torapo sy fivavahana
1. badboy
(
17/05/2008 06:41)
Inona ny mampiavaka ny torapo @ fivavahana?
novalian'i fijo ny 20/05/2008 22:39
2. tlay
(
17/05/2008 11:44)
:roll: :?: :roll: :?: :roll: :?: otrany samiaha be anie reo zavatra teneninao reo e! :?: :?: :?:
4. badboy
(
18/05/2008 07:19)
Ka ilay mahasamy hafa ireo mihintsy no anton'ilay fanotaniana ra misy mahalala. Raha tsisy mahalala moa zany dia midika fa mitovy ny torapo sy ny fivavahana.
5. niryna
(
18/05/2008 22:41)
badboy:ny atao hoe vavaka tora-po ve no tianao ho fantarina?
Ka ilay mahasamy hafa ireo mihintsy no anton'ilay fanotaniana ra misy mahalala. Raha tsisy mahalala moa zany dia midika fa mitovy ny torapo sy ny fivavahana.
ny fo no miantoraka manao ilay vavaka
Satria ATra dia Fanahy ka ny fanahintsika koa no miantso Azy ,mifandray Aminy.
Miantso an'Atra amin'ny fotoana izay tianao ,na toerana izay tianao,vavaka mangina ary ny tena tsara dia manomana toerana iray hianao hiantsoana Azy ,hiresahana Azy,hiderana ny Anarany ,hisaorana ny Anarany,tsy misy formule arahina fa ny fonao madio,ny fonao miaiky fa nanao ratsy dia mangataka fifonana Aminy ,dia mangataka famelana ny olona nanao ratsy taminao ,dia mivavaka ny hafa ihany koa na aretina izany na olana misy eny ny firenena ,ny marary ,ny mahantra ,ny any am-pon-ja sns
,ny vavanao no mitalaho sy miresaka amin'Atra ,vavaka direct no hilazako azy ,vavaka izay vokatry ny ao am-po tsy misy mpanelanelana na asiana material hanelanelanana an'ilay vavaka ataonao amin'Atra
Every knees shall bow,every tongues confess that He is Lord ....Aleoia
Ny tongotra rehetra no andohalika,ny vava rehetra no hidera fa Izy no Tompo Atra o^o ^:^ ^:^
* ny olona efa zatra manao vavaka torapo raha irahina mba hitsangana hivavaka dia tsy matahotra satria efa mahay sy zatra miresaka amin'Atra noho ilay vavaka tonga ao am-pony sy fomba iray nanazarany ny manatona an'Atra mivatana.
Fa raha misy olona iray eo ka tsy mba manao an'izany dia hoy izy hoe azafady fa tsy mahay mivavaka aho....Dia ataovy ary ny fandinihina,mila formule ve isika,mila material ve isika raha iresaka ny olona ao an-trano? Toy Izany ihany koa ny miresaka amin'Atra,tsy mila na inona na inona fa ny fotsika mino azy ,ny fotsika miezaka ny hanao ny marina ,ny fotsika miaiky fa tsy vitantsika irery ny fiainana raha tsy misy Azy ,dia andramo ary na inona olana misy amin'ny fiainanao ,na zavatra tianao atao dia ataovy ny vavaka torapo fa hamaly anao Izy ,ary araho araky ny teny izay Omeny fa tsy ho diso anjara hianao raha manao izany
azafady fa lavabe
(l) niryna
6. ikaretsaka
(
19/05/2008 22:50)
ny tora-po tsy voatery ho fivavahana ary ny fivavahana tsy voatery ho tora-po
8. ikaretsaka
(
20/05/2008 00:44)
mila material ve isika raha iresaka ny olona ao an-trano?
yup...
misy fotoana isika de tebna mila formule ( rehefa manao manao ahoana, veloma sns..)
ary misy antony ireny fitaovana ireny matoa natao sy noforonina sy nisy..
(baiboly sy fihirana sy bokim-bavaka isankarazany)
ary ny mpianatra mivantan\'ny ny Tompo...eritrereto hoe na dia ireo apostoly aza, olona mifanerasera aminy isanandro..mbola nomena ny \"vavaka nampianarin\'ny tompo\" fa nahatsapa fa tsy hay sy tsy tafita ny hafatra raha mihanona @ torampo fotsiny
9. cutie
(
20/05/2008 01:07)
fivavahana= tafiditra ao daholo ny toriteny, hira, vavaka sns refa any am-pengonana
tora-po= afaka atao @ fotoana rehetra, n'aiza n'aiza, tsy voatery ho any am-pengonana.
tora-po= afaka atao @ fotoana rehetra, n'aiza n'aiza, tsy voatery ho any am-pengonana.
10. ikaretsaka
(
20/05/2008 17:35)
amiko ny tora-po=frista...
dia rehefa mi frista ve ianao dia mivavaka? 8)
ko tsy ny tena mpiondana no hmmmm
dia rehefa mi frista ve ianao dia mivavaka? 8)
ko tsy ny tena mpiondana no hmmmm
14. fijo
(
20/05/2008 22:39)
marina ny voalazan'ika,misy torapo ny fivavahana ,fa tsy voatery ho e izay aby akory.
