fisavana entana eny Ivato rehefa tonga
22. endrika01
(
07/06/2008 10:43)
Manana ny Zò ny hisava ny Police zay napetraka eo @asany!Na kely na be ny entana hoentinao.Andraikitrany io ka tsisy tokony hasina olana mintsy!Fa kosa tokony ho haveriny@toerany!====>raha mitondra zava-mahadomelina na fitaovam-piadina de marina ny azy!T@zah hi voyage,hivoaka an Dago nisy Allemand sa Français tratra nitondra basim-borona!Saika hihaza angamba fa zay no fialam-boliny any aminy!Nisy cabine zay d napidiriny tao le ranamana ny bagageny tao @le cabine iray natao savahao,izy rery fa tsis namana!Tokony tsy nogadraina fa notazonina ny basy d nomena azy refa depart izy!Hasina mandoa honitra ho fampitandremana ny @manaraka!======>lay fisavana koa tokony atao arakaraka ny taona nahatany ivelany an le olona!Fa tsy ampitoviana @le 15jours sy 1mois 3mois ireny,zay zao aman-taona maro,no taty mazava hoazy fa raha mody tanteraka zahay d manaraka anay doly ny entanay! Retra, ny radio ny télé,ny laptop ny lecteur DVD ny CD sy ny kapila DVD retraretra mahatratra 500 mahery eo ny kapila de lazaina we hamidy ve?Raha tsy inona kou,fananako ireo d manarak\'ahy ny anarany!Mbola tsy ao ny karazana kiraro sy baoty isan-karazany,ny déodorant sy ny creme fampiasa rehetra,ny anay kosa aloha hoentinay mody fa laingalainga fa tena tsy mahazaka ny hamoaka vola am-paosy hividy na kapakapa iray fotsiny aza refa tonga any Dago.Ianao mitondra 1hetsy ari mivoka ny trano manjavona wa,tsis dikany nefa narary mintsy taty vao nahazo an\'iny!=====>raha police misaina kosa aloha sady mandray ahy am-panajana ,zah tsy mba lozaloza zany fa olona malalan-tanana,na tsy mangataka aza ry zareo de omeko!Hoatran\'ny we tso-drano Arabaina fa tongasoa an-tanindrazana!Zahay koa tsy hanadino ireo Malagasy zay mandray anay voalohany!=====>fa raha gidragidra no hiainanay aty,no mbola ampiana gidragidra eny Ivato @fisavana entana dia ataoko fa tsy rariny!Aiza mou no mba ahafahanay mi-bizna zany!=====>ny DVD ko rehetra nentiko nody t@ 2003 zay nolazain\'ilay Police zay we:Ireo zao lay hamidinareo eny an-tsisin-dalana!Angamba zay d lò ao avokoa!Satria tsisy avelako mikitikitika ny valiziko 200 isa teo ho eo!Gaga tokoa aho fa feno ny lalana sy ny milanjalanja avy eo avy eo,tsy nandainga lay police,fa saika tezitra aho raha be kirina teo izy,fa nolazaiko tsotra we 4taona no tsy nahateto ahy jereo ny passeport ka aiza no ahalalako zay fiovana nisy teto!Ary marina izany!Tsy nangataka voan-dalana ry zareo fa mba samy nomeko 10$ avy izy 3 ,misy kosa ny sasany mandé mi bizna any Thailaka kou,maka akanjo kiraro sns sns...=))=))=))
23. fahamarinana
(
10/06/2008 16:24)
endrika01:
lay fisavana koa tokony atao arakaraka ny taona nahatany ivelany an le olona!Fa tsy ampitoviana @le 15jours sy 1mois 3mois ireny,zay zao aman-taona maro,no taty mazava hoazy fa raha mody tanteraka zahay d manaraka anay doly ny entanay! Retra, ny radio ny télé,ny laptop ny lecteur DVD ny CD sy ny kapila DVD retraretra mahatratra 500 mahery eo ny kapila de lazaina we hamidy ve?
:arrow: O ry endrika01 a,na 100 taona na 1taona ianao no nipetraka taty dia ny droit de bagage-nao ihany no droit-nao ,zany hoe 30kg na 40kg ho an'ireo manana tarif ethnique.Ao Ivato anie no resahana eto fa tsy any amin'ny fret e...ary avion hitaingenan'ny besinimaro fa tsy jet privé! Inona ary ity,lasa mivaona lay dinika :!: :!: :!:
endrika01:
Satria tsisy avelako mikitikitika ny valiziko 200 isa teo ho eo
:arrow: Koa na ny any président ve ry kala ahatratra 200isa ny entany ao Ivato :?: :?: :?: ?,betsaka no ela be vao nody fa ny fanarahana lalana dia iraisan'ny besinimaro fa tsy misy ankanavaka e. (l)
25. sipagasy
(
10/06/2008 19:40)
ngamba kosa ny isan'ny cd/dvd nentiny no tiany lazaina e!!!! hhmmm, ianareo koa dia efa mila vanony mihintsy e! hihihih, leeengako fa itsikio ny fiainana dia manja e!
