MORSA mamono lolo na valin'ny famonoana lolo

1. rlj ( 06/06/2008 14:27)
Za manana adversaire mpanao taim-bava be izay ka io resaka famonoana lolo io no tena base-ny. Ka mba ataovy ato daôlo hoe ny fomba famonoanareo lolo, na ahôna no avaly raha misy mamono lolo, indraindray dia tsy mahateny mihitsy anaovany azy nefa fantatra fa lainga be no teneniny. Mety hankarary mihitsy aza. kianiny daôlo izay ataonao, le mpanabatibaty ireny. Ohatra hoe misy maintimainty kely ny hohonao dia alainy baraka eny imason'olona eny. Nisy golf novidiany izay dia t@ voalohany nolazainy hoe nanao aferana vam izy novidiny 32M d hoe namidy 35M, taty aoriana indray nefa nisy namanay nividy golf 30M izay dia nolazain'leiry hoe raha nampoiziko hividy golf iny bandy iny d namidiko taminy le ana, d notenenin'ilay bandy namanay hoe lafobe izany 35M izany d t@ izay leiry indray niteny hoe 36M no nividiananay azy fa namidy 32M. Ary ny mahagaga ange rehefa eo am-piresahana eo dia tsy mahavaly mihitsy fa rehefa mieritreritra afaka fotoana vitsivitsy vao hita no tokony hamaliana azy. Noho izany dia tsara atao an-tsaina fôna ny morsa famonoana lolo sy réaction @ famonoana lolo, ilay état d'esprit mihitsy no mila hananana ka mba miangavy izay mahita morsa any mba hanoratra eto. Misaotra mialoha.
2. kiadi ( 06/06/2008 14:44)
:-D :-D :-D :-D
andana makany @ dinika politika de misy zay jeankely zay ao fa io no mitovy amin'io namanao io :-D :-D :-D
3. tess ( 06/06/2008 15:24)
rlj: maty lolo enao matoa mivaky loha amzany!!!!
ny tapany ihany no mikobana hono....
tena hitako miasa saina be enao am lay famonoana lolo :-D
rehefa tena tsy zàka de aza mifampiresaka aminy fotsiny fa hifampitandroka lolo eo ve mba misy zvtr tsara hafa azo hatao ankoatra izany ihany eo am fiainana :-D
4. ni81 ( 06/06/2008 20:11)
indraindray dia tsy mahateny mihitsy anaovany azy nefa fantatra fa lainga be no teneniny
Aza manao izay fanaony fa henoy fotsiny rehefa be resaka. Complexé izy dia miova foana ny zavatra lazainy! Tonga dia hita fa olona tsy faka tahaka raha jerena @ ireo resakao rehetra ireo ka ho lasa hanahaka ny toetra ratsiny fotsiny ianao raha hitady izay hamaliana ny zavatra lazainy hatrany.
5. xxx ( 06/06/2008 20:41)
ato koa misy bandikely tena farany bogosy ndrindra de tara aminy sy mi ensista hiaraka amin'i lery daoly ny joban'ny serasera

tsy enoana fa imehezana fontsony :-D :-D
6. patrick2002 ( 06/06/2008 21:15)
ka iza aza no hotorahana vato ilay maty lolo ,sa ilay mamono lolo :-D :-D
zah zao misy sipa maty lolo amiko , dia misy sipa mamono lolo ahy , dia inona no hataoko :cry: :cry:
Tohizana ve ilay famonono lolo sa aleo ho fatin'ny lolo . =)) =)) =))
7. zandikely ( 07/06/2008 00:00)
Famonoana lolo tena mahomby dia aza mamono lolo
8. ainaheri ( 07/06/2008 06:34)
rlj:
Ary ny mahagaga ange rehefa eo am-piresahana eo dia tsy mahavaly mihitsy fa rehefa mieritreritra afaka fotoana vitsivitsy vao hita no tokony hamaliana azy. Noho izany dia tsara atao an-tsaina fôna ny morsa famonoana lolo sy réaction @ famonoana lolo, ilay état d'esprit mihitsy no mila hananana


Aza miteny an'zany enao fa betsaka ny oul manana an'io retard io refa resahana oul zvtr eo izy tsisy havaly fa refa lasa le oul d ;fa maninn no tsy zao no navaaliko azy!!!

