ventsoventso(johary) sy dada malala (jeneraly)

1. kahmou ( 17/05/2008 12:11)
mba magataka ny tononkiran'ny johary ventsoventso sy dada malala'ny jeneraly izay manana .sotr'e!
novalian'i cutie ny 19/05/2008 23:36
2. cutie ( 17/05/2008 19:02)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1513
3. Belami ( 19/05/2008 22:26)
cutie:

http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1513



aiza zany ? =)) =)) =)) =))
4. cutie ( 19/05/2008 22:32)
maso be tsy mahita we :-D
5. Belami ( 19/05/2008 22:43)
cutie:

maso be tsy mahita we :-D



baribary maso fa tsy mahita :-D :-D
6. xxx ( 19/05/2008 22:44)
sa boribory maso? :-D :-D :-D
7. cutie ( 19/05/2008 22:45)
who knows :-D
8. cutie ( 19/05/2008 23:36)
vetsovetson-kira
harivariva
No nentiko nitsena
Lay masoandro
Hirahira
No hisantarako
Ilay andro zay
Mbola iainako
vetsovetso
No hasoloko
Ilay alahelo
Nandrakotra ahy
'Omaly
Fa raha misaraka
Amiko aza ianao
Ry lay masoandro

De tohizo @ zay ry belami fa tsy tadidiko tsony :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495