Fahatapahana tohiny

1. simplex ( 24/05/2008 22:06)
sao tsy voamarika:

* ao @ namana mbola tsy mande ny
iza: ps Jereo eto
izaho Jereo eto

* blaogy:
lasa ataony download ilay index.php fa tsy avadiny html. Firefox tena tsy mety mintsy fa ny IE indraindray (rarement) otran'ny mety ihany...

* rvg:
mandingana hira 1 systematiquement ao @ liste d'attente...

merci

Nahitsin'i hery
novalian'i pissoa ny 08/06/2008 13:36
2. tess ( 24/05/2008 22:55)
fangah simplex manana blaogy???? :�) de in????? :-P

mbola b da b no tsy miverin am laoniny tsara hatram nahalasa ny raika hody any am rainy..... :^)
3. simplex ( 25/05/2008 19:09)
;-)
4. ainaheri ( 25/05/2008 19:56)
tokony nasina fanateram-bonikazo iany fa tô malai-mody lery klé hihihi
Za zao eto @ dinika iany fa tsy tafiditra ao @ namana sera² klé
5. yonikafopl ( 25/05/2008 20:46)
tovy tsika sy ainaheri, za aza mbola manao TDM vo tafiditra ato, fa tsy tonga de mety tafiditra, mande google kalou de ao no manindry zay vo mety fa ra atao direkta le izy tsy mety misokatra fa le fanamboarana iny fona no mipoitra
6. tess ( 25/05/2008 22:09)
ié mitovy tsika sy yonika! soa fa misy ny gOOgle :-D
7. ainaheri ( 26/05/2008 03:47)
Ny an'i yonika aza mba misy an'zany ra miditra direkta,ny ahy ndray tondé nasiny an'zao:

"Le site est peut-étre temporairement indisponible ou surchargé. Réessayez plus
tard "
D io fona no averimberin'ny lery lol
8. kelly13 ( 26/05/2008 06:55)
za indray refa manokatra sera² d ity no miseo

Fanamboarana
Noho ny fahatapahana nitranga matetika tato amin'ny serasera.org dia nanapa-kevitra izahay hanatsara ny lohamilina.
Noho izany dia hisy fahatapahana mandritra ny ora vitsivitsy ny serasera.org.
Miverena ihany rehefa kelikely ahitanao ny vaovao momba izany.

Ireo takelaka efa mandeha
Karajia.org
Blaogy.com
Tononkira Serasera
Vetso Tononkalo Serasera
Namana Serasera
Bizna Serasera
Ohabolana Malagasy
Lisitra Serasera
Takelaka Malagasy Hafa
Lalao Serasera
Dinika
Ireo takelaka mbola tsy mandeha
...
Tsiky dia ampy


d refa manindry ilay "namana serasera" d mi rame b
9. yonikafopl ( 26/05/2008 07:45)
keliterezy ie nena kou androany io fona .de manindry namana serasera de tsy mety misokatra akory le izy :(
10. ratonga ( 26/05/2008 07:58)
ynkf: ho avy ah fa défa sokafy aza é! :-D :-D
11. simplex ( 26/05/2008 12:05)

vita doly kay :)

misaotra ee
12. simplex ( 26/05/2008 12:06)

:�) mbola tsy mande tampoka :)

ok ok
13. Ralay ( 26/05/2008 12:42)
Tsy mora ny manao zavatra fa mbola hiverina amin'ny laoniny tsikelikely eo ihany izy rehetra fa mazotoa aloha @izay efa mandeha :-P :lol:
14. simplex ( 26/05/2008 12:43)

le soratra hoe Hafatra Vaovao ery ambony ery iny koa tsy mande... soa ihany fa mandefa mail lery ra tsy zany tsy kobo mintsy hoe misy hafatra kay tao :P

^:^
15. eugene ( 26/05/2008 12:45)
Mbola tsy mandeha ve le iza sy izaho?
16. eugene ( 26/05/2008 12:53)
ie, le hafatra vaovao marina tsy mitranga :-)

aleo amboarina kely

Le blog toa efa ok e?

17. simplex ( 26/05/2008 14:36)

efa mande doly le tery ambony tery ka, fa le sary kely no tiako tenenina t@ le teo ambony teo io... mety le character encoding ngamba no tsy mampitranga an'ilay :�) sa ny font aty amiko no tsy ao...
18. ds ( 26/05/2008 17:47)
simplex : ny mety mahatonga an'io angamba, dia samihafa ny "charset" ampiasaina PHP/MYSQL sy ny pejy mamoaka azy. Any amin'ny Hery indray ny baolina :-)

Ao amin'ny lohan'ny HTTP toy izao :
Content-Type: text/html; charset=UTF-8

Ny ao anaty pejy kosa toy izao :
19. tess ( 26/05/2008 21:03)
simplex:


le soratra hoe Hafatra Vaovao ery ambony ery iny koa tsy mande... soa ihany fa mandefa mail lery ra tsy zany tsy kobo mintsy hoe misy hafatra kay tao :P

^:^


ié! tsy mande iny! zà zao tsy nahalala hoe nahazo hafatra satria tsy misy signe menabe hoe hafatra vaovao, hay nanandrana nanokatra hafatra de nahazo hafatra...

ary mety ho izay kou no mitranga, mba nandefa hafatra ho an'i ratonga aho tsy novaliany hatramza zao efa indroa izao


:evil:
20. ratonga ( 26/05/2008 21:16)
zao ré ty vô hitko é :-P andraso ary hijery hafatra zany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9071