fisavana entana eny Ivato rehefa tonga

41. arialy ( 14/06/2008 15:09)
itondrao gel douche zareo ao ivato ao e, reny koa mbô tiany, lay namako izay nitondra gel douche 3 tao am LIDL dia faly ery ilay douanier ony de tsy voasava ny entany !! andramo oe raha mbola mety..? 8O
42. nikah ( 16/06/2008 10:33)
Mampalahelo tokoa ty resaka fisavana entana eo Ivato ty ary tsy misy zay tsy mitaraina izay mandalo eo,fa ry zareo douanier ireo tsy mandalo katsa maina mihitsy.Tokony mba hisy ny fifanajana,satria ny sasany sady misava ny entana no mihinana ilay bombon na chocolat miparitaka ao anaty valise,tsy misy fierana @ tompony akory,ny deodorant moa tonga dia hoe "aiza itony mba ho anay fa toa bdb ny entinao zany",nefa ilay izy mba voandalana kely hozaraina @ fianakaviana.Raha vao hitandry zareo fa misy apareil tonga dia hoe "ahoana itony,tsy maitsy mandoa vola ianao @ io".Nefa ange dia efa nadoa vola ny nividianana azy,ny nandefasana ny entana dia mbola handoa vola koa ny hamoahana azy.dia inona ihany zany???
Resaka akanjo ihany zany no hoentina hamenoana entana,fa ireny no tsy ilandreo vanina be loatra.Ary eo @ io fisavana io koa dia tena gravy be ny jeu de mains,fa raha tsy mailo ianao dia mampamangy ny sasany.
43. ari.malala ( 17/06/2008 13:26)
Hay v toy izany ny ao Ivato e! ny ato am clis postaux koa mitovitovy amizany iany! tam 2000 nandefasan'olona akanjo ny zanako d nalefa poste zany fa tsisy olona hitondra, fa zany filàna vaniny zany... mila atao liste hono ireo akanjo e, mila mandoa 35000F tamizany andro zany hono dedouanement nefa efa misoratra ao am taratasy hoe tout frais payé le iz ary le oul nandefa ilay izy niantso ana hoe efa voaloha dool ny frais an'iny entana iny k tsis vola tokony haloahako intsony... soa iany fa dadanay transitaire d izy no nantsoina d mba tsy nisy olana ny famoahana ireo akanjon-jaza!!
44. bidagda ( 25/06/2008 14:25)
ny ahy indray fanahiniako asiana silipo maloto na mouchoir feno lelo eo ambony indrindra ry zareo le mikarokaroka iny indrindra no naharay le mouchoir feno lelo
45. tess ( 25/06/2008 16:03)
Veloo:

Amiko dia tsy fahalala-pomba no ataon-dry zareo ao Ivato. Misy ny scanneur, efa vita scanneur ny entana ka nahoana no mbola savaina indray?


ka ireo douaniers anie mba te-hijery ny ao anatin'ny entana izay zavatra vao2 mbola tsy hitany e, tia mitsikilo ry zareo :D :lol: :)



tsy vitan'ny hoe tia mitsikilo fa tia tia mila vaniny sy tia risoriso

:P
46. tess ( 25/06/2008 16:05)
nikah: ny ahy izany akanjo laizaiko anao izany nilanjareo vaniny hoà!
akanjo efa nanaovana en plus!
tsy tahotra tsy henatran, horera be! 8)
47. tess ( 25/06/2008 16:08)
ari.malala: pfffff! tsy ho avotra miitsy ra malagasy aloha amzay fanambakàna sy fiatiava-kely izay e!
izay no tena mankaleo ahy any alou....
48. yonikafopl ( 25/06/2008 21:31)
ny tena olana dia isika samy isika no mifamely eoo, ny gasy no tena ilanjareo vaniny eo ivato eo, indrindra moa we misy vozongo miaraka aminao, heveriny fa mpanataka otranjareo ngamba ny tena tssssssssssssss
49. Papoose ( 25/06/2008 22:26)
mahasosotra be ny mieritreritra anízany kle!
za zao efa hiala fa dia hopetahako raha vao mila vaniny amiko!
entana efa voasava indroa farafahakeliny ve dia mbola hosavaina?sady eo imasonólona no akorontany dia enao ndray no mbola sahirana handamina azy, valizy roa ngoza beu!
50. tess ( 26/06/2008 05:20)
ny ahy nobedesiko hoe alamino de ampirimo tsara dia hidio
tsy nety nihidy tsara tsony lay izy fa lamba nifisapisaka tsara voapasoka iny lasa natevina be naholakolany teo hihihih
nasehoko fa tsy faly aho niritona be aho nanamboatra namerina nandamina anlay izy aleo moa ho tratra eo ndray zà refa mande am manaraka fa haiko ny hataoko azy hihihih
51. nikah ( 04/07/2008 12:32)
Ny fahitako azy reo mpiasa eo Ivato reo mihitsy no be filambaniny sy be avonavona e!Na any @ fisavana entana zany na hatrany @ fangalana ilay ttasy fenoina hamoahana ny entanao,fa avonavona zany an! :twisted: :twisted:
Eeeeny fa na dia hatrany @ agence sasany aza raha mba misy prblm kely ohatra ny billetnao ka hamboarina .Raha vao mamofompofona andafy mihitsy dia efa tsy azoazondry zareo eee!Indrindra fa ao @ agence air Mauritius ao,avonavona raofina @ sobika no nahazo ahy tao raha mba hamboatra ny billet ko tao aho.Aleo ihany mandeha air France na dia lafo aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0692