lehilahy

1. catuchia ( 17/05/2008 14:08)
nareo v efa tomber amoureux d tena tia b an le olona nefa (l) tratra cou de foudre av eo miaraka ianareo s le lela d ts itanao zay iaraana aide moi stp
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 12:36
2. Aino ( 17/05/2008 14:33)
za mbola tsy tratrany cou de fodre izany fa raha amoureux de efa tratra ka tsy afaka anoro satsia ny ahy na amoureux aza aho ravo manadala kely ny saiko de baibay. =((
3. ainaheri ( 17/05/2008 14:50)
Ny ahy coup d tonnerre no nahavoa ahy fa tena otran'ny tsy teo wa za,nankany @ le sipa andro @ io alina nefa za mataotra pamosavy fa tody iany tsy maty fo aman'aina hihi
4. Aino ( 17/05/2008 15:00)
=))=))=))=))=)) ary za anie letsy gaga t@iny indray mande nitoraka iny fa elah tô nipitsika haingana kay izany natahotra ahy, za anie tsy pams eh!! :D
5. ainaheri ( 17/05/2008 15:18)
ka elà tsy nampilaza d ny melou kou,elà kou mataotra matoutou f'aza mifampitaotra an =))=))=))
6. rajoelina ( 17/05/2008 15:38)
Tsy misalasala fotsiny enao fa tonga de tolona sy :* , de gaga lery avy eo! :-D

Tandremo fa mety hisy bandy hanao we: miala tany ity ry annn!!!!

Raha bandy no mampiresaka d mety ho sahirana ledala, kanefa ny bandy tsy mitovy daholo... mety fantany lery fa tena vitan'ledala soamatsara le zavatra matoa sahy mitsofoka...

ra resaka fitiavana aloha de tsaratsara kokoa ny sipa no mietsiketsika aloha ôtrany we: hanampy, hampiditra sangy sns... de avy eo fitiavana amzay.

;-)
7. Aino ( 17/05/2008 15:55)
toraka voatabia i rajoelina fa tssss.
8. ainaheri ( 17/05/2008 15:56)
Ary efa pro elà zany rajou an hein hein :-D :-D :-D
9. Aino ( 17/05/2008 16:23)
aina hery i rajou anie mody mitapy eh!!
10. milaibe ( 17/05/2008 16:29)
mandeha be ny bizna ato zany klé ,cinema zany ato zany zalahy ,feux de l`amour io e ny coup de foudre lasa coup de poing fa raiso mora fotsiny
11. Aino ( 17/05/2008 19:21)
milaibe hihih
12. milaibe ( 17/05/2008 19:52)
tsy ratsy le paika klé zao ihany ny fika @ manaraka klé
13. kiadi ( 17/05/2008 20:30)
haka seza fa misy cinema hono :^) :^)
14. ainaheri ( 22/05/2008 21:05)
aza mibahana ry kiadi aa :-D :-D :-D :-D :-D
15. endrika01 ( 25/05/2008 12:36)
ainaheri:

Ny ahy coup d tonnerre no nahavoa ahy fa tena otran'ny tsy teo wa za,nankany @ le sipa andro @ io alina nefa za mataotra pamosavy fa tody iany tsy maty fo aman'aina hihi



Voan'ny fanainga lavitra tany kou ngamba ry ainaheri zany kle,hi hi hi
tena misy sipa sy bandy mahavita an zany tokoa anie e,asio baiboly
foana ao ambany ondana!hi hi hi

Ny an le kôfa zay aza izy efa manam-bady de nikôty sipa,
refa tsy nety nanaiky azy le sipakely,de nasiany an zany Ambalavelona zany we,izy mintsy no mintantara de we nampalahelo azy ndray we de nositraniny,
tena tsy mba olombelona fa devoly latsaka an-tany,hoatran'ny tsy mba nateram-behivavy!
Refa tsy anjara ry anona dia tsy anjara fa tsy hampiasaina izao hagegena
rehetra izao ny zanak'olona! =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6285