bon annif

1. xxx ( 18/05/2008 08:46)










[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/dansent.gif[/IMG]



répondu par endrika01 le 25/05/2008 10:52
2. xxx ( 18/05/2008 08:47)
BON ANNIF SAKAIZAKELY
3. tsiambaratelo ( 18/05/2008 11:16)










[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/dansent.gif[/IMG]




[/quote]



he,he,he, Joyeuse annif Sakaizakely!
4. tsiambaratelo ( 18/05/2008 11:20)




Vonindraozy mafatifaty hoan'i zakaizakely!
vao notangosana teo an-jaridainanay hi hi hi






Zany fofony manitra mamelovelo!








5. endrika01 ( 18/05/2008 12:25)

Nandalo tao amin'ny page d'acc zah dia misy soratra ao we
ny tsingerintaona androany,dia nandalo aho hametraka firarian-tsoa sy fiarabana tratry ny tsingerin-taona nahaterahana hoan'ny namana serasera
rehetra mankalaza zany vanin'andro lehibe izany anio.18/05/2008





Manaova fety sambatra daholo e!









[/quote]


6. xxx ( 18/05/2008 12:38)
sakaizakely pour toi.







7. endrika01 ( 18/05/2008 13:15)
xxx:

sakaizakely pour toi.











xxx> mmmh,raha tonga eo sakaizakely faly be mintsy izy!
anjaso aloha tadiavina!
8. sakaizakely ( 18/05/2008 19:54)
tsara sady manitra be tompoko ireo vonikazo be ireo fa misaotra betsaka :-* :-* :-*
endrika01> mci akia, de bisous am xxx ;-)
9. Belami ( 18/05/2008 20:41)
Arahabaina tratry ny fety leroa a!!!
10. Belami ( 18/05/2008 20:43)
ry Bavy manko e ! :-D :-D :-D
11. endrika01 ( 19/05/2008 10:05)
Sakaiza>efa nampitaiko tam xxx ny hafatra e,faly be izy eny e saika diso fanantenana kely ihany!Fa novaliako we tsy hadino ianao kah de nome
12. diamondra27 ( 19/05/2008 10:53)
Bon annif akia de tahian'Atra a de ho tratry ny ho avy e
:-* :-* :* :*
13. endrika01 ( 25/05/2008 10:52)
xxx>azo hangalana ve aloha reo raozy e! :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1967