Izay tia adala izay voa manodidina
1. badboy
(
17/05/2008 12:38)
Izay tia adala izay voa manodidina. Ny fanafodiny izany dia "ny aza tratrany ihany".
Dia ahoana zany : tsy hitia tsony ny fanafody ve? sa kosa mitia fa tsy mitia be fa kely fotsiny ihany????
Dia ahoana zany : tsy hitia tsony ny fanafody ve? sa kosa mitia fa tsy mitia be fa kely fotsiny ihany????
novalian'i endrika01 ny 09/06/2008 15:55
9. naughtyboy
(
17/05/2008 18:07)
cutie> misy fitiavana mapalasa adala zany ony ka ze voa manodidina no anarany ary ny fanafodiny de ny aza tratrany ihany :-D za kalo tsy mitsatsaka fa efa vita vaksiny de aleo ho avy ze ho avy :-P tonga de omeko anitony :-* :-* :-* :-*
11. endrika01
(
17/05/2008 18:45)
badboy:Aiza kosa e,mitiava fotsiny ihany dia ho tianao izy,aza manao fitia tapany,fa lasa mitobaka fotsiny de manjary very ny kely eo an-tanana. tsy mbola tena fitia matoa tsy tanteraka,na koa fitiavan-tena fotsiny ihany =(((l):D
Izay tia adala izay voa manodidina. Ny fanafodiny izany dia \"ny aza tratrany ihany\". Dia ahoana zany : tsy hitia tsony ny fanafody ve? sa kosa mitia fa tsy mitia be fa kely fotsiny ihany????
12. milaibe
(
17/05/2008 22:12)
melody>ko hoe aza mba tratrany ,ny ahy ndray mahatratra misimisy zay no nahatonga an`io hahaha