27. fahamarinana
(
11/06/2008 05:57)
:arrow: :-D :-D nataoko ihany ny tsy hisafoaka fa naiky tinapaka ty tsinaiko.Misy raha la terre zalahy an...
keliterzy :sambatra ny manana droit betsaka sa ahoan? :wink: (l)
keliterzy :sambatra ny manana droit betsaka sa ahoan? :wink: (l)
29. xxx
(
11/06/2008 10:25)
lasa indray ilay mpampiresaka, hoy i mignone izay hoe itsikio fotsiny e :-)
30. Ratoa
(
11/06/2008 14:37)
Amiko dia tsy fahalala-pomba no ataon-dry zareo ao Ivato. Misy ny scanneur, efa vita scanneur ny entana ka nahoana no mbola savaina indray? Tafaresaka tamin-dRa8 aho indray andro. Dia hoy aho hoe: "rahoviana isika Atoa filoha no ho civilisé?" Endratra be izy dia notohizako: "rahoviana no hifarana ny sava hao ao Ivato fa tena mahamenatr? Efa misy fitaovana be dia be izao ka nahoana ny olona no mbola ampitanjahana foana, satria raha borahana imason'olona be dia be ny entanao dia mitovy amin'ny fampitanjahana izany". Sinasina fotsiny izy fa tsy namaly.
Ny fisavana tsy maintsy misy fa ny fomba fanaovana azy no tokony asiana fieritreretana sy fanajana .
Ny fisavana tsy maintsy misy fa ny fomba fanaovana azy no tokony asiana fieritreretana sy fanajana .
31. tess
(
11/06/2008 15:43)
Ratoa: ka izaho mantsy mba gaga.....otran'ny manao abus zany mitsy ry zareo, hita izao fa akanjonao no anaty valiz dia antaniana hoe atao in dool ireo hamidy izao ireo patati patata, izaho ve tsy hanararaotra ny droit ko am entako
rehefa tsy zaka entina mody miverina ny lamba dia betsaka ny afaka omena azy fa tsy misy tokony hidirana io, na hamidiko ary moa de haninona raha sendra tsy ampy devizy ohatra tssssss.... :-D
misy aza moa de brushing entina ampiasaina any sdago hita izao fa efa niasa be ilay brushing fa de natao fantaniana be mitsy lay vazà manambady gasy hihihihi sampona mitsy.
rehefa tsy zaka entina mody miverina ny lamba dia betsaka ny afaka omena azy fa tsy misy tokony hidirana io, na hamidiko ary moa de haninona raha sendra tsy ampy devizy ohatra tssssss.... :-D
misy aza moa de brushing entina ampiasaina any sdago hita izao fa efa niasa be ilay brushing fa de natao fantaniana be mitsy lay vazà manambady gasy hihihihi sampona mitsy.
32. fahamarinana
(
11/06/2008 16:24)
:arrow: ka raha efa misy ilay machine iny kosa mijery entana tsy dia hitako loatra tokoa ny mbola hisavana azy tsi11 raha tsy sanatria nisy zavatra illégal ao anatiny ao na mampiahiahy sns sns...Asa,efa mba hiova angamba atsy ho atsy,sa? (l)
33. tess
(
11/06/2008 17:06)
ka raha illegal anie ry fahamarinana efa voasakana hatry tao paris na aéroport izay ndraisana avion e! tahaka ny inona no fisavàna refa handeha ianao ny bagage sns.....fa io ilay tanana efa zàtra mitsotra tsyafaka miforitra tsony...
mody mila vaniny anefa mitady risoriso ny dikanzay....tsolotra io :lol:
mody mila vaniny anefa mitady risoriso ny dikanzay....tsolotra io :lol:
34. fahamarinana
(
11/06/2008 17:34)
:arrow: tess :marina koa zay voalazanjy zay aloha fa dia tsy hita moa fa dia ny tena mani-te hody hatrany dia voatery hi s'adapte zany aloha hatreto.... Angamba mba misy ara-dalana ihany ny sasany na atao hoe tsy betsaka sa ??(l)
35. yonikafopl
(
11/06/2008 20:31)
Raha ny tokony ho izy nge de ny entana ahiahiana ihany no savaina eee, satria matoa iny entana iny tonga aty efa nandalo fisavana sy scanner be manadala, efa tsy misy hatahorana tsony eeeeee. Ny anay ohatra raha mande Dago dia mandalo escale France CDG na Dubai-Maurice, zany we efa mandalo fitsikilovana betsaka, tsy misy fisavana be manao ahoana na de asaina manala kiraro aza ao maurice , fa vo tonga ao Ivato de tsy maintsy vahana ny valizy fa jerena sy savaina hono ny ao anatiny. Hita taratra amzany mihintsy fa tena mbola any ambadik\'i sahondra ny seranampiaramanidina na dia iraisampirenena aza. Ka aleo mihintsy havaozina io mba hialana am ty savahao ty.
