zà aky mitady asa à

1. maha68 ( 16/05/2008 20:03)
raha mba misy maita asa mitaiza zàzà aky nareo na maka sy manatitra zaza de mba ilazao ao andefaso hafatra zafady.
novalian'i bazylou ny 24/07/2008 22:32
2. catuchia ( 17/05/2008 14:02)
aty amna misy ra anao ndry fa manana blem nga ndry :snif:
3. ainaheri ( 17/05/2008 15:21)
Fa inn no dikan'ny mitady asa ry catuchia? Tsy blem v zany e? Aza miasa twa d lazao we tsisy blem :roll:
4. maha68 ( 18/05/2008 07:31)
manana blem mits aky à, zany oé mitady asa oa ka ts blem ve zan @ ndry ry catuchia à.Efa niditra nianatra aky lé zàzà notezaiko de ts miasa andro feno tson aky zà à.Dé zay no blem
5. xxx ( 21/05/2008 09:25)
Fa ianao io ve mitady asa mitaiza fotsiny sa afaka manao zavatra hafa? Raha tinao dia alefaso amin'ity mail-ko ity ny mombamomba anao na CV fa mety ho ilaiko ianao.
6. maha68 ( 22/05/2008 04:42)
xxx à mail aiza ary lé lazainao é? ts voatery mitaiza zaza kà fa zé misy de itako eo rà mety amiko.Msotr namaly é
7. xxx ( 26/05/2008 09:57)
azafady maha68 fa adino ilay adresse mail,afaka alefanao amin'ny piso_kekely@yahoo.fr ny mombamomba anao na CVnao.Misaotra
8. nefertiti3 ( 27/05/2008 11:09)
Fa aiza enao no mipetraka ? mitady olona hanatitra mpianatra aho na ataoko location isa-maraina sy hariva fa tsy ramatoa nenene
9. maha68 ( 27/05/2008 16:58)
afaka manoratra anaha any aminy mail ko ve anao azafady de any isika miresaka lé fanaterana zaza fa mety amiko ko zany. razamaha68@yahoo.fr
msaotra anao.
10. nefertiti3 ( 28/05/2008 06:28)
andraso alamina aloha ny resaka : aiza ianao no mipetraka dia étudiante te hanao baby sitter v sa ahoana ny momba an'i Maha68 fa za manko mitady ankizy vavy azo antoka fa tsy tia rairay karamaiko azo antoka fa tsy mpangala jaza, dia miambina azy mandrapa tongako any an-trano, mampanao devoir ary mampanao bain si besoin...
11. maha68 ( 28/05/2008 07:36)
nefertiti3, efa nomeko io ambony io ny mail ko de tsra angamba any oy ao no afaka miresaka ny rehetra isika.Msotra indrindra
12. xxx ( 29/05/2008 08:13)
Azafady aky maha68 fa hay ndry any an-dafy no mipetraka,za aty dago no mitady akizy,ahoana marina no fanao raha itady ankizy aty dago fa toa sarotra ihany?
13. bazylou ( 24/07/2008 22:32)
alefaso ny billet ary e!! :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2308