fisavana entana eny Ivato rehefa tonga

1. xxx ( 28/05/2008 17:11)
Manahoana,
Ho an'ireo tany Mcar vao tsy ela. Manahoana ny fisavana entana eny Ivato ho an'ireo olona avy aty ivelany?
novalian'i nikah ny 04/07/2008 12:32
2. kiadi ( 28/05/2008 17:21)
tonga de miboridana mintsy :-D :-D :-D :-D
3. yonikafopl ( 28/05/2008 19:01)
:-D :-D :-D :-D
4. tess ( 29/05/2008 05:26)
xxx:

Manahoana,
Ho an'ireo tany Mcar vao tsy ela. Manahoana ny fisavana entana eny Ivato ho an'ireo olona avy aty ivelany?


mila kisa matsiravina be ny mpisava entana ao dago! zà alou tratra e!


:evil:
nanana droit de bagage 50 kgs zà....donko fenoiko ny valizzzzz
fone iray nafaran'oul no appareil netiko de fone iray nampitondrain'oul ahy...izay ihany, vao nahita ny boite na fone roa izy anefa nolazaiko azy mitsy hoe misy fone roa dia nila vaniny be hoe alefaso aty ny entanao ho savaina fa hay enao mitondra appareil bdb,
voalohany aloha nagataka vondalana izy, de hoy aho hoe tsy nitondra mitsy ho zà, ka tena tsy nisy omeko ho azy hoe vondalana zany de iny no nahalikiliky azy de no fuiller -na tsirairay ny etana ngôdabe nakorotontanindreo tahaka ny inon ny valiz ambony ambany wa! rangitra kosa aho de noteneniko.....de ny akanjo sy ny kiraro ndray no nilàny vaniny hoe izaho hono toa mitondra akanjo bdb sy kiraro bdb fa tokony natoako liste hono ireo kanjo sy kiraro bdb ireo fa sao amidiko 8O 8O 8O
hoy aho hoe akanjo efa nanaovako dool ireo tsy misy vaovao na ny iray aza kou hamidy amin'ny ahoana??? iza no hividy an'ireo???
de hoe ny entana avy any ivelany amdama misy mpividy foana ah 8O
nohaniko amzay kosa, matoa ny bagage-ko hoà tafavoaka tany nankaty am poids 50kgs tsy nisy olana dia tsy hitako ny omenareo olana ahy amin'ny affaires persos-ko, zà efa vonono mitsy ny hitory fa hitako hoe te hanotra fotsiny..... 8O 8O nataoko maivana mitsy sipa fohy kely zay de gendarme lahy zay no complice :evil: :evil: :evil: nampitahoriko hoe antsoy ny lehibe ary hoà raha tsy ara-dalàna ny entako....de nipararetra de nalefandreo zà tena tsssss
5. ni81 ( 29/05/2008 05:32)
Hain-dry zareo mihitsy ilay mampiresaka e! Nosavainy koa ny valizinay dia tsy nahita ho kianina izy, ary t@ farany dia zao no nataony hoe: aiza hono izay voan-dalana mba nentin'io valilahiko io? Tsy namaly azy ny vadiko fa zà fotsiny no nojereny tsara. Dia namaly aho hoe: tsy misy ! Dia tonga dia nasainy nandeha zahay satria hitany fa tsy hisy fifampiraharahana azo atao mihitsy.
6. xxx ( 29/05/2008 07:27)
somary à la tête du client io fouille eo Ivato io, raha hitany metimety ianao dia avy izy

rehefa mitondra appareil dia esory ny boite , quitte à déplier-na ilay boaty dia atao fond n'ny valizy raha tena ilaina

ny ahy handeha handevina aho no nangatahiny voan-dalana , dia hoy aho hoe handevina no halehako aty ka tsy nitondra voan-dalana aho

Dia ilay taim-bavan'ny polisy t@ hoe naka visa satria tsy OK ny passeport gasy no tena nahazendana ahy! Loza mihintsy , hita fa be fialonana be fotsiny

Mampalahelo aloha e
7. tess ( 29/05/2008 09:47)
ireo polisy ivato ireo oà otokony faizina mitsiny.......
fa betsaka ny tsy cleannnnnn
8. ploue ( 29/05/2008 10:29)
za ko aloa efa tratr e!t@zay nihizina be le valizy fa ny lanjany tao anaty droit ihany de ozy oe maninona hono ny valizinao no mihizina be atran'zao fa inona no ao,de ozy zà oe akanjoko daoly no ao fa le akanjo mafana ngeda be reny,de tsy nanaiky mits izy fa ts maintsy savaina hono sao de mis zavatra hafa,nefa zà nanidy azy efa sahirana mits,de ts nanaiky izy fa savaina hono e!da nosavainy le izy de avy eo navelany fotsiny teo,de ozy à oe fa nga ts idina le valizy de ozy oe efa vita fa idio @zay,de novaliko oe ianao no nisisika hisava an'io teo f efa niteny zà oe akanjo ny ao sady ef nazavaiko oe sarotra idina be io nef ianao n-insiste noho izany de idinao io,de tsy sahy namaly fa lasa namokovoko nanidy en'le valizy irery teo,hihihih!!!faly ery à nijery azy t@zay
9. xxx ( 29/05/2008 17:03)
Fa inona no zavatra hoe tena ilan-dry zareo vaniny ao Ivato e!
Raha tsy mitondra appareil electronique, sy ord portable sns ve fa kojakoja personnel (akanjo sy kiraro sns...) fotsiny dia mbola ilany vaniny koa?
10. tess ( 29/05/2008 21:01)
sady ts yazoko mitsy e! efa mi passer scan de tokony ho hita dool ny zavatra tsy accepter-ndreo fa de hummmmmm! te omena zvtr be mitsy! tsy aleo ve mitsotra ny marina :°) copy kokoa ilay olona dia malala-tanana zay malala-tanana

ploue: tena izany mitsy e! maha kirizy be.....


