Fangalarambady.
41. razaordira
(
26/05/2008 11:54)
Tena marina io lehiroa. Tena tia mifangala-bady tokoa ny gasy, na any andafy na eto Mada...
Amin'ny lehilahy gasy mantsy rehefa "mipeka" vadin'olona, dia ohatry ny hoe voninahitra be ery izany.
Ilay rangahy tompom-bady avy eo no ataon' ny mpiara-monina tondro-molotra.
Amin'ny lehilahy gasy mantsy rehefa "mipeka" vadin'olona, dia ohatry ny hoe voninahitra be ery izany.
Ilay rangahy tompom-bady avy eo no ataon' ny mpiara-monina tondro-molotra.
badboy:
Malaza ho tia mangalabady ny gasy, na andafy na any dago, na lahy na vavy. Tena marina ve?? Inona no antony?
43. aloalo
(
26/05/2008 12:26)
tess> ny tiko tenenina, dia tsy afa-po ny ao an-tranony izy, dia mitady ny any ivelany. Ny an'ny hafa no tsiriritina dia angalariny. Ireny mankovisy ireny mantsy tsy mamatotra azy koa.
Matetika alou indramina satria ny mbola hoe aka an'iny ho azy mbola resaka mitatra b indray.
Fa misy kosa alou sipa, hitany fa b vola na tsara asa ilay bandy dia ataony zay moyen azoana an'iny. (resaka matériel indray iny).

44. aloalo
(
26/05/2008 12:31)
ilay mangalatra ve eto tsy ilay hoe ahodina ho anao mitsy lay oul e! ny tanjona ny hampisarahana anlay oul am vadiny lol!
déso fa afa dray ny fijeriko azy,
d ho gidragidra b eo zany ko ! lol
45. mangidy
(
26/05/2008 13:32)
kiadi : fa ny vary less mety atao sosoa, de asina ronono na siramamy de vita :-D
47. xxx
(
26/05/2008 13:59)
aza mba tratran'ireny rabofy bofy ireny mpangalatra ireny nareo ry bandy, ny momba anareo mihitsy no tandremo tsy ho azony, ny adresse, ny phone,...
angalariny enao dia rehefa mandiso fanatenàna azy dia ataony santazy amin'izay, eo izy sady mi jouer mpangalatra no garce matsiravina be
refa tsy manaiky hisaraka am vadinao ianao dia hoy izy hoe ho resahiko ny vadinao ny momba antsika 8O tandremo zalahy eeeeeee!

48. tess
(
26/05/2008 14:06)
aloalo:
tess> ny tiko tenenina, dia tsy afa-po ny ao an-tranony izy, dia mitady ny any ivelany. Ny an'ny hafa no tsiriritina dia angalariny. Ireny mankovisy ireny mantsy tsy mamatotra azy koa.
Matetika alou indramina satria ny mbola hoe aka an'iny ho azy mbola resaka mitatra b indray.
non kosa e! tsy resaka hoe tsy afa-po am ao antrano raha miaraka am oul hafa fa mba te hiova am maha-zàtra! miova laoka kely sy kaly kely ngé tsara e
raha resaka mankovisy ndray milay nge ny mankovisy e!
:-D
49. tess
(
26/05/2008 14:10)
mangidy:
tess: rehefa tsy anjy akia fa misy Tompony de angalarina ihany izany a, nefa vorara ny fangalarana famety ho vidiana lafo avy eo, ary mety ampigadra. mihintsy aza.Ny tahotra eo foana we mety hotratran'ny tompony eto hi hii :-D :-D
hanky varé
:? :? :? mba tsy ho mpangalatra izany de tsy miaraka am oul efa manana :-D
50. milaibe
(
26/05/2008 14:17)
iza no manaiky hangalarina ary e, sa tsy hangalarina ta hifanarahana fa mety bdb ny antony dia lazaiko anareo eto dôly avy refa voaraiko ny antony refa vita ny konfesy
51. Koditra
(
26/05/2008 14:17)
Fomba fijery afa ndray nenah ty, tsy atao mangalatra fa raisina @lé fitiavana. Ny olona 1 ve ra efa manambady (na lhl na vhv) dé midika fa tsy posibla ho ti olokafa tsony, d za iany no mamaly oe diso zany ary posibla fa anjaran'lé olona fotsiny no mieritreritra oe sahy izy sa tsy sah, na mamonjy mvavaka malaky oe aza mitondra anay ho @ faka-panahy. Ra tena tsy laitra akisoka lé fitiavana d mety ho lasa zao iany :-D :-D :-D
D mbola ôtran zay ko ny olona selibatera, posibla itombi-pitiavana @ olona efa manambady, tsy oe namboarina io fa mety ho vokatry ny sera2 nisy teo @zareo. D eo @zay lé oe angalatra sa tsia? Sao d mba tafa :-D :-D :-D
Nenah zao i tess no nde hangalariko sy hojokoiko any :lol: :lol: :lol:

52. sarobidy
(
26/05/2008 15:20)
de aôna zany no tokony hatao? Inona no vaha-olana amzany rehetra zany
53. sakaizakely
(
26/05/2008 16:02)
Malaza ho tia mangalabady ny gasy, na andafy na any dago, na lahy na vavy.
vaovao indray izany, sambako maheno an'izany
ny hitako hoe misy oul tsy mahay mionona fa te hitsaingotsaikoka ny ambilian'ny hafa foana, tsy ny maha gasy na ny maha vaza na mahasinoa no mahatonga izany, fa resaka tsirairay.
rehefa hita fa mpangalatra dia ialana fotsiny, asakasaky ze te hangalarina eo.
55. ikaretsaka
(
26/05/2008 16:27)
hitako marina aloha io e..
indrindra ay @ le tany somary vitsivitsy ireny ny toa azy
ohara hoe tany tsy dia misy gasy firy loatra (mihoatra ny 10 nefa latsaky ny 300) nefa mifanerasera be le communaute gasy dia tsy maintsy misy ihany ny mivaralila hoe izy samy izy ihany, dia mifanakalo vady eo.
na any M/kara ko aza io ka sendra @ ilay karazan'olona somary sarotiny @ foko-ny sy firazanana sy fihaviana aminy nefa lasa maka ravin'ahitra lavidavitram ka lasa mihavitsy .. dia mifangalangalatra ao!

56. sylvain
(
26/05/2008 19:58)
za tsy hangalatra fa hindrana,fa haveriko @ tompony ihany avy eo! za zao hindrana any tess :-D 3 volana d avy eo kelly13! :-D :-D
59. tess
(
26/05/2008 20:55)
hoy i koditra:
he he he he! raha hahita ahy mou hanin lereitsy ah! camionette entina fa tsy gony, tsy hahazàka ahy izany
Nenah zao i tess no nde hangalariko sy hojokoiko any
he he he he! raha hahita ahy mou hanin lereitsy ah! camionette entina fa tsy gony, tsy hahazàka ahy izany
55. Mpandefa : sylvain [ Valio ] 26-05-2008 21:58:55:�) ampy tsara kosa zay an! namonaina mitsy sylvain tsy te hierika ahy tsotry :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Fangalarambady.
za tsy hangalatra fa hindrana,fa haveriko @ tompony ihany avy eo! za zao hindrana any tess 3 volana d avy eo kelly13!