36. endrika01
(
13/06/2008 12:49)
Fahamarinana>raha nanana valizy 200isa ve zah tsy camion be no mitsena,CD 200isa nentiko nody nilaindry zareo vaniny,zvt lò fotsiny ao an-trano ve no asiana sirany be! Marina zay,na firy taona na firy,ny lalàna lalàna. Ny any @fret koa mbola hafa,ny any aza no tena masay.Nisy tovolahy iny tafaraka tamiko tao.Avy any Italie izy;nitondra jeans ambony ambany teo @ 15 isa teo,nihoatra ny bagage-ny,dia voatery izy nandoha vola t@reo nihoatra lanja,tsy niaraka taminy io entana nihoatra io fa nalainy tao @fret. De le polisy mpisava ao sy lay Kaomisera sa inspecteur izy iny (ramatoa)niteny t@ io namana io we mandoa vola 3millions fmg lay ranamana!!!Ny antony????Satria nisy hetikety be daholo na ny pataloha na ny vesta!!!!De nimonomonona teo lay ranamana,ary niteny tamiko we:hoan fianakaviana no nivimbinako an reo,@fomba ahoana moa no hanomezako azy ireo akanjo tsisy hetikety tsony????Angamba holazainy we efa fripy no nomeko azy ireo!!!Kepoka izy,satria vola be vao hoazo,tao an-tsaina anefa tsisy we hamidy ireto jeans fa hoan-kavana!!!!De ozizy lay police we ato foana reo mandritra ny 1taona mou sa 3,refa mitondra ny vola ianao!Hay koa nisy lay synth electrika iny;de we vaovao ve ireto???De ozy léry we ié vao2 be dôly;de we aiza ny ttsy nividianana azy???...Nampalahelo ahy fa tsy haiko zay tohiny tao!!!!Zay zany é fadio ny hetikety be lay manaraka reny ,esory de mpaingory ndray refa an tanana,d le boritra na phone,DVD,Fanaovam-bolo,sns zay ihany no fantatro,kay misy hadino d aza hadino ny miteny we USAGé,hi hi hi:-P
37. fahamarinana
(
13/06/2008 13:28)
:arrow:endrika01 : sans commentaires e....,ny zavatra soratanao sy eritrertinao tsy mitovy fa ny valiny ataoko dia izay par rapport am soratra hitan'ny voamasoko ihany....Efa mahazatra moa... (l)
38. tess
(
13/06/2008 17:54)
ny zvtr vaovao kosa anie mora fantatra ihany na ny fofony aza hamatarana azy e! de atao inona avela eo ny etikety????amzay hita kou izany ny prix nividianana azy????? hadalàna be kou izany tsy ampy traikefa ao am fiasavàna izany ranamana izany.....amzay 3M be izao no tsy naintsy naloha.....
fa na izany aza tsy rariny ny htaonlay police.....
OTRAN'izaho nande tam 98 koa! dia nisy nanafatra tv coleur izany zà! dia nitondra nalefa frêt....fa nisy bandy niasa mpamoaka entana eny am depôt ireny nitady nanao risoriso tamiko, hoe omena vola 1M sa 2M izy dia mivoaka tsy misy olana ny tv....TONGA tany antrano mitsy izy ny dimanche , tonga teny ivato aho haka ilay frêt ny latsinainy....nieritreritra tampoka zà hoe shhhhh aleo andeha normale rangah fa tsssss de natao ny tts retra sy ny fandoavana vola kely tao am douane asa 60.000FMG no nalohako tamzay, nivoaka tsy nisy olana lay tv sy ny entana retra...
rombotra be amzay lery nony avy teo nahita ahy nivoaka tsy nisy olana...saika mendy tery ny 2M :-D
fa na izany aza tsy rariny ny htaonlay police.....
OTRAN'izaho nande tam 98 koa! dia nisy nanafatra tv coleur izany zà! dia nitondra nalefa frêt....fa nisy bandy niasa mpamoaka entana eny am depôt ireny nitady nanao risoriso tamiko, hoe omena vola 1M sa 2M izy dia mivoaka tsy misy olana ny tv....TONGA tany antrano mitsy izy ny dimanche , tonga teny ivato aho haka ilay frêt ny latsinainy....nieritreritra tampoka zà hoe shhhhh aleo andeha normale rangah fa tsssss de natao ny tts retra sy ny fandoavana vola kely tao am douane asa 60.000FMG no nalohako tamzay, nivoaka tsy nisy olana lay tv sy ny entana retra...
rombotra be amzay lery nony avy teo nahita ahy nivoaka tsy nisy olana...saika mendy tery ny 2M :-D
39. fahamarinana
(
13/06/2008 18:44)
:arrow: tess :-D :-D :,voa mafy lery zany tamin'iny ndray mitoraka iny. (l)
40. Veloo
(
13/06/2008 19:40)
Amiko dia tsy fahalala-pomba no ataon-dry zareo ao Ivato. Misy ny scanneur, efa vita scanneur ny entana ka nahoana no mbola savaina indray?
ka ireo douaniers anie mba te-hijery ny ao anatin'ny entana izay zavatra vao2 mbola tsy hitany e, tia mitsikilo ry zareo :D :lol: :)
