Fahatapahana tohiny
21. tess
(
26/05/2008 21:52)
enao kosa rangah mody fanina ratonga ah! :? :? :?
zà mbo saika hanotany ny vaovao momba an'i ra bao :-D
zà mbo saika hanotany ny vaovao momba an'i ra bao :-D
22. ratonga
(
26/05/2008 21:58)
:-D :-D :-D to mbola mihira ihany izy hatramizao ra tsy diso ah!! :-D
25. kelly13
(
27/05/2008 07:25)
iza zany ra bao? mdrrrrrrrrrrrr, neveriko fa za d saika hiteny za oe ary reto mifosa eto imasoko a =)) =))
27. hery
(
27/05/2008 07:47)
tss.. efa zavatra hafa daholo indray no enregistré any amin'ny base :°)
31. kelly13
(
27/05/2008 12:53)
d nisy dinika vaovao nisokatra, d aty amiko misy zvt hafahafa b misoratra d mampimé b fa tsisy azoko le soratra na ny un aza 8)
33. kelly13
(
27/05/2008 13:02)
�
zavatra ôtran'izao no hitako
ratonga>au contraire, nitsoahan'ny fanahy masina fa tsy nahay namaky teny :-D :-D :-D
zavatra ôtran'izao no hitako
ratonga>au contraire, nitsoahan'ny fanahy masina fa tsy nahay namaky teny :-D :-D :-D
35. kelly13
(
27/05/2008 13:08)
tsy haiko ry se fa zany ra misy azoko le resaka :-D :-D (lasa sahala @ omby mijery florà zany za mamaky dinika ato) mdrrrrrrrr
39. kelly13
(
27/05/2008 13:25)
hééé, lasa ny saiko oe sao d za rery no mahita reny zvt sampona ireny? :roll: :roll: :roll:
