Fangalarambady.

101. tess ( 28/05/2008 15:47)
:-D :-D :-D :-D
102. sylvain ( 28/05/2008 20:58)
io ra xxx na voafehy na tsy rehefa reveny lé olona d mianga foana ny revy éééé!!
103. tess ( 28/05/2008 21:45)
ra syl! fa hita waaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa :-D :wink:
ny anay alou revy mianga dool e! :-D
104. ratonga ( 28/05/2008 21:59)
:-D :-D :-D
105. kiadi ( 28/05/2008 22:01)
tess aloha rah hitako eny andalana tonga de ataoko bata be fotsiny zao!! mangalatra vadin'ol ankeriny zah :-D :-D :-D
106. tess ( 29/05/2008 05:17)
kiadi sady zao zany te ho bataina be mitriny...efa revy mianga tsika zany :-D :-D :-D :-D
107. kala ( 29/05/2008 05:41)
:roll: :roll: :roll: masaka be lay ady hevitra eto an!
zao aloha ary ê! raha mba misy ol mi ouvra ve dia tokony hanontaniana avy hatrany hoeianao ngah manambady. hors sujet ny ahy ity fa reveo milay.
Zà aloha tsy sahy an! fa amiko manokana, safidy io an! (ka hoan'ilay mindrana fa tsy mangalatra kosa ê!), izy ihany no hizaka ny vokany.
Fa ny tena gravy ange de lay vhv foana no viktima amin'io ê!
TOro-hevitra kely hoan'ny vhv tsy mbola manana : aza mihazakazaka mi ouvre sy mi décla fa potika nefa tsy fantatrao akory lay lhl
hoan'ireo efa manana : tano ny azo fa sarotra ny mila, omeo fitiavana sy teny mamy, compréhension & attention le lhl. Dia mba variena ilay fampisehoana fitiavana indrindra ny ara-nofo, fa tsy hoe bisous @ molotra de iny foana, mba orohy ndray ny sofiny, ny handriny ê! =)) =)) dia hoatr'izany mankany mankany ê!
Hoan'ireo efa nanana fa lasan'olona , tsotra : tanala very sampy, ny manova no mety, fitiavana manasitrana fitiavana ê!
Hiverina @ sijé ami'izay zà. IO ndray na andafy na Dago, misy foana ny olona iray miaraka @na vadin'ol saingy ny antsika ny fomba fojery dia ratsy foana ny gasy...
Tsarovy fa ny gasy aza no mbola misy matez fanambadiana ndrindra eran-tany.... zany hoe na misy mangalatra na tsia, ny ao antrano aza ariana
misaotra tompoko. Vita
108. kelly13 ( 29/05/2008 09:33)
kay ry kala, tena lava b :-D :-D :-D
109. tess ( 29/05/2008 09:45)
KALA: raha hiaraka hifankatia kosa aloha dia tsy norme izany tsy mifankahalala izany e! ny mombamomba io! vao tsy mazava amiko hatreny ampiandohàna ny aminy de tsy efa zà!
110. belakely ( 30/05/2008 02:57)
"aza maharitra ela loatra fa rehefa miverina tiako ihany......"hoyy ilay hira zay dia novaindryzalahy hoe "aza.... asiako ihany", matoa misy manao dia misy mety atao( na mangalatra io na mindrana vadin'olona an) ny aza voany ihany.
111. ainaheri ( 30/05/2008 11:41)
Milay le mitsaingitsaingona fa le mifikotra kosa tsy mety ee,Tsy asina santimaka zany fa analan'azy fotsiny hihi ,Mety ho hety ve??? :roll: :lol:
112. sylvain ( 30/05/2008 13:30)
tsara lé manala azy ka! raha mbola miverina ao an-tranonao lé vady rehefa alina mbola tsy nangalarina izy zay fa nindramina,amiko lé fangalarambady lasa tsy miverina tsony,lé mindrana koa ange tsy voatery hoe olona bdb,olona iray ihany,mirava avy miasa ny vadinao tsy tonga d nody izy fa lasa nampiaraka tany,na mody hoe hande ary nefa miaraka @ hafa,mety ho tapak'andro,adin'1 na adin'2 d miverina ao @ tokan-tranony ihany! zay lé mindrana ary zay no bdb miseho,rehefa tratra d raikitra ny ady,d rehefa tsy zaka d miafara @ fisarahana! zay vao hoe io @ zay neny là hangalaro :-D
113. tess ( 30/05/2008 13:38)
izay mitsy wa ry sylvain lay izy ah! ny mangalatra hafa mitsiny....
fa aleoko alou hoe izaho no angalarina toy izay aho no mangalatra na mindrana :°) :^) :-D
114. sylvain ( 30/05/2008 15:13)
zay ka tsy haverina tsony zay hangalarina,ny ahy zao tsy haritro intsony tess fa tonga d hangalariko tsy haveriko tsony! :wink: :-D :-D
115. naughtyboy ( 30/05/2008 17:46)
:-D :-D ny tena matihanina kalo tsisy iteny eto oe andeha angalatra lesy za fa efa azony ny etana vao latsabava izy oe avy nangalatra lesy za androany :-D :-D
otrany zv rehetra le rarana iny ihany no tena matsiro nefa misy vidiny foana :wink:
116. haritianah ( 17/06/2008 05:24)
Tsy gasy rery ihany ny tia mangala bady zany, ny olombelona ts mety fapo @ efa ananany dia mangalatra vady fona, na inona fiaviany io fa ts gasy fa anao gasy dé salany oé zé gasy fona no itanao.Toetra ny olombelona zé tia azy io zany fa ts gasy irery.
Tsy mbola fantatrao angaha ny fomba fitenintsika gasy oé Manao fiainambazaha? zany oé samy manao zé mahafinaritra azy ny lahy sy ny vavy na mpivady aza.Ka aona no ilazanao fa gasy no tena kalaza @ zany zvtr zany?
Zà alou maita fa raha resaka Adalana sy ny zvtr mamou fady retra io dé mbola Taraiky isika gasy misy ny manao izany fa dé mbola atao akinafina bé satria isika mbola misy lé fitaizana talou zay raikitampisaka amisaintsika aty aoriana dé lé fahendrena maha gasy ka na manao ny ts mety dé mbola maro ny miafina.Fa raha ny hafa ny vahiny isankarazany no jerena dia efa mibaribary sy efa lasa alavitra doly.
117. mangidy ( 02/07/2008 12:14)
Tsy tsara ny mangalatra, voararan'ny lalàna lol nefa kosa ny mpampindrana tsy azo atao :-D , ny ahy izao nampindramiko ol de tsy naveriny intsony snif snif samia mitazona sy manaja ny azy o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0406