Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Aino ( 17/05/2008 18:20)
makourell 100
http://www.dailymotion.com/video/x3aqi6_francis-turbo-makourell-100_fun. saleo tsy mamela miady varotra. :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i dox ny 18/05/2008 16:17
natiora ( 17/05/2008 16:45)
Mahavita
Apetraka anio ny vatofehizoro ny lapan'ny tananan'Antananarivo, izay ny ben'ny tanana vaovao no manao azy nadia tsy tao anaty programme azy, tena mahavita azy ny ben'ny tanana amizao midika zany fa ts... tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/05/2008 23:40
catuchia ( 17/05/2008 14:08)
lehilahy
nareo v efa tomber amoureux d tena tia b an le olona nefa (l) tratra cou de foudre av eo miaraka ianareo s le lela d ts itanao zay iaraana aide moi stp... tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 12:36
catuchia ( 17/05/2008 13:55)
mahatsara zaho
(l) :-* :* =(( =)) :-$ =D> :-@ (l) ... tohiny
novalian'i milaibe ny 17/05/2008 19:24
badboy ( 17/05/2008 12:38)
Izay tia adala izay voa manodidina
Izay tia adala izay voa manodidina. Ny fanafodiny izany dia "ny aza tratrany ihany". Dia ahoana zany : tsy hitia tsony ny fanafody ve? sa kosa mitia fa tsy mitia be fa kely fotsiny ihany????... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/06/2008 15:55
kahmou ( 17/05/2008 12:11)
ventsoventso(johary) sy dada malala (jeneraly)
mba magataka ny tononkiran'ny johary ventsoventso sy dada malala'ny jeneraly izay manana .sotr'e!... tohiny
novalian'i cutie ny 19/05/2008 23:36
Jeankely ( 17/05/2008 11:47)
Fanafotsiana RORA sy fanatahana VAVA ve ?
:-D :-D :-D . Rehefa miresaka tsisy mandre na mitarika tsy mahazo olona dia sady fotsy rora no tata-bava. Ka aiza no misy an'i Badboy, Bazylou, Tezitra sy ny mpanohatra vola boritra ? :-D :-D :-... tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/05/2008 15:02
bor2lais ( 17/05/2008 11:39)
Hitsara an\'iza no hahatongavan\'i Kristy ?
Miarahaba antsika rehetra. Voalaza @ fanekem-pinoana apostolika fa \"avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty\". Voalaza ao @ Jaona 3 : 18 fa \"Izay mino Azy dia tsy helohina, fa izay tsy mi... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2008 20:42
chou36 ( 17/05/2008 10:02)
arabaina ratrin'ny antsaramanitra (Tiana)
Manahoana daholo! Mba misy mahay ve ilay tononkira an'i Tiana misy hoe : Arabaina é! Mba ho ataon'ny fianakaviana @ marazin'ny anadahiko. Mba alefaso raha azo atao. Misaotra dieny mialoha. ... tohiny
Aino ( 17/05/2008 08:09)
diso izany!
rehefa mananiany sy be vazivazy ve dia midika fa tsy famatorana izany?! za anefa mieritreritra hoe diso izany hevitra izany, fa raha toa manao izany zavatra izany dia tsy midika fa matotra, indrind... tohiny
novalian'i atuat ny 17/05/2008 18:26
badboy ( 17/05/2008 06:41)
torapo sy fivavahana
Inona ny mampiavaka ny torapo @ fivavahana?... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2008 22:39
rajoelina ( 17/05/2008 06:01)
tlay!
Mba avelao lesy ny jobagasy hijinja kôfy vazaha, fa [b]hahaingako elah ah[/b]:!: :?: :-p :lol: :-D ;) Sipakely europea lesy bobaka ah! ^:^ ;-)... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 21/05/2008 09:02
zandikely ( 17/05/2008 02:03)
Celine Dion: Atao inona daholo 3000 paires de chaussures
Samy manana ny hadalany daholo ireny Stars ireny an'i Celine Dion nataony tamina fividianana Kiraro ny azy, efa 3000 paires be izao mbola mividy foana! Celine Dion owns around 3,000 pairs of shoes,... tohiny
novalian'i karinah ny 17/05/2008 13:54
Belami ( 16/05/2008 22:50)
ODOIE
Ozy ny sipa matetika :-D :-D ... tohiny
novalian'i Belami ny 11/06/2008 17:41
Belami ( 16/05/2008 22:03)
Fitsenana manetriketrika any Bozy
Araka ny fanaterana manetriketrika any Bozy eny Ivato, dia hisy koa ny fitsenana azy tsy ambakanizany. Koa hisy ny fizarany voandalana ho any mpisera eny ampahatongavana : Bonbon Joc, pecto, contre t... tohiny
novalian'i Belami ny 12/06/2008 21:17
niryna ( 16/05/2008 20:53)
Misaina tokoa ny biby a
Asa hianareo raha efa nahita fa maro no zavatra mety tsy noeritreretintsika kanefa ataon'ny biby. Ny voronkeliko "canarie" rehefa miakatra ny tohatra ny tena dia manao feo toa falifaly izy ary rehef... tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 19:18
maha68 ( 16/05/2008 20:03)
zà aky mitady asa à
raha mba misy maita asa mitaiza zàzà aky nareo na maka sy manatitra zaza de mba ilazao ao andefaso hafatra zafady.... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/07/2008 22:32
Aino ( 16/05/2008 17:39)
tiako be izy izany!!
:-D :-D :-D je suis sûr fa maro ny tsy tia rangitina. fa za tena tia mandrangitra indrindra rehefa mahita olona iray mitady raharaha anaoovana izay andrangitana azy!! :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
xxx ( 16/05/2008 17:06)
hafakely
:( mba nahita vé nareo mpivady vita fisarahana tanteraka tany amin'ny fitsarana nefa mbola miaraka toy ny niady ireny fa mbola mpivady ihany,mba lazao fa tena mahavariana,inona ny antony nanenina s... tohiny
novalian'i cutie ny 22/05/2008 20:40
xxx ( 16/05/2008 14:53)
kapoty ho an'ny ankizy
http://dailymotion.alice.it/fr/featured/video/x4g28j_pemba_shortfilms... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5402