Fangalarambady.
24. kelly13
(
26/05/2008 07:20)
izy tsy nilatsahan'ny fanahy masina d tsy mahay teny gasy ka, lol (cf fivavahana finoana) :-D
25. ratonga
(
26/05/2008 07:25)
fa mahay maka ambavany dé miboredika ny vôpanga sy ny mpiray tsikombakomba zay vô rôfompotsiny eo :-D :-D :-D
26. kelly13
(
26/05/2008 07:44)
zao aza, omena sômnifera lery d matoritory d lazao @ zay oe iza zany jiolahy zany :-D :-D :-D :-D :-D
30. yonikafopl
(
26/05/2008 08:12)
he he he hisy hifangalatra imasombahoaka njay ato zany :-D :-D :-D
Fa hono wa e, reny mangalatra ny an'oll reny ve de tsy mieritreritra we ty angalariko ty to mora bataina, ka ra za no tompony mety hisy koa hafa hibata azy eo antanako???
Fa hono wa e, reny mangalatra ny an'oll reny ve de tsy mieritreritra we ty angalariko ty to mora bataina, ka ra za no tompony mety hisy koa hafa hibata azy eo antanako???
32. kiadi
(
26/05/2008 08:28)
zany eo ihany rankizy fa io hotran'ny oe mihinambary ihany!! vary ny fototsakafo fa indraindray ba mihinana patte ohatra,fa ny vary tsy adino hatrany!!
diso sizé ve zah?tô hotran'ny diso zah zany fa oe mangalabadin'ol no sizé :-D :-D :-D :-D
diso sizé ve zah?tô hotran'ny diso zah zany fa oe mangalabadin'ol no sizé :-D :-D :-D :-D
34. kiadi
(
26/05/2008 08:45)
ie! zay mintsy!! fa ny vary tsy adino nefa an!! de frity ko! any belgik no tsara ny firty :-D :-D :-D
37. ratonga
(
26/05/2008 09:29)
marna zany!!! hafa ihany kosa lé maha-botabota any @ tànana :-D :-D na dé mitsingotsaingika fotsiny aza :-D
38. kiadi
(
26/05/2008 10:08)
:-D :-D :-D :-D :-D
zah tsy mitsaingoka fa tonga de manao telimoka! :-D :-D :-D
zah tsy mitsaingoka fa tonga de manao telimoka! :-D :-D :-D
39. saho
(
26/05/2008 10:30)
olon-dehibe roa ireo fa tsy zazakely....
raha tsy zazakely izy ity koa ndeha hangalarina....
mahaiza mandray andraikitra e
tsy misy angalarina na mangalatra fa ianao ihany no mitsara anao e
Mazotoa
dia aza adino ny vady amanjanaka e :* :*
raha tsy zazakely izy ity koa ndeha hangalarina....
mahaiza mandray andraikitra e
tsy misy angalarina na mangalatra fa ianao ihany no mitsara anao e
Mazotoa
dia aza adino ny vady amanjanaka e :* :*
40. mangidy
(
26/05/2008 11:25)
ratonga: fa raha oh ka loka mitovy foana mety ankaleo ary mety ahatofoka mihintsy aza :wink: :wink:
kiadi: ny patte hono mila fangarony kou! :-P :-P
tess: rehefa tsy anjy akia fa misy Tompony de angalarina ihany izany a, nefa vorara ny fangalarana famety ho vidiana lafo avy eo, ary mety ampigadra. mihintsy aza.Ny tahotra eo foana we mety hotratran'ny tompony eto hi hii :-D :-D