalo ( 25/05/2008 18:31)
Tsy afapo @ vadiny izy d mangalatra na mihindrana ny an'oul.


7. xxx ( 25/05/2008 18:49)
eka ouzy ! fa io no ala-olana matetika nefa avy eo mifikitra be toa ny tsy ho faty! :-D :-D :-D
8. tess ( 25/05/2008 18:49)
aloalo:

Tsy afapo @ vadiny izy d mangalatra na mihindrana ny an'oul.





ilay mangalatra ve eto tsy ilay hoe ahodina ho anao mitsy lay oul e! ny tanjona ny hampisarahana anlay oul am vadiny lol!


9. tess ( 25/05/2008 18:52)
ny tiko lazaina hoe raha miaraka fotsiny tsy misy tanjona ny hampisaraka lay oul dia hoe revy miainga ozy lay namana tao am fety sy fiaonana sa inona lay izy ry badboy ah! :wink:
10. ainaheri ( 25/05/2008 19:11)
Izy alou marina misy manao fanahy iniana ee,fantany zao manambady mbola iarahany ihany,manao resaka matavy ilay manambady mba itazomana ilay 1,mba ho anan-droa izy ,nefa tsy fantatr'ilay nangala-bady fa izy no voamafy,iarahany eo fotsiny enao fa ny vadiny vadiny ihany!! Aza idirana lalina refa fantatrao mamofopofona ,tadidio fa sarotra ny manadino ra izany fitiavana izany indrindra ra we nangalarina otr'zay ilay izy!!
Le izy zany tsy ny gasy iany ee,ny vazà no tena itako betsaka,za zao vô nahita t@ herinandro lasa teo ,ny fiaran-dramatoa napetrany teo @ parking d iny ngahy rainy natitra azy teo @ 17h teo,d saika hanoroka bainn d tsy sahy kala fa nitoditodika alou ,refa tsy nahita oul firy izy d zay vo nosotominy le rangah nanao bossabossa,d samy niditra ny fiarany refaveo,mba alaivo sary antsaina we mody andé hiasa nialany trano,d zay ny zava-nisy!!
11. simplex ( 25/05/2008 19:19)

le vady manaiky angalarina koa tokony tsy hadino ao anaty kaonty :)
12. tess ( 25/05/2008 22:06)
he he he! iny ndray alou de fahamaivanan-doha be hoe manaiky angalarina, avy teo vao manenina hoe si c à refaire j'ai pas kité mon mari! hoy ilay vazà vavy fatako maromaro aty hihihih! hafa ihany ilay fototra nahorina elabe sy ilay fototra vaovao, mbola hifampitsapa toetra sns eo ndray ve, mbola hifamolaka ozy ny fiteny, tsy hay na haharitra na tsia :�)
tena betraka ny sipa nanaiky angalarina de tsy matotra anefa lay finam-baovao fa mamy amboalohany fotsiny ngamba fa mi déprime amzay ravy teo :-P raha nanaiky hangalarina niantehatra tam hazo boboka ndray tsy de manin iny manandrana hazo vaovao azo ianteeherana ndray de ita eo kou!
13. mangidy ( 25/05/2008 23:08)
Aza miady ny anjaran'ol fa reraka e! :-D
samy diso dhl na ny mpangalatra na ilay angalarina zany hi hi; ary samy ahita fahasairanana, satria ilay manambady andainga @ vadiny, amitaka! de ilay tsy manambady mampandainga !sady anontany tena foana we? Iza marina no tena tianao, ..... tsy ho 2 fa tsy maintsy ho 1....;!Tsy hay tena tsy hay.
14. tess ( 26/05/2008 05:01)
he he he he! mangidy raha tondé fantatra hatreny ampiandohàna kosa ny relation mazava tsara tsy misy mifandrirotra tsy de olana fa lay manodina mamporisika hisaraka am vadiny iny lay tena orera be izay no tena atao hoe mangalatra :wink: :-D
15. badboy ( 26/05/2008 05:59)
tess:

ny tiko lazaina hoe raha miaraka fotsiny tsy misy tanjona ny hampisaraka lay oul dia hoe revy miainga ozy lay namana tao am fety sy fiaonana sa inona lay izy ry badboy ah! :wink:


izay mitsy kah
;-) ;-) ;-)
16. kelly13 ( 26/05/2008 06:32)
iza re no nde mba hangalatra ahy e? :-D

17. ratonga ( 26/05/2008 06:53)
kelly13 > asevo matoritory angé ny prà, tsy tonga miaodiaody any ny jiolahy é! :-D :-D
18. kelly13 ( 26/05/2008 06:59)
iza le jiolahy re e? :-D
19. ratonga ( 26/05/2008 07:03)
vraky b ato ko :-D
20. kelly13 ( 26/05/2008 07:04)
iza ohatra? :�)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0627