tena marina ve izany?

1. tslem ( 24/05/2008 13:05)
Lasa kely ny eritreritro.

Rehefa mangidihidy hono ny tanana dia oe hahazo vola
Rehefa mamaivay ny sofina-->misy mifosa
Rehefa mangovitra ny maso-->hisy ho faty
Rehefa mangidihidy ny faladia -->handeha lavitra
Rehefa mihevina -->misy mahatsiaro
Ny orona no tsy haiko oe refa maninona dia maninona

Fa ny tiako hanontaniana dia oe marina tokoa ve ireo retra retra reo sa tombatomban'ny olona fotsiny raha ny fahalalànareo azy?
novalian'i tslem ny 27/05/2008 14:24
2. xxx ( 24/05/2008 13:38)
tslem:

Rehefa mangovitra ny maso-->hisy ho faty
ny ambony tehetra kalou de tsy misy hinoako an ! fa io lazaindry io njay de vao maika loza.
raha tena marina ve io tsy efa maty daholo ve ny olona manondidina anaha ? satria zah de voa an'io matetika !


:{ :{ :{ :{ :{ :{
3. xxx ( 24/05/2008 13:42)
Ipaupiere qui clignote=douleurs musculaires fréquentes type contractures musculaires ou alors les muscles ...
4. yonikafopl ( 24/05/2008 14:05)
5. xxx ( 24/05/2008 14:15)
fa misy inn ? :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
6. milaibe ( 24/05/2008 16:41)
rehefa manitra be ny any am-piasana d hisy vahiny ao an-trano hono nefa tsy marina akory i tslem tsy tonga
7. ainaheri ( 24/05/2008 17:17)
Fa ity ny tena marina an, ra manokatra sera² enao ka milaza izy misy fanamboarana----------->midika zany mankanesa any @ karajia :-D:-D:-D
8. mirana5 ( 24/05/2008 18:07)
Rehefa mangidihidy ny oronao dia misy olona te hanoroka anao! :wink: :wink: :wink:
9. Aino ( 24/05/2008 18:17)
raha izany ve tsy efa nanakarena be aho!! :D
10. kayrah ( 25/05/2008 05:43)
sali!refa mangididy ny orona de misy oll maimbo fromme eo akaikinao zay ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
11. ainaheri ( 26/05/2008 04:57)
mirana5> ny ahy mangidihidy fona ny oroko fa le oul hanorok'ahy tsy mety hita klé lol
12. meved ( 26/05/2008 13:06)
Ny ahy koa mangovitra ny maso indraindray fa ny "ecran" angamba no anton'izany !
13. meved ( 26/05/2008 13:25)
Ary tena marina koa ve ireny fitrandrahana harena ankibon'ny tany , ohatra mercure ireny d hoe zavatra ??? no mamoaka sy manome azy, d anaovana fombafomba sy hijerena mpanandro( izay izy no lasa intermediaire) ets... :roll: :roll: :roll: :?:
14. sakaizakely ( 26/05/2008 15:48)
Rehefa mihevina -->misy mahatsiaro


mahatsiaro dia mahatsiaro tokoa ny pollens am zao fotona :-D :-D :-D :-D :-D
15. kiadi ( 26/05/2008 16:23)
Rehefa mangidihidy hono ny tanana dia oe hahazo vola
Rehefa mamaivay ny sofina-->misy mifosa
Rehefa mangidihidy ny faladia -->handeha lavitra


mangididy-------->maloto fa misasaha!
Rehefa mihevina -->misy mahatsiaro

tratran'ny hatsika na misy vovoka ny trano!
:-D :-D :-D :-D
16. naughtyboy ( 26/05/2008 17:34)
saody manao pib ela te ivarotra produit na ko manana talenta miafina @ fanasana faritra tsy madiodio bizna daoly zany fa mety andeha tampoka..
kiady>mangididy-------->maloto fa misasaha!

:-D :-D :-D tsy hay tsy hay manko fa ndray2 mitombina @sasany fa mety tsy itombina @ hafa(hafahafa toa sahafa ozy le teny faenoko zay :-P )
17. niryna ( 27/05/2008 03:59)
mbola miampy ihany koa ny hoe:raha vaky ny fitaratra dia misy fambara loza ratsy,voaroaka ny asa.
mamafa trano amin'ny alina,mampa-betrosa
misy fihaviana hafa,tsy avelany mamboly aorian'ny amin'ny enina hariva fa bedin'ny ATrany hono.Hoy aho mantsy ny namako hoe mety ho voakapakin'ny angady ny tongotra raha ao anaty maizina no mamboly angamba ka..
finoanoam-poana ilay izy amiko ary rehefa mino isika dia toa mandaitra ilay izy ,asa aloha
18. mmmhh ( 27/05/2008 11:30)
misy namako zay ndray isaky ny voatsitohina izy am arabe de lazainy fa misy mijerijery izy ao afara ao, :cry: :cry:
19. tslem ( 27/05/2008 14:24)
ie, d mbola misy koa kay oe raha mifanao fotoana aman'olona hono ka tafintohina d tsy tonga zay lé olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2678