Io zany amiko tsisy resaka we Morsa omena fa arakarakao iany, fa refa hanaraka ny toetrany enao d afaka mamorona atsanga tsy aman'orana kou,aza mivaky loha @ zvtr tsisy dikany otr'zany fa ra itanao mankarary anao le izy fa miverimberina d hanianio ;rab miteny izy we nivarotra vam 30M oh,d valio @ manaraka we za lesy mba amaroty d efaiko 1000fmg isam-bolana aa,Itany enao fa sondrina mihaino azy d asiany kou,fa hanianio fona d tonga saina refaveo,fa tsy manohy tsony lery!!Fa tandremo fa misy oul manana toetra otran'io mitsy an
9. RATOVOARY ( 07/06/2008 06:42)
Manaova fifindramonina aty Jangil fa aty ny zanatany no tena manana anio toetra io. Miaramiaina kely aminy fotsiny de mahay mipoerapoera ohatr'azy.
"M'POERA AMIN-DRAHA TSY ANANANA" hihihi!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. endrika01 ( 07/06/2008 07:09)
rlj:
Za manana adversaire mpanao taim-bava be izay ka io resaka famonoana lolo io no tena base-ny. Ka mba ataovy ato daôlo hoe ny fomba famonoanareo lolo, na ahôna no avaly raha misy mamono lolo, indraindray dia tsy mahateny mihitsy anaovany azy nefa fantatra fa lainga be no teneniny. Mety hankarary mihitsy aza. kianiny daôlo izay ataonao, le mpanabatibaty ireny. Ohatra hoe misy maintimainty kely ny hohonao dia alainy baraka eny imason\'olona eny. Nisy golf novidiany izay dia t@ voalohany nolazainy hoe nanao aferana vam izy novidiny 32M d hoe namidy 35M, taty aoriana indray nefa nisy namanay nividy golf 30M izay dia nolazain\'leiry hoe raha nampoiziko hividy golf iny bandy iny d namidiko taminy le ana, d notenenin\'ilay bandy namanay hoe lafobe izany 35M izany d t@ izay leiry indray niteny hoe 36M no nividiananay azy fa namidy 32M. Ary ny mahagaga ange rehefa eo am-piresahana eo dia tsy mahavaly mihitsy fa rehefa mieritreritra afaka fotoana vitsivitsy vao hita no tokony hamaliana azy. Noho izany dia tsara atao an-tsaina fôna ny morsa famonoana lolo sy réaction @ famonoana lolo, ilay état d\'esprit mihitsy no mila hananana ka mba miangavy izay mahita morsa any mba hanoratra eto. Misaotra mialoha.
Lolo koa ve de atao hampatahotra!Mbola tsy zana-tsipìka aza.De lazaivo koa we zah leits miara-miasa @na vozongo zay ,hampiditra manidina eto Dago izy,d zah no tian lery ho piloty,d ataoko aiza ny asako taloha?De tohizo fonafona fa tsy maintsy sokiriny hatr@ phone-ilay vozongo...de iomehezo fotsiny avy eo:-P,zah aloha le mamono lolo tsy haiko!Fa ny miteny ny projet ko vao2 rehetra @le miresaka amiko!De misy tsy mahazaka ny onjany!Satria ny ahy ,asa fa tsy kabary,refa zay d zay d ndraindray ozizy ny namako akaiky,ndry ty raha mba hamono lolo a,nefa refa avy tena vita lay projet ko,d zah ndray no hianjonanjonany!De tsy haiko le famonoana lolo,lainga zany le izy raha ny fahazahoako azy!:-P
11. endrika01 ( 07/06/2008 07:20)
xxx:
ato koa misy bandikely tena farany bogosy ndrindra de tara aminy sy mi ensista hiaraka amin\'i lery daoly ny joban\'ny serasera
=))=))=))=))tara sy mi ensista hiaraka @lery avy ny joba ny serasera!Mampiomehy, tsisy atakaloko ny tiako raha mbola kofan\'ny serasera:-P,namana angah d sûr 100%zah ,zah joba no mamaly!=))=))=))
12. Koditra ( 07/06/2008 19:43)
Aiza ary nareo zany leaza!
Tsotra kely io mamono lolo io, asiana rora kely ny fanondro 2 dia samborina eo @elany ilay lolo, refa azo tonga dia velezo @skoubidou ==> maty lolo
:lol: :lol:
rlj> tonga dia andramo sy aplikéo io fikako io fa tonga dia mahaOmby.
Endrika01> za ko nge bôgôsy be eh, jereo ny sariko vide ao @ mombamomba ana. :lol: :lol: (mba mianatra mamono lolo eh :-D :-D :-D )
13. endrika01 ( 10/06/2008 12:01)
Koditra>ha ha ha,njaso kou azany ,fa soloiko ny an \'i Angelina J ,dôly n
14. rinakely1 ( 05/08/2008 19:18)
Avelao izy re amono ny lolo eo an. ny fahendrena henoina fotsiny dia avoaka @ sofina ilany izay tsapanao fa lainga na tsisy idirany @ ny resakanareo.
15. tstn ( 08/08/2008 13:19)
Miresaka lolo nareo, fa t@ zay mbola kelikely dé notantarain'i bebeany hoe nisy rahavaviny iray izay namolo lolo ( lolo tena izy an), dia lasa ohatra ny adaladala niazakazaka eran'ny tanàna, ohatra ireny misy manenjika ireny hono lé rahavaviny no sady mikikiaka; ny niafarany aza tany anaty tanim-bary.
Ka ny tiako tenenina dia aza mba mamolo ireny lolo ireny, na lolo am-bava io na lolo tena izy fa ratsy ho an'ny fiarahamonina ireny.
16. Lejoba ( 25/08/2008 13:53)
resaky ny samy faible hono tsindry no betsaka. Avelao lery hanao fiadina faible any fa ny kôfa tsy be teny koa anie reven'ny sipa eh. Tacitune = beau ténébreux. Faly ery ny sipa manala azy.
Samy manana ny arme-ny io
OK :oops: :wink:
17. tsiambaratelo ( 04/09/2008 15:38)
Zah tsy mahay mamono lolo,de tsy itako ny môrisa omeko anao.Zah aza mitsoka refa misy lolo:-P kozy e,njinja mou le we lolo-paty hono:-P le be maso be reny andosiro=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2975