Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
marozevo ( 19/05/2008 12:51)
Takariva
Salama oh.... O ry Zareo ah.... Izay mba manana ny texten'ilay hiran'ny Ainga re mba omeo ah... Ilay hoe "Takarivan'Analamanga...". Misaotra eh ... tohiny
novalian'i cutie ny 19/05/2008 14:51
rajoelina ( 19/05/2008 11:57)
raha ohatra ka...
Zah sy ann, sy ann ary ann angamba no ray kilasy... mety hisy hiakatra Birao. Virtual le eto ah :) ianareo ve ti fianarana sy mianatra?... tohiny
novalian'i ainaheri ny 19/05/2008 14:14
riha ( 19/05/2008 11:27)
Firmin : Jesosy Fitiavana
Salama daholo, Saika mba hangataka an'io hira io izay manana na mahay. Jesosy Fitiavana : FIRMIN Misaotra betsaka Mirary soa... tohiny
novalian'i ni81 ny 19/05/2008 18:35
xxx ( 19/05/2008 10:54)
olana ara-tokantrano
Inona ny karazan'ny olana matetim-pitranga eo @ mpivady ka miteraka ady lava? Ny resa-bola sa ny resaka communication sa ny tsy fifampitokisana sa mbola misy hafa ankoatran'reo? de inona avy no mety ... tohiny
novalian'i mangidy ny 08/07/2008 12:33
istraky ( 19/05/2008 08:26)
Efa ela ihany ao, no naniry iaraka aminao
Sao dia mba misy mahafantatra ny groupe Raf's Music ! mpampandihy nalaza tamin'ny années 90 ! Misy hiran'ndry zareo izay tadiaviko misy oatr'izao ny tonony : Efa ela ihany ao, no naniry iaraka... tohiny
natiora ( 19/05/2008 07:12)
Didy jadona
Tsy misy zavatra azo atao intsony ao dago fa izay zavatra mandeha rehetra dia alainy ingahy RA8 avokoa, zavatra nangalariny Ratsiraka nandritry ny 16t taona nalainy RA8 tao anatiny heritaona monja... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/06/2008 17:12
niryna ( 19/05/2008 02:05)
Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany ny fahazavanareo
[b]2 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. 3 Isaorana anie Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika Izay nitahy antsika tao am... tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2008 16:01
Jeankely ( 19/05/2008 00:52)
Christian sy ny fahalalahana, tsara fa misy maharatsy azy
Toerana Silamo no misy ahy sy hiodikodinako saingy misy vahiny Christian ihany. Ny zavatra hita dia malalaka ny saina Christian. Tsy fanaratsiana na fanamboniana fa ny zava-misy no resahiko. Raha midi... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/05/2008 15:42
david33 ( 18/05/2008 23:53)
Ilaina ve ny mpiandry?
Misy ramatoa iray izay mpiandry izy...tsy misy afa-tsy ny mifosa, mandainga, sady mampiady olona fotsiny no ataony nefa milaza ny tenany fa kristiana...Ilaina ve ny mpiandry ohatran'itony? Inona no f... tohiny
novalian'i prime ny 27/06/2008 06:39
niryna ( 18/05/2008 20:49)
Tiako ilay mpampianatro izay! Ianao koa ve mba nitia mpptra?
Tamin'ny kilasy de 8 eme angamba izy izay dia nisy mpampianatra iray izay tena tiako tokoa Mme Justine no anarany.Tsy te hifindra kilasy aho fa mbola te hijanona ao aminy ihany ka mody nanao tsy nahay... tohiny
novalian'i milaibe ny 25/05/2008 09:18
rakotomananajocelyne ( 18/05/2008 17:50)
TILAPIA [ filety ] : ENDASINA
ZAVATRA ILAINA : - ranom-boasarimakirana , bazilia [ voadidy madinika ,azo ampiasaina ny ravony maina ] , poivre [ vovony ] , sakamalao voatoto , filety . Afangaro izy rehetra + sira dia and... tohiny
novalian'i kiadi ny 22/05/2008 17:19
kriok ( 18/05/2008 15:17)
mila anao jeso
aiza... tohiny
novalian'i Lejoba ny 16/07/2008 09:05
endrika01 ( 18/05/2008 14:29)
HATSIKANA (hi,hi hi,hi,ALEO IHANY HOATR"ANAHY!)
Sendra niditra tao amin'ny Hotely iray lehibe ity ra-namana dia nahita totosy.Tsy nahiritra izy ka nanontany teo amin'ny receptionniste. Tsy masiaka ve ny aliaka nao? (hoy... tohiny
novalian'i endrika01 ny 05/06/2008 18:29
endrika01 ( 18/05/2008 14:05)
TENA VERY NY VEHIVAVY RAHA ILAOZAM-BADY!
Manaiky izany filaza izany ve isika vehivavy. Zay mantsy izao no resaka nataon'ny namana tafara-dalana tamiko we,Tena very nareo vehivavy ry anona raha ilaozam-bady a, Andray kosa! ... tohiny
novalian'i mangamaso ny 15/11/2008 20:54
milaibe ( 18/05/2008 13:22)
sakaizakely
bon anniversaire ianao bavy o... tohiny
novalian'i tslem ny 20/05/2008 06:50
manidina ( 18/05/2008 13:20)
secret n'ny md piera sy kristy? justice ve sa....?
lioka12:8:fa lazaiko aminareo:na zovy na zovy no manaiky ahy eo antrehan'ny olona de heken'ny zanak'olona kosa izy eo anatrehan'ny anjelin'ATRA lioka12:9: fa izay manda Ahy eo antrehan'ny olona kosa ... tohiny
novalian'i manidina ny 13/06/2008 17:51
Ralay ( 18/05/2008 12:26)
Concert Rachel RATSIZAFY
Manahoana Rachel Ratsizafy pour sa première partie le samedi 21 juin au Printemps des Comédiens de Montpellier Ne soyez pas en reste, découvrez vous aussi Rachel Ratsizafy en concert - le 23... tohiny
novalian'i Ralay ny 19/05/2008 06:38
Ralay ( 18/05/2008 12:19)
Live Mahaleo Olympia
Ho an'ireo izay mi-capter [b]france Ô[/b] ka tehijery ny concert Mahaleo tao @ Olympia 2007 dia misy rediffusion anio alahady 18mai 2008 @ 4ora tolakandro(16h). Efa nandeha omaly t@ 21H30 même ch... tohiny
novalian'i tsitam ny 19/05/2008 16:25
xxx ( 18/05/2008 08:46)
bon annif
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire10.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/BonAnnif05.gif[/img] [IMG]http://s... tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 10:52
rajoelina ( 17/05/2008 18:43)
Boda con Sr Bean
http://es.youtube.com/watch?v=SKfiMA9To60 =)) ... tohiny
novalian'i rebeccaF ny 19/05/2008 18:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.9504