Fahatapahana tohiny
42. ratonga
(
27/05/2008 13:39)
:roll: tsy tonga 38 zany lé dinika http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m482de88aeec60 ngé
44. yonikafopl
(
27/05/2008 14:07)
Za kou mahita soratra hafahafa, ra vo misy aksan de hafa ny zavatra mipoitra aty amiko
46. yonikafopl
(
27/05/2008 15:19)
ratonga hihihi io hitako fa maninn any am sasany hafa no hitako??
47. tess
(
27/05/2008 15:43)
kelly13:
d nisy dinika vaovao nisokatra, d aty amiko misy zvt hafahafa b misoratra d mampimé b fa tsisy azoko le soratra na ny un aza 8)
tsy injy ky lay ra bao fa haiko indry fa i baw ah!
:°) :-D
ary izay izany lay dinika vaovao nanotanian'i diamondra27 ahy hoe tsy tafa mitsy izy fa ahoana io?????zà tena tsy maharaka anzany alou hatramazao
hery : merci an!
48. Samoana
(
27/05/2008 16:41)
Ary nisara-trano angaha ny "dinika" sy ny "namana"? Isaky ny mifindra varavarana mantsy toa tsy maintsy mampiseho pasipaoro foana indray! tara train ny tenanay dia very fa tsilovy labozia ô:-D
50. xxx
(
27/05/2008 18:58)
ity zany dinika vao...
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t42ee6b477fd1c
rehefa jerena ny antson'fo de io bon annif io no hita...fa rehefa klikéna de hay any am dinika vao2 le izy fa tsy misy an'io ao am antson'fo.

51. tess
(
27/05/2008 20:25)
ilay titre fotsiny no niova zany e!
lay titre vaovao ny rubrik kosa no mety amilay bonannif isaky zé mande :P
lay titre vaovao ny rubrik kosa no mety amilay bonannif isaky zé mande :P
52. pissoa
(
29/05/2008 18:03)
Misy 1 kely mitingitingina ery ambony be ery, amin'ny Namana sy ny Forum !
(Otran'ny mampime be ahy foana io - be vanitika tsssss =)) =)) =)) )
(Otran'ny mampime be ahy foana io - be vanitika tsssss =)) =)) =)) )
54. eugene
(
30/05/2008 09:46)
oups... Aiza no misy an'izany?
Efa mampiasa compte roa aho, ny iray admin, ny iray tsy admin fa tsy hitako...
Efa mampiasa compte roa aho, ny iray admin, ny iray tsy admin fa tsy hitako...
55. pissoa
(
30/05/2008 16:55)
:oops:
http://farm3.static.flickr.com/2398/2536051179_bd4fc104c1_o.jpg
Dia eo ihany koa ny misy azy ao amin'ny namana.
Rehefa mbola tsy tafiditra amin'ny serasera dia tsy eo io, fa rehefa tafiditra vao eo :-D :-D :-D

57. kiadi
(
31/05/2008 09:32)
ny zavatra niova @ zao fotoana zao de tsy miaraka connecté tsony ny serasera sy ny forum!! zany oe refa tafiditra serasera ka andeh ho any @ forum de tsy mantsy mamerina miconnecté indray!de en plus mora mi deconnecte be le iz!!
de refa mahazo hafatra koa de ela be vô miala ilay soratra menamena oe "hafatra vaovao" de any ka mijery fona fa hotrany oe mahazo vaovao nefa ilay vô avy nojerena ihany no eo!
misôtsa tompoko ohh
de refa mahazo hafatra koa de ela be vô miala ilay soratra menamena oe "hafatra vaovao" de any ka mijery fona fa hotrany oe mahazo vaovao nefa ilay vô avy nojerena ihany no eo!
misôtsa tompoko ohh
58. hery
(
31/05/2008 10:53)
ny zavatra niova @ zao fotoana zao de tsy miaraka connecté tsony ny serasera sy ny forum
Mbola amboarina io, toerana samihafa amin'izao ny misy ireo takelaka ireo ka somary hovaina ny fomba fiady :-)
ela be vô miala ilay soratra menamena oe "hafatra vaovao"
Isaky ny 5 minitra io no miova. Izany hoe isaky ny 5 minitra vao mijery hoe nisy hafatra vaovao ve sa voavaky daholo indray.
Noho izany dia aza jerena mialohan'ny 5 minitra.
Natao isaky ny 5 minitra mba hampalaky kokoa azy.
59. kiadi
(
31/05/2008 11:24)
hay ve zany fananina ilay iz eh!! donc isaky ny 5 mn ihany zany vô mijery ok ok!! :wink:
60. kiadi
(
01/06/2008 21:33)
tena tokony najanona hotran'ny taloha ihany le oe "hafatra vaovao" fa mamitaka be le iz refa mahazo hafatra misesisesy!