Fangalarambady.
65. Koditra
(
26/05/2008 21:26)
tess: za manana navigateur GPS mahay mitady olona. Ividianatsika pné 4 lé kamionety surkal ao antokotany ao :lol: :lol: :lol:
66. tess
(
26/05/2008 21:49)
kiadi, ratonga an han! :�) :-P tano marina ny azo fa sarotra ny mila an!
koditra: tsy mahazo aty ny gps nao zany alou e! miverindalana dool zé mampiasa an'io fa miletika tsy afaka capténa aty aminay.... :-D
ny loza kou nge de zao ratonga e! lay mangalatra inreny indrindra fa ny celibataire sady mangalatra no be vava manao hoe izaho celibat ka libre afaka manao zé tiko, na hiaraka am an sy an aza aho zà celibataire tsssssss tsy milay ireny celibataire reny fa miseo ho boby :-D tsy hita tsotry e! :-P

68. tess
(
26/05/2008 22:07)
ountsssssç! tsy volamena akory fa mba mamono lolo fotsiny reny! de amzay zany mifikotra be lay angalarina hahahahai! :-D
69. badboy
(
26/05/2008 22:08)
Marina tokoa aloha fa matoa miaraka de sitrapo. Mety tsisy halatra marina fa safidy. Ataoko angamba fa tsy nisy voatery hiaraka @ anona sy âne fa samy nanao zay hitany fa mety @ fiainany.
Fohy ny andro hiainana eto atazny ka samy maka izay tandrifiny sy ze zakan'ny tanany ary ny fony. Tsy hitondra mody any ankoatra akory. :^) ;-) :^) ;-) :^) ;-)

70. kiadi
(
26/05/2008 22:42)
sohy ihany zah fa tsy manambady! amizao tsy matahotra ny hisy angalatra zany :-D :-D :-D
71. tess
(
27/05/2008 05:13)
69. Mpandefa : kiadi [ Valio ] 27-05-2008 00:42:32
he he he! ny chiffres nao koa alou ry kiadi tena mampihorikoditra beç! :{
an han niova ndray ny rasa an! hehehe ! aleo arorotina ihany lay fiainana an! :-D marina mitsy alou io !e zé manaiky angalarina sitrapony ny azy....donko tsy no terena hiaraka am lay mpangalatra....

68. Mpandefa : badboy [ Valio ] 27-05-2008 00:08:15
Lohateny : Re : Fangalarambady.
Marina tokoa aloha fa matoa miaraka de sitrapo. Mety tsisy halatra marina fa safidy. Ataoko angamba fa tsy nisy voatery hiaraka @ anona sy âne fa samy nanao zay hitany fa mety @ fiainany.
Fohy ny andro hiainana eto atazny ka samy maka izay tandrifiny sy ze zakan'ny tanany ary ny fony. Tsy hitondra mody any ankoatra akory.
an han niova ndray ny rasa an! hehehe ! aleo arorotina ihany lay fiainana an! :-D marina mitsy alou io !e zé manaiky angalarina sitrapony ny azy....donko tsy no terena hiaraka am lay mpangalatra....
72. kelly13
(
27/05/2008 07:21)
eshy e le alina e! tsy nandaitra ratonga le sômnifera a, sady tsy naneno le fandraisandavitra, mampiesona, za tsy mety hangaliranao fa enao mampiresaka olona matotra toa ahy, =)) =))
73. ratonga
(
27/05/2008 08:04)
kellyterezy :-D zah ngé tsy mpangalatra é :-P sady mampiesona zany tsy aiko, ny fandraisandavitra tsy misy mandray ko ataoko ahoana ary :°)
74. sylvain
(
27/05/2008 12:22)
hindramo fotsiny wa d aza atao ela fa manjary fantatry ny tompony!
tess ampy mihitsy zay fa aleo enao haverina :-D :-D hindrana an'i papoose indray aloha!!!

75. kelly13
(
27/05/2008 12:50)
sylvain>kay le izy tsy angalarina zany fa indramina fotsiny! mdrrrr
ratonga>hahahahaha, mbola misy :?: be mipetraka klou e :wink: