Fahatapahana tohiny
61. Alaina
(
02/06/2008 09:09)
kiadi:
tena tokony najanona hotran'ny taloha ihany le oe "hafatra vaovao" fa mamitaka be le iz refa mahazo hafatra misesisesy!
tsisy fandrosoana mihemotra zany less a. Matoa nasiana ny paikady vaovao de io zany no metimety kokoa.
:lol: :lol: :lol: :lol:
62. pissoa
(
02/06/2008 19:21)
Toa lasa tsy mandefa email rehefa misy hafatra vaovao ! Efa ENY ny ao amin'ilay hoe andefasana email ao amin'ny mombamomba.
63. hery
(
03/06/2008 08:11)
Ohatry ny nisy olana teo amin'ny fandefasana email omaly, nisy DDOS attack indray dia lasa ni-spam ny serveur dia mitohana be ny email.
Lasa ihany fa miandry ela be.
Jereo raha ohatra ka tena tsy mety mihitsy.
Lasa ihany fa miandry ela be.
Jereo raha ohatra ka tena tsy mety mihitsy.
64. kiadi
(
03/06/2008 08:19)
alaina>sosokevitra nenah fa hitako oe le taloha no tsara no ilay zao!!
66. ari.malala
(
04/06/2008 14:42)
le 1 mitingitingina mbola ao am page d'accueil ny namana iany ko :D
67. kiadi
(
07/06/2008 23:54)
hotrany lasa flou flou zany wa ny fijerena sary!! de misy fotoana tsy mivpoka doly ilay emoticone kely refa mandefa forum? sa diso ve zah?