xxx farany: refa te hila vaniny izy de mila vaniny na de ataoko hoe ny isan'ny siliponao de ilàny vanona raha mihoatra ny fito pour 7 jours de la semaines ngamba :-D
zà n'aiza n'aiza refa mande voayge na etsyfrance aza dia be forongo be satria mi prevoir ny andro mangatsika tampoka sy ny mafàna zà! de tsy mety fa lasa betsaka be foana ny akanjo entina, de iny no nilàny vanona ahy rehefa tsy nahita hi piégéna ahy izy de oe hamidiko dool hono ireo akanjo ireo 8O 8O
ataony inona izay isan'ny lambako ao anaty valiz ao, sady betsaka ny olona azoko omena azy rehefa mody aho tsy olana ho azy mitsy izay hanovako ny aknajoko tena tsssssss
11. diamondra27 ( 30/05/2008 23:06)
ra xxx misy sopapa aty fa mivoaha tao aloha ndry e hiiii

de refa hody koa de mbola atoroko somama ndray :-D :-D :-D


12. voara ( 31/05/2008 20:12)
Andray ri Diams mba teneno anai koa akia le sopapa an :)
13. ikaretsaka ( 02/06/2008 03:46)
rehefa misy hisava de ataovy hoe za ry zanako tena hiasa no hhahatongavako aty.. dia vao miteny izy hoe aiza ny voandalana dia avoahay ny encre na boky masina dia ataovy @ le hitory teny be ireny .. fa tonga de mi passe foana :-D :-D :-D
fona aho tompo
14. fahamarinana ( 02/06/2008 06:44)
:arrow: ahoana tokoa moa ry ika raha izay no atao ?
HS kely,itantarako zvtr nareo :misy namako TdeJ zay dia nisy irony mpivarotra tapis irony nandondona tao aminy dia nilaza ny vidiny teo.Dia hoy ilay namako hoe za manana zvtr gratuits omena anao fa tsy ialam-bola dia navoakany ireny boky kelindry zareo ireny,marihiko fa arabo lay mpivarotra,fa nampihomehy be fa na za aza tena tapatsinay hoe iny ndray no tsy hitako....
Ny tiako tenenina hoe raha olona Xna no eo dia vao maika faly izy anaovan'ny ika toriteny na lava be aza,marina e..fa raha olona tsotra dia tantara hafa ndray,mety vao maika voasivana en detail ny valizy :-D (l)
15. tess ( 02/06/2008 12:08)
:-D hevitra mety....
ka izy ngah mody te hahalala fa vao mahita ny valiz nao feno mibotsina tsara dia ny te hahalala ny ao anatiny ihany no maha maika azy de ny hangataka hametsifetsy hanampatra ny pouvoir-ny eo fotsiny....
raha mitsotra ny marina ndray izy hoe izao dia tsy mampanin anie ny manome azy e! fa mangataka vondalana izy enao anefa tena tsy nitondra mitsiny de iny no ilàna vaniny oul ....tena tsy mety....
16. diamondra27 ( 02/06/2008 17:29)
omeo piesy kely any izy de mangina e, zay no tedavny
de alaivo ny tel ny fa mbola ilaiko nareo we

de ampiresaho eo ry zalahy hii :-D
17. fahamarinana ( 02/06/2008 18:25)
:arrow: ka rehefa efa reraka be iny indrindra miaraka amin'ny zà madinika,ny tena drodroka,ny entana mavesatra be,ny havana ilay efa mikopaka a travers ny fitaratra dia ny hivoaka eo no mahamay indrindra.
Za miezaka ny hanara-dalana foana fa marina ny voalazan'ny tess hoe misy koa ry zareo mila vaniny fa dia zay zany no izy e .Marina raha vitako tsony ny hifamaly eo ,maika hivoaka kouh....!!! (l)
18. tess ( 02/06/2008 20:39)
ka refa tazominy efa ho 30mn ary afaka hano inona! manapatra ny fahefàny am zvtr tsy misy dikany izy!
fa nohaniko ka! raha tsy nanao ratsy aho tsy nitondra zavatra tsy ara-dalàna tsy mikombina ny vavako kosa alou! enao efa vizana marina sarangotina amizay resala lamban'ny tena ary no maha sarotiny azy hihihihi
19. ikaretsaka ( 02/06/2008 21:34)
fahamarinana:


Ny tiako tenenina hoe raha olona Xna no eo dia vao maika faly izy anaovan'ny ika toriteny na lava be aza,marina e..fa raha olona tsotra dia tantara hafa ndray,mety vao maika voasivana en detail ny valizy :-D (l)


hihi fahamarinana.. fa ny olana ange na izany aza.. ngamba hanompa be aby le vazaha sy karana ao aorianako raha hitanaka hihaino toriteny eo aby ireo polisin'ny douanes...
mandeha ny malakilaky sns...

20. diamondra27 ( 03/06/2008 06:03)
de avoahy indra ny casquette ny bianco e!
alazako ny bianco lisany we fa avelao za hande fa norme doy ny zavatra nentiko reo, zoko sns tandremo sao mitondra herbe na poudre fotsy fa zay no vita an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2428