Zanak'Iarivo

1. Gie ( 26/05/2008 10:10)
mahafinaritra be ity hira ity.

Henoy kely anié eh !

http://www.dailymotion.com/related/x40vqe_ny-voninavoko-zanakiarivo_music/video/x47oqq_ny-vononaviko-zanak-iarivo_music?from=rss
2. patrick2002 ( 26/05/2008 13:53)
mahafinaritra tokoa :lol: ary tena tsy azo tsaraina @ fitafiny sy ny fitsikiny tokoa anie ny zanak'iarivo eh!
ohatry ny olona rehetra aty @ pays industrialisé rehetra .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0644