ventsoventso(johary) sy dada malala (jeneraly)
1. kahmou
(
17/05/2008 12:11)
mba magataka ny tononkiran'ny johary ventsoventso sy dada malala'ny jeneraly izay manana .sotr'e!
répondu par cutie le 19/05/2008 23:36
3. Belami
(
19/05/2008 22:26)
cutie:
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1513
aiza zany ? =)) =)) =)) =))
8. cutie
(
19/05/2008 23:36)
vetsovetson-kira
harivariva
No nentiko nitsena
Lay masoandro
Hirahira
No hisantarako
Ilay andro zay
Mbola iainako
vetsovetso
No hasoloko
Ilay alahelo
Nandrakotra ahy
'Omaly
Fa raha misaraka
Amiko aza ianao
Ry lay masoandro
De tohizo @ zay ry belami fa tsy tadidiko tsony :-D
harivariva
No nentiko nitsena
Lay masoandro
Hirahira
No hisantarako
Ilay andro zay
Mbola iainako
vetsovetso
No hasoloko
Ilay alahelo
Nandrakotra ahy
'Omaly
Fa raha misaraka
Amiko aza ianao
Ry lay masoandro
De tohizo @ zay ry belami fa tsy tadidiko tsony :-D
