Fanafotsiana RORA sy fanatahana VAVA ve ?

1. Jeankely ( 17/05/2008 11:47)
:-D :-D :-D . Rehefa miresaka tsisy mandre na mitarika tsy mahazo olona dia sady fotsy rora no tata-bava. Ka aiza no misy an'i Badboy, Bazylou, Tezitra sy ny mpanohatra vola boritra ? :-D :-D :-D
novalian'i Jeankely ny 19/05/2008 15:02
2. tsoraka ( 17/05/2008 14:48)
Mbola mety ahazo kil ihany reo ny farany fa aleo handrovontsihy.
3. heribe ( 17/05/2008 14:51)
:D :D :D :P :P :P :°) :idea: :idea: :idea:
4. Jeankely ( 17/05/2008 14:53)
:lol: :lol: Fanafotsiana vola sy Fanafotsiana RORA :-D :-D :-D . Izay iray vizana aloha.
5. rakaroka ( 17/05/2008 16:31)
:-D :-D :-D HaiiiiiYYYY a ee, azoko mihitsy ilay "blem" hoe misy "size" mahaliana ny iray anefa tsy ahoan'ny hafa.Ka samy manana ny "domaine-ny ny tsi1:1" samy manana ny "style"-ny koa eo amin'ny fanehoana izany. Nisy fotoan'andro aho nandalo tamin'ny toerana sahalahala amin'i Jeankely izao
nanontany zavatra noheveriko ho tsotra sy voavaly eo no ho eo, dia nasain'ny vadiko namaky boky maro dia maro aloha aho, ary niatrika "conféransa sy "cercle" maro tsy nisiako teo aloha vao afa-miresaka hono izy. Somary sorena aho fa nanangona herimpo koa niatrika izay tokony ho fantatra aloha, ary "Marina" fa tsy vitan'ny resaka tsotra ,'drindra moa
voaporofo mazava ny fetran'ny lahatsoratra zaka vakiana sy voasaina eo noho eo.
'indry ihany no nanao ahy hoe " 'ngaha hanova olona"? Dia aleoko tsy mamotsy rora intsony fa manamainty e! Izaho no miova . :-D :-D :-D :-D
6. patrick2002 ( 17/05/2008 21:28)
:roll: :roll: tena tsy misy fantatry ity jeankely ity raha tsy ny hanenjika olona foana ,
renim-pianakaviana izy manao an'io ah!
tsy misy lohany sy vodiny ny loha-hevitry ny :oops: :oops:
7. Jeankely ( 17/05/2008 23:27)
Mba mieritrereta ihany fa na vavy na lahy samy olombelona. Raha tsy hainao dia ialana rehefa tsisy ilaina azy na ny resaka na ilay olona. Tsy mila mandany andro manenjika sy hanitsy ny vendrana ianao fa ny resaka avolenta fanaonao sy ny akamanao arahina dia vita. Marobe eto no tsy mijery afatsy ny soratry ny namany ary dinganiny sy tsy asiany sira izay soratan'ny hafa fa ny azy samy akama ihany no tohizany. Izay no izy. Mangina ho azy ny fotsy rora sy tata-bava rehefa tsisy mandraharaha. Fa saingy mbola valianao sy tianao halina baraka ny vendrana dia eny mamokovoko eny ihany. :-D :-D :-D . Ary mbola mampiomehy fa tadidy tsara mihintsy ny hafatr'ilay vendrana. Dia mampamangy any Mama sy Dada ary Bavy voaisa sy mpanisa ary ambadika ra-patrick2002. Tohizo ny fanao ary aza raharahiana ny vendrana. :-D :-D :-D
8. patrick2002 ( 18/05/2008 01:37)
Mba mieritrereta ihany fa na vavy na lahy samy olombelona


samy olombelona fa ny vavy hasina ny lahy manisy =)) =)) =))
9. Jeankely ( 18/05/2008 05:01)
Iny indray fomba fiteny ka tsy afaka manova izany aho. Raha tsy hanao dia ilay mamelimely etsy sy aroa no mahatonga ilay tsy ela velona. Na izany aza tsisy hifandraisany amin'ny Fotsy rora miteny ato amin'ny politika ny anao fa tia handrangitra ahy. Tsy olana fa tsy olona iray fa miaraka ao koa Mamanao, Bavinao, sy ny Havanao ka teneno eo ampoto-tsofindrenonao hoe "ny vavy hasina ny lahy manisy" :-D :-D :-D
10. patrick2002 ( 19/05/2008 14:23)
ka zah sendra vehivavy ohatranao dia tsy maintsy manova kou! maivan-doha ,faikany, mankivisy,
Ny mamanay ,sy ny bavinay zay lehilahy nahazo azy dia tonga dia tsy niala intsony kou , Andraso anontaniako i dadanay sy ny zao dahiko hoe naninona ry zareo no tsy niala intsony.
Afa ianao efa manan-janaka mbola alefa n'olona mandeha any @ tany silamo ihany hatao antsesitany









11. Jeankely ( 19/05/2008 15:02)
Izay ve no dikan'ilay manokatrokatra momba2 ny hafa ? Izaho tsy miteny fa ianao no be resaka. Mamanao anontaniana dia atoroy an'ny vehivavinao. Isiaka tsy miray taona mihintsy fa tsy afaka hifananatra. Inona tsy ianao ilay mpamely havana angamba :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